mampirafy

41. anjely ( 13/11/2006 14:58)
mandrindra â! reveko ny philosophie ndry. sady ndry mody fan fa manala ihany an! milay ka
42. mandrindra ( 13/11/2006 15:21)
anjely, andao hifampizara e:wink:. izaho kosa tsy manala sy mody fan fa milaza ny marina e :°)
43. xxx ( 14/11/2006 07:56)
anjely:
Ny avantage-ny: tsy mampijaly ny andefo-mandriny izy satria tena 2ème vie en parallèle no iainany fa tsy misy risque handrava ny tokantrano
mampirafy ve de azo lazaina hoe ahazahoana avantage ? ny mampirafy ve de tsy hampijaly ny andefo-mandriny ? (de la part d'une anjely mba hafakely indray zany ! soahiany fa ps fotsiny io)


44. mandrindra ( 14/11/2006 10:07)
xxx a, mbola averiko indray fa tsy misy izany mampirafy izany e. fizarana fitiavana ve dia hampijaly?
45. Ryhaj ( 29/11/2018 16:48)
Izaho dia nanamboatra application (Android ihany, tsy mandeha iPhone) ho an'ny RAD, atao ao @ telephone an'ny zanaka. Papa na maman dia afaka manaramaso(mamaky) ny sms sy appels rehetra(entrants/sortants) @ telephone an'zanany, izany mba iarovana azy @ olona miserasera aminy(refa miconnecte internet ilay ankizy vao lasa any @ compte personnel web-nao daholo ireo, mahazo login personnel enao).

PS: mazava ho azy, azo ampiasaina @ madama na ramose :)

Raha liana ianao, dia indro ny email-ko: "sms.vu@vu.cx"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1593