mampirafy

1. xxx ( 12/10/2006 21:48)
ahoana no hahafantarana fa mampirafy ny vadinao?
novalian'i Ryhaj ny 29/11/2018 16:48
2. cutie ( 12/10/2006 21:51)
Refa tratranao :lol::lol::lol:
3. colar ( 12/10/2006 23:24)
refa mando fona d refa mamba
4. hniala ( 13/10/2006 05:30)
refa kamokamo izy manome ao atrano e
5. booboo ( 13/10/2006 07:32)
refa kamokamo izy manome ao atrano e


aizaaaaaaaaaaaaa, mety hoe reraka, sorena, marary sns fa isaka zay kamokamo ve dia hoe mampirafy zay tssssssssssssss
6. diamondra27 ( 13/10/2006 08:56)
refa miteny hoe: za voky nefa le vadiny mba efa nikarakara sakafo tsara ery ho azy;
satria efa nisosy (ambony ambany, sur table=resto) izy de tsy manana force tsony sy tsy manana place asiana le sakafo
7. booboo ( 13/10/2006 09:00)
diamondra27 >:lol::lol: loza fa in-jato nampirafy ny vadiny booboo raha zany
8. ikalakintina ( 13/10/2006 09:53)
ny itako mety de ankisava telephone !fa tsy maintsy misy num itanao miverimberina ao raha tsy oe fafany anga!:oops:
colar: ahoana zany mando foana sy refa mamba zany?, ny mando ekeko, fa ny mamba , tsy efa avy tary am sisiny ve de mbola mazoto foana?
9. diamondra27 ( 13/10/2006 10:42)
booboo: tratra zany koa:lol:, mailo njy an!
kozy nge io e!

maninona aza izy no tsy mety hisakafo tsony, misy raha ao. Anontanio nge reo bandy ireo e!

Za tsy mampiady anareo an! fa efa fatanjy tsara ny momban'ny vadinjy de tsy maninona izany fa tsy voatery hoe: "toujours" le izy fa en général no lazaiko.

de io le tonga @ fitenenana oe: ne mettez pas tout le monde dans le même panier
10. diamondra27 ( 13/10/2006 10:47)
xxx: raha manitra ranomanitra izy de hummmm
raha misy lokomena ihany koa

de raha vao mahimahina koa eo @ présence-nao
de raha mody tara par rapport @ mahazatra fa lazainy oe: mbola nisy resaka t@ mpiara-miasa
de raha ohatra koa oe: aleo za hanary poubelle na hamoka alika (refa harivariva io an) hay izy ity , mampiaraka @ sipa any , vite fait.

Zava-misy doly 'reo an!

de be de be fa aleo ny sasany hiteny
11. booboo ( 13/10/2006 10:59)
diamondra27 > aaa tsy izy no manao an'io fa zà kah :lol::lol::lol:...vao maika pire fa ataoko daholo reo tanisainao reo :lol::lol::lol:.

Vazivavazy fa mety ho marina ireo tanisainao reo mankony raha toa tsy fanaon'ilay iraika mitsy nefa lasa ataony tampoka ohatra...tsy fantatro
12. simplex ( 13/10/2006 11:32)

diams: anhan! ;-)

xxx: somary tairina kely izy aloha. Tonga d tsory aminy enao nga mampirafy? sady serieux b an. Ra vao defensive d efa mahana. Avy eo jereo @ zay ny fihetsiny rehetra mandritra ny andro vitsivity maromaro, "symptomes" :°)

Refa mihamarina @ zay d pieger-o. D mba ataovy siora tsara oe tena miodina lery sady fika milay tsara fa ra tsy izany sady kobony no when be toi ra tsisy n'in in akory.:°):D:D
13. diamondra27 ( 13/10/2006 11:49)
simplex: :oops:

xxx: de haninona anefa enao raha mahafantatra oe: mampirafy izy?
Enao mbola tia azy , izy mety mba naka mi-temps kely fotsiny.

Fa tsy misy otran'ny miresaka tsotra ihany e! raha manao dialogue sy mi-intéresser aminao foana le olona de tsy mampirafy izy.

De à toi de jouer zany
14. mandrindra ( 13/10/2006 15:28)
aza mampirafy izany mizara fitiavana fotsiny dia milay be foana foana foana.
15. pissoa ( 13/10/2006 16:03)
mandrindra aoro size :-D:-D:-D
ahoana no hahafantarana fa mampirafy ny vadinao?
:-P:-D:-D:-D
16. pissoa ( 13/10/2006 16:04)
Ny tenin'i cutie no marina ndrindra :-D:-D:-D
17. Ruby ( 13/10/2006 16:30)
pissoa:

Ny tenin'i cutie no marina ndrindra :-D:-D:-D

marina tokoa ny tenin i cutie satria io ilay hoe mahita dia mino mazava ho azy.
fa raha teo amin'ny toeran i xxx ve i pissoa dia ho niandry izay fotsiny fa tsy mba nihevitra ny handalina kokoa aloha sy hamantatra hoe inona ny fambara?

18. diamondra27 ( 15/10/2006 07:19)


Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-10-2006 23:48:51
Lohateny : mampirafy
ahoana no hahafantarana fa mampirafy ny vadinao?




Mpandefa : cutie [ Valio ] 12-10-2006 23:51:38
Lohateny : Re : mampirafy
Refa tratranao


cutie: rehefa tratra ahoana akia?


rehefa tratra eo ambony fandriana ve
sa tratra nampiaraka
sa tratra niara-nisakafo @ resto
sa tratra niara-nijery ciné
sa tratra niaraka tany ampiasana
sa .....tratra ny mail
sa tratra ny sms
sa tratra t@ PC @ alalan'ny keylogger
sa tratra nisy nanome Numéro

sa.........................;-);-):-w:-w
19. diamondra27 ( 15/10/2006 07:25)
misy tratra fa tsy miaraka akory ry zareo fa ny olona no mamely tsaho sy manana imagination.

Raha vao mba manana mpiara-miasa manana attente aminao ianao de lazain'olona hoe: misy tsy mazava ao:-w:-w

Ny ahy fantako @ fihetsika ny olona raha mampirafy. Jereo tsara ny fomba fijerin-jareo de diniho fa ilay iray amoureux(se) manana fijery babo, tsy azo afenina io. Mi-admirer ilay olontiany izy rehefa miresaka aminy.

Tsy ho hay izany fomba famantarana azy izany raha tsy manao recherche sy manao expérience @ olona fantatrao fa mifankatia ianao.

Valable ihany koa io ho an'ny homosexuel

Izay te-hanandrana izany dia rehefa eny an-dalana , na any ampiasana na any @ rest etc... dia diniho ny fomba fijerin'ny olona manodidina anao , de tu poses de question oe: miaraka ve reo sa tsia.
Ho an'izay te-hahalala hoe: ahoana nymampirafy io fa tsy ho an'izay manankatao.
20. cutie ( 15/10/2006 16:00)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 15-10-2006 09:25:51
Lohateny : Re : mampirafy
misy tratra fa tsy miaraka akory ry zareo fa ny olona no mamely tsaho sy manana imagination.

Refa tratran-jy manao zavatra ze tsy tokony atao ( de anjaran-jy no meiritreritra we in le zavatra tsy tokony atao :lol::lol::lol:)
Mety iray @reo zavatra notanisain-jy ery ambony ery :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3354