¿nareo ve mifidifidy vazo rehefa mididtra boaty?

1. salmo ( 02/10/2006 16:21)
iza amin\'ireto no safidinao http://www.youtube.com/watch?v=ix2jcEOEcpk ary ny anakiray http://www.youtube.com/watch?v=XmITw1Iupqo
novalian'i kitjo ny 22/10/2006 19:23
2. Fiffi ( 02/10/2006 16:42)
heu... aleko kosa aloha le milamindalina ireny an!
3. titis ( 02/10/2006 23:21)
Tsy ny ahy le voaloha no tena hitako misy ambiance ka!
4. Bakobako2 ( 03/10/2006 06:51)
Salmo merci!
ka we any am boaty ve atao inn milamina fa tsy aleo mijanona any an trano.ô le tsiliva , manja e!
5. kitjo ( 22/10/2006 19:23)
RNB

ATy ndray misy quartier ray zay hoe "Muhammed SUltan road" tonga dia boite dol fts
d isaky ny boite ray d mozika ray

ra mande rock zany d rock mandramaraina

fa ny tena loza d ny ankamaroan'ny boite fandehanan'ny sinoa d Techno dol d tsisy mandihy zareo fa ny lohany fts no ahetsiketsiny oh le ol mihetsika tromba reny mandritra ny 2h fa enao ndray no fanina mjery azy

sinon ny boite falean' ny expat misy ny mozika rehetra

fa hafa ihany le any Dago to d misy Jaojoby sy ry Jerry marcoss reny..haha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1955