Ny Fanano!

21. melody ( 24/11/2006 12:47)
soanja: inona akia no dikany @ teny anglisy dia mila jerena ao @ google fa misaotra anao ihany nanome fanazavana fa mbola tsy faheno manko ilay izy :oops::oops:
22. booboo ( 24/11/2006 13:43)
Soanja > efa henoko io momba ny fananompitoloha io. Refa lé milasy reny zahay dia lé tompo-tany no mampitandrina anay, nefa am-povoantany zany ara fa tsy tany Diego a. Dia nolazain-dreo ndray hoe tsy ravina iraika fotsiny fa ndraindray roa dia ravina miloko samy hafa no halatsany...
23. melody ( 24/11/2006 16:35)
booboo: aiza ao dago ve?
24. booboo ( 24/11/2006 17:03)
Melody > ié, t@ mbola lé nilasy tany
25. melody ( 24/11/2006 18:49)
hay vé:oops:
26. soanja ( 25/11/2006 15:24)
prime:

soanja> misaotra amin'ny fanazavàna... hay efa mahafantatra an...:lol::-D:-D

Ory Prime a, Tsy azoko ny tianao tenenina. Ny zavatra hanontaniako eto anie efa somary ananako info kely na fantatro ihany fa mitrandraka izay fahaizan'ny hafa momba ilay biby na hevitra na zavatra hafa aho e. Hanmpiako ny fahaizako. Fa tsy hoe hamorona zavatra tsy takatry ny lohako. Ianoa koo.:-*:-*:-*

27. Fiffi ( 25/11/2006 16:09)
prime:
fiffi> vitsika sy karazam-bitsika ve izany ny fanano? raha ny filazan'ireo nahita mantsy (ntaolo) dia toa karazana bibilava ilay izy sa diso aho?
prime: de tsy aiko loatra akia fa mba hitako tao @ google de mba nomeko teto an ! :)http://fianarantsoa.africa-web.org/Ambatomena.htm

28. Fiffi ( 25/11/2006 16:10)
http://fianarantsoa.africa-web.org/Ambatomena.htm
29. sakaizakely ( 28/11/2006 14:36)
Soanja,

Isika malagasy dia matetika minomino foana noho ny tsy fahalalana angamba. Ny zava-manan'aina eto antany rehetra dia manaraka lalana natioraly azo démontrer-na aratsiansa daholo. Ko zany olona maty mivadika bibilava izany, nalaza tokoa izany fahiny. Milaza ho efa nahita daholo ny olona ary ny tena moa kanosa ka tsy mba sahy nijery akory. Donc bé ny resaka fa ny preuve 0. Raha izaho aloha dia tsy mino an'io aho e !

Azoko inoana angamba ny fananimpitoloha, mety ho misy malformation le biby, fa raha hoe olona no mivadika ho bibilava, eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee ! Tsa mino an'io aho ka ! Sady reko manko fa hoe ny mpanjaka sy ny andriana hono no mivadika fanano fitoloha dia ny merina tsotra fanano tokandoha. Fandrebirebena fotsiny io no sady resampoko be manadala fa ny merina hono izany no tena ambony e ! Izay no tsy mahamarina azy.
30. soanja ( 28/11/2006 15:13)
sakaizakely:

sakaizakely a, samy manana ny finoana aloha nyolona dia tsy azo tenenina hoe ratsy na tsara / na hoe marian sa tsia fa dia ny mianatra momba ilay zavatra inoany kosa de azao atao tsara.
Zany hoe izay ny finoany momba ny Fanano dia hajaina amin'izany izy saingy raha izaho koa dia tsy afaka ny hino zavatra toy izany ho ahy. Sady tsy izay koa ny momba ny razako fa hafa.
Mitovy amin'ny famadihana sns ihany io. Ao ny mankasitraka ao ny tsia ary ao ny mahita fa misy fiantraikany amin'ny tenany izay velona ny fanaovana famandihana ary misy ny sasany lasa rituel fotsiny fa tsy mino fa manara-panjaiatra fotsiny sns.
Misaotra aky nandray anjara amin'ny hevitra a. :-*:-*

31. prime ( 29/11/2006 15:13)
Soanja> ity misy fanamarihana kely:

> Fananona fa tsy fanano no fiantso an'io...

> Tsy fananom-pitoloha ilay bibilava maranitra be ny lohany, mpandatsa-dravina alohan'ny hamelezany (aty Imerina no misy azy, @ iny région est manodidina an'i Moramanga iny no betsaka azy) fa FANDREFIALA

> Ny fananom-pitoloha dia mbola misy resaka fanahy ohatry ny fananona io ihany ny momba azy... misaotra
32. soanja ( 29/11/2006 15:38)

Prime misaotra betsaka nanome fanitsiana. Izay anie ny tsy ahafohizako anao e. Hay fananona ilay izy. oK.:-*:-*:-*:-*:-* soa fa misy anao eto fa saika diso ny zavatra tiako atao.

33. barry ( 02/12/2006 11:52)
nisy namako zay ;ny bebeny hono fananona zany hoe bibilava ary ry zareo betsileo ;ka raha misy zvt tadiavin'io bebeny io dia tonga ao antrano hono izy ;dia misy maso tokana hono eo @ andriny dia mason'ilay bebeny ;dia eny @ rambony farany dia ahitana ny hakikelin'ilay bebeny dia lava hoho ;dia 1m hono ny halavany dia botakely lay bibilava ; ka asa zany na marina fa mbola mpianatra teny @ college zahay no mitantara izany ilay sipakely ;dia matahotra daholo ny ankizy mihaino ilay tantara
34. soanja ( 03/12/2006 00:40)
Barry > mahavariana tokoa ny zavatra inoan'ny olona an! tadidio koa anefa fa misy ny olona antsoina hoe mahay mitantara na mahay manao angano. :D:D
35. barry ( 03/12/2006 10:52)
:lol:hita hoa tena marina zany :-$
36. etoile129 ( 12/03/2016 10:15)
ny fanano, araka ny mis aty @région androy & anosy, de karazana bibilava do (dona @betsileo) mihalehibe. ref somary lehibebe iz de mamôka diamant mba hataony jiro refa mitad sakafo @alina. eny antendrombohitra na lavabato no itoerany, ka refa tena lehibe iz de mandefa orana mivatravatra @alina ka manararaotra de entin'ranon'orana mivarina any anaty ranomamy, avy eo entin'ranomamy any an-dranomasina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1249