TETIKASA

1. fudji ( 16/09/2006 05:10)
Bjr
agoana ny hevitrao mikasika ny SGS eto Mada
novalian'i fens ny 25/09/2006 18:23
2. sipagasy ( 16/09/2006 05:53)
inona izany??
3. Fiffi ( 16/09/2006 06:15)
Société Générale de Surveillance (SGS)
4. ferrari ( 18/09/2006 18:21)
Dia manao inona lay SGS eto Mada ?
5. diamondra27 ( 18/09/2006 19:09)
manao surveillance akia izany a! securité
6. mandrindra ( 22/09/2006 15:28)
sao dia ilay entreprise mpanao contrôle qualité io
7. fens ( 25/09/2006 18:23)
fudji:

Bjr
ahoana ny hevitrao mikasika ny SGS eto Mada



Tsy manan-kevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3385