Ny any an-dafy any hono ...........

1. dolby ( 12/09/2006 11:57)
Maninona raha samy mba milaza kely izay zavatra hitany fa marina tsy araka ny hiheverana azy any Madagasikara.
Mba hiomanan'ireo izay ho avy sy hampitony ny sain'ireo izay any.

Ohatra :

- Ny mahagasy aty dia misy mijanona foana tsy voatery any @ toerana rehetra akory fa misy kely ihany tsy maintsy hita taratra na ataon'ny olona hita hoe gasy ianao.

- Rehefa andro fety aty dia indraindray na mahalana tsy dia mihaona amin'ny havana fa samy manao fety mangingina ao an-trano ao. Tsy mamono vorontsiloza na ganagana aty

- Raha mpianatra ianao, raha tsy hoe manambola be (bourse na misy spons matanjaka) dia tsy maintsy manao petit boulot mba hivelomana.


novalian'i ilafy ny 23/12/2015 20:56
2. dolby ( 12/09/2006 11:58)
Azo lazaina daholo na tsara na ratsy. Mba tohizo ary
3. Fiffi ( 12/09/2006 12:42)
fa nahoana no tsy mamono ganagana na vorotsiloza aty ? zah kosa aloha rehefa fety de miaraka @ fianakaviana foana an! Tsy hadino zany mihintsy ny dinde farcie :miam::miam::miam: ny Noely sy ny Paska de natokana tsy maintsy miaraka @ fianakaviana . Tsy hatao ambanin-javatra io an!
4. ganafolaka ( 12/09/2006 12:47)
tsy misy vola hividianana gana sy vourntsiloza ve sa ny gana sy vourntsiloza hovidina no tsy misy :-w

ny petit boulot ndray de tsy misy maharatsy azy satria fanazarana ny tanora hamelona sy hikarakara tenany :miam:

leçons de vie doly zany eh :D
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))

5. ganafolaka ( 12/09/2006 12:50)
sady ra fianakaviana 4 ve ohatra hividy vourntsiloza 1 tena mety herinandro vo lany :-D
6. andry08 ( 12/09/2006 13:09)
Diso ianareo fa ny vorontsiloza anie aty ka eny @ tsena isan'andro e!Tsy resaka lainga fa ny dinde dia isan'andro @ vazaha.Rehefa fety no manao dinde farcie toa ny nolazain'i Fiffi:*,ary na dia hita taratra aza fa gasy ianao , inona ny olana? Gasy foana ary rà gasy no mikoriana ao ka inona ny olona?
Tsy olona hafa anie ny gasy fa mitovy @ rehetra e!
Ny fianakaviana dia afaka mihaona foana , raha tsy izany tsy fiakankaviana.:)
7. dolby ( 12/09/2006 13:52)
- Ny resaka fitsaboana dia anisan'ny tena tonga lafatra ary ny fanjakana dia manampy betsaka amin'izany (SECU). Raha kely ny vola miditra dia mahazo ny antsoina hoe CMU dia tsy mandoa mihitsy ny ankabeazany rehefa makany amin'ny dokotera. Raha ho an'ireo olona efa miasa kosa dia ampiana mutuelle ilay SECU teo amboany mba tsy handoavana intsony rehefa makany amin'ny doko.

- Ny rehetra dia afaka manana fiara daholo aty, matetika (matetika ho'a) raha fiara vaovao be dia natao crédit izy zay, raha fiara d'okazy dia novidiana cash (moramora kokoa ny vidiny)

- Aza gaga amin'ilay hoe toa "nahavidy trano sahady" satria ny hofan-trano aty mitovy amin'ny mividy trano ihany , mindrana vola amin'ny banky dia mamerina isam-bolana.

- tsy dia betsaka karazana anana aty, epinard sy anandrano no hita matetika moa ny ambiny indraindray ihany
8. dolby ( 12/09/2006 13:53)
Afaka miteny koa ireo any @ faritra (US, Canada, Japon, Suisse,..) hafa fa ny hitako eto Frantsa no tanteriko eto.
9. booboo ( 12/09/2006 14:11)
Ny resaka fitsaboana dia anisan'ny tena tonga lafatra ary ny fanjakana dia manampy betsaka amin'izany (SECU). Raha kely ny vola miditra dia mahazo ny antsoina hoe CMU dia tsy mandoa mihitsy ny ankabeazany rehefa makany amin'ny dokotera. Raha ho an'ireo olona efa miasa kosa dia ampiana mutuelle ilay SECU teo amboany mba tsy handoavana intsony rehefa makany amin'ny doko.


hum...:-w :-w. Jerijereo any @ google na tsy haiko any ihany na zany aza ny réformes nisy ary mbola hisy fa tsy tena rose araka io ny fandehany.
10. hery ( 12/09/2006 14:16)
Raha manana papiers dia ireo nolazain'i dolby ireo :-)

- Raha manao vacances dia mitondra saosy matavitavy fa ho be ny fianakaviana (sy ny akama) hiandry anao.

- Ny vary aty dia efa mihoatra ny 5.000 ariary (25.000 fmg) ny kilao.

- Afoizo ny anandrano (le masisosiso iny :-))

- Ny asa mora mahita raha vonona ny hiady mafy, hampiasa sandry sns.

