mila namana hanao formation

1. quartermoon ( 06/10/2006 14:09)
bonjour! sao d mba misy mazoto hanao formation ao am croix rouge hiaraka amiko ahazoana C.S.S na Certificat Secourisme et Sauvetage? Tsy izany mantsy fa mila olona eo am 5 eo izy vao afaka mampanao formation koa mitady namana aho izany raha misy mazoto.Ilaina ihany izy io surtout ho an'ny vhv na lhl te-hanao concours hôtesse de l'air/steward koa ho an'izay interessé(e) d mba valio aho ary omeko avy eo ny mombamomba ilay formation(tarif, durée,sns...) merci bcp!
novalian'i kitjo ny 16/11/2006 15:13
2. Fiffi ( 06/10/2006 15:29)
aiza ny toerana hanaovana azy ? Ny Certificat Secourisme et Sauvetage io aloha tena hilaina mihintsy an! na tsy hanao hotesse de l'air aza !
3. petalesoka ( 07/10/2006 08:26)

Intéressant ilay hevitra na olona tsy hanao hôtesse sy steward aza, rehefa olona miaina ao anaty fiaraha-monina mila azy daholo ( amiko io an ) mety azo fantarina ve ny mombamomba ilay izy, ny andro hanaovana azy dia inona no critère ilaina @ fanaovana azy, faharetana, ny sarany...ets. Misaotra mialoha

bozifotsy@volila ny E-mail-ko sao mety ilainao



quartermoon:


bonjour! sao d mba misy mazoto hanao formation ao am croix rouge hiaraka amiko ahazoana C.S.S na Certificat Secourisme et Sauvetage? Tsy izany mantsy fa mila olona eo am 5 eo izy vao afaka mampanao formation koa mitady namana aho izany raha misy mazoto.Ilaina ihany izy io surtout ho an'ny vhv na lhl te-hanao concours hôtesse de l'air/steward koa ho an'izay interessé(e) d mba valio aho ary omeko avy eo ny mombamomba ilay formation(tarif, durée,sns...) merci bcp!



4. Fiffi ( 07/10/2006 09:26)
marina izany ! na aiza na aiza , hilaina foana io !
5. petakorona ( 07/10/2006 19:55)
mazotoa e
6. dailynews ( 12/10/2006 18:39)
quartermoon:

bonjour! sao d mba misy mazoto hanao formation ao am croix rouge hiaraka amiko ahazoana C.S.S na Certificat Secourisme et Sauvetage? Tsy izany mantsy fa mila olona eo am 5 eo izy vao afaka mampanao formation koa mitady namana aho izany raha misy mazoto.Ilaina ihany izy io surtout ho an'ny vhv na lhl te-hanao concours hôtesse de l'air/steward koa ho an'izay interessé(e) d mba valio aho ary omeko avy eo ny mombamomba ilay formation(tarif, durée,sns...) merci bcp!


rehefa manao io anefa dia valide h@ rahoviana ilay izy? mety mahita olona aho mantsy....ohatrinona ny sarany ary isaky ny inona no manao azy? sa mila hanoratana any amin ny hafatra ianao?

7. quartermoon ( 13/10/2006 12:25)
ok! merci beaucoup fa rahampitso omeko anareo ny information momba ny sarany,sns... fa ilay responsable koa no mbola tsy tao tamty semaine ty fa ao am croix rouge ao Tsaralalàna no hanaovana azy dia toa hoe eo amn'ny 1 semaine eo ihany.Rahampitso confirméko tsara!!
8. tianarivo ( 16/10/2006 20:23)
Ok milay io e, aza hadino fa za koa intéressé an !
9. tianne ( 03/11/2006 08:53)
tena tsara b zany fa mba az adino ny mi confirmé azy e tena liana b za.
10. tianarivo ( 07/11/2006 12:05)
de ahoana e. Mbola tsy nahazahoana vaovao angaha eh.
Tsy efa vita va lay izy sa dia efa nahazo namana hafa ndray nareo.
11. AndryGTI ( 14/11/2006 08:01)
ahona ny tohin'ity ???:roll:
12. kitjo ( 16/11/2006 15:13)
eee....
mety efa lasa full moon izy d tsita tsony

Mba asio info ihany r'ise fa na tsy izao aza mety misy namana mila an'io ho azy koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.418