tsy mahita asa

1. xxx ( 25/09/2006 18:45)
Tsy haiko na ato alou no tokony hanoratra ity fa zao ry reto a:Manana namana akaiky izay aho tena tsy mahita asa mitsy hatramzao satria izy tsy manana bacc fa niveau terminal d tena mijaly be mihitsy.Efa niasa izy teo aloha fa tapitra le contrat.Efa mba mandefa demande,(madajob,sns.. )izy, na izaho koa ary manampy azy fa d tena tsisy valiny mitsy hatramzao e!! efa 9 mois zay.Izy nefa dia te-hiasa mafy mitsy.izy koa moa tsy te- hanala bacc intsony fa efa bebe taona ihany.Ny experiences professionnellles mba efa nisinisy ihany.Ny problème_ny ko d zao:tsy dia afaka manao effort firy izy satria ngeza be(115 kg) fa mazoto ary salama tsara. Ny mety aminy zany d ohatra hoe: manao chauffeur(am location ,accompagnateur guide,livreur,na otrzany)na zay proposition misy fotsiny aloha e!Dia tena kivy izy ao ary vao maika miha_mitombo ao atrano fotsiny d mapalahelo anà.ka ra mba mahita asa ianareo azo propose-na aminy d mba ampio e!Izy dia olona cultivé,mahay français tsara, bonne présentation,mahay informatique bureautique,internet,..25 ans.mba valio ee!! merci
2. boubounezy ( 26/09/2006 09:56)
magaga zany ra livreur vitany bdb ny gasy afaa mandray ra resaka livreur zany. na ny vazah kou aza na au black na déclarer. tel vava dé maita aingana ra eto frantsa alou e! na misy bacc na tsisy tsy mila dilôme ny manao livraison zany. manao io izy pour commencer dé mitady zavatra hafa tsikely2 fa mila débra dé tafavôka fona.;-)
3. dailynews ( 27/09/2006 13:39)
nisy olona fantatro, raha tsy efa nandefa 3000 CVs izy tsy nahazo asa(cas extreme aloha izany)...noho izany dia herezo io olona io hitady asa isanandro mihitsy ary tsy hitsahatra mandra pahitany fa tsy tonga kosa dia ho kivy dia tsy hihetsika ao antrano intsony.
asaivo manao CV izymianaraka amin'ny anaran ny mpampiasa azy taloha sy ny numero ny tel n'ny mpampiasa azy taloha izay hahafahan ireo izay mety ho mpampiasa vaovao mijery hoe iza izy raha toa ka ilaina ny mitady ny mombamomba azy(lettre de reference)
fa ny asa mety misy saingy ny olona raha tsy mahafanatra mazava hoe iza ianao ary ahoana ny fomba fiasanao dia sarotra amin' ny olona ny tonga dia mandray anao.
4. naritsimba ( 03/10/2006 10:36)
fa aiza ilay olona no mipetraka?
5. xxx ( 03/10/2006 13:32)
boubounezy:

magaga zany ra livreur vitany bdb ny gasy afaa mandray ra resaka livreur zany.


Misaotra mialoha an'i boubounezy fa asiana manoratra any aminao izy izany hanoro azy ilay gasy afaka mandray?

6. xxx ( 04/10/2006 16:00)
naritsimba>aty Madagascar izy no mipetraka(Ambanidia)
7. LazaDaddy ( 05/10/2006 00:42)
tsy mahita asa
"Maro ny vokatra fa vitsy ny mpiasa" hoy i Jesoa (Dika teny LD). Sao kosa ary dia any @ mpampiasa tsy tokony alehany ilay olona no mitady asa?

Ny fantatro aloha dia:
- misy asa betsaka any amin'Andriamanitra (mioty ny vokatra namboleny)
- tsy mitaky CV sy mari-pahaizana na trai-kefa Izy fa ny toe-po sy fahavononana no jereny
- tsy takatra heverina ny fitiavany sy fikarakarany ny "mpiasany"
8. AndryGTI ( 14/11/2006 08:02)
Iny idray tsy hitako
9. kitjo ( 16/11/2006 15:17)
xxx> fa manin enao manao xxx?

bon za tsy mpiresaka amin'ol mpanao xxx mihitsy fa exception ity

alefao amiko @ hafatra ny email-nao d meko ny email-ko d mba alefaso amiko ny CV_ny..ahitako ilay asa efa nataony fa mety afaka manampy aho!
10. Rasiligaoma ( 02/01/2007 15:57)
ary ny manao self creation sy manao freelance ve tsy mety?

toa io no tena ataon'ireo tanora gasy nianatra taty ivelany ka nody, ary izay nanao toa lasalasa daholo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2587