- Aza miantehitra amin'ny gasy hafa sao diso fanantenana.
11. Samoana ( 12/09/2006 14:24)
hery:


- Afoizo ny anandrano (le masisosiso iny :-))




Misy anandrano amidin'ny sinoa kah ! 1 euro eo ny toko
12. booboo ( 12/09/2006 14:32)
Misy anandrano amidin'ny sinoa kah ! 1 euro eo ny toko


aty aminay 1,50 ny 2 bottes. Fa aty aminay ambanivohitra feno fermes ireny dia any foana no mividy dia tena mahita mora na légumes na fruits ( mitaha @ grandes surfaces na supermarchés ireny )
13. Fiffi ( 12/09/2006 15:52)
dolby: Ny CMU de natokana ho an'ny olona communauté eureopeanina , na ny vahiny manana taratasy ohatra hoe carte de séjour ! Na izany aza de tena ilaina ny mutuelle satria tsy halohan'ny sécu daholo ny frais rehetra afatsin'ny hoe misy haretina cancer na "reconnu dans la liste"
Aza gaga amin'ilay hoe toa "nahavidy trano sahady" satria ny hofan-trano aty mitovy amin'ny mividy trano ihany , mindrana vola amin'ny banky dia mamerina isam-bolana.
hummmm! na ny fividianana fiara na ny trano aloha tsy ny rehetra no afaka manao an'io findramana vola any @ banky io fa misy critère goavana be vao mahazo ny prêt bancaire an! Mila garantie matanjaka be io . Tsy maintsy be aloha ny karama ary ny credit @ fianakaviana tsy mihoatra ny 25% du revenu raha tsy zany tsy mampihindrana ny banky.
Ny anandrano , ny sakamalaho , ny sakay , ny mananasy , manga sns..;de efa ahitana azy daholo erakin'ny mpivarotra.
14. bibilax ( 12/09/2006 18:38)
slt daholoa raha aty fivelany aloha @ko raha hitadiavana de mety e , fa raha hionenana mandrakizay tsy mamely satria monotona be ny fiainana aty rotoroto foana , sady ny akamaroany ny olona aty de miavonavona izany raha aty france io sao milay izany nefa sendra niditra t@na foyer iray izay za fa tena olona 8 no mipetraka @ efitra iray ,tsy aiko aloha @zao e ,de refa mande miangona enao de fampiderana no hita any fa tsy mba hivavaka akory marihiko fa ny akamaroany io fa tsy ny rehetra akory a , sao misy tezitra fa zany aloha no hitako aty par(is sy ny manodidina e , ok
15. andry08 ( 12/09/2006 18:59)
Izahay sady tsy mirotoroto no tsy miaina 8 ao an-trano, no sady tsy miavona koa? tsy mifampidera.
Tsy voatery fa ny honohono ve no henoinareo?=))=))
16. Fiffi ( 12/09/2006 21:02)
bibilax: mba hafahafa kosa zany hoe any Paris-nareo zany an! zah ve rangaha eto paris tsy mahita an'zany zavatra rehetra lazainao zany klé !

Fa le hoe fiainana mirotoroto ve midika hoe monotone ? :roll::roll:
17. soanja ( 13/09/2006 02:53)
Ireto indray alo no hitako goavana aty aminay.
-Mila mihaino radio isanandro mihaino hoe hanao ahoana ny andro androany mandra-pidiranao ny trano, fa tsy mandainga mihitsy. Rehefa mangatsiaka dia tena hangatsiaka tokoa dia aza hadino ny akanjo mafana sy ny bonoka be.sns
-Rehefa hoe amin'ny 10 ny manomboka ny zavatra iray dia amin'ny 10 tokoa fa tsy misy ankiandry toy ny lera gasy.
-Rehefa la neige dia mila manao boots mifanaraka amin'ilay izy fa raha tsy izany tonga de mibolisatra ampovoan'olona dia menatra be. F atsy hoe mety ity kiraro ity fa mafana tsara nefa tsy natokana ho an'ny la neige hatrany ampanasa-dranjo.
- Rehefa hoe marary dia marary aza manafina mihitsy hoe marary satria tsy tian'ny olona ilay mamindra sery na flu. Tsy voatery handeha hiasa ianao rehefa marary fa matahotra hifindran'aretina daholo ny olona.
-Rehefa hoe ambehivavy ny cabone dia azy izay fa tsy ifampizarana amin'ny lahy akory.
sns Fa ny tena goavana dia hoe rehefa te hamangy olona na ho avy dia milaza mialoha fa tsy tonga de mandom-baravarana fotsiny hoe haody ny ato. Zany hoe fantatra tsara ny lera haviana ary efa visavisaina ny lera hodiana.
18. Fiffi ( 13/09/2006 06:05)

Raha aty frantsa ianao ka miasa de marary de nahazo "arrêt de maladie"

-Tandremo fa tsy ny mpampiasa anao no mandoha ny karamanao fa ny sécurité sociale

-Tsy mahazo mivoaka ny trano raha tsy @ ora omen'ny sécurité sociale
-de 12h (midi) à 14h , ny hariva de 16h à 18h

-Misy contrôle handefasan'ny sécu olona @ ora na andro tsy hampoizina ka raha sanatria tsy ao an-trano de
fohanany avy hatrany ny karama raha tsy misy porofo ohatra hoe tany @ dokotera.

Ny permi indray de raha vao manala permi voalohany de 6 points mandritrin'ny 3 taona tsy nisy olana
Lasa 12 points io avy eo .

Raha sanatria ka mitondra fiara ka nisotro zava-pisotro misy alikola de:
-6 points manomboka eo @ 0,8 g/ l na delit de fuite
-ny contravention - 1 à - 4 points (ex : excès de vitesse, refus de priorité…)
19. xxx ( 13/09/2006 06:24)
Izaho indray mba tiako lazainareo ny momba ireo Malagasy mipetraka any France kanefa tsy ara-dalana ny papiers-ny. Manana namana izay aho mantsy ary fantatro fa nanana olana amin'ny carte de séjour izy dia tsy rekointsony ny aminy.
20. Fiffi ( 13/09/2006 06:47)
rekointsony :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9488