Rose/ Orchid Garden

1. soanja ( 07/09/2006 05:31)
Mba faniriako koa ny ahita Rose na Orchid garden mahafinaritra be isan-karazany ao Tana na any amin'ny Provinces hafa zany hoe feno Orchidees isan-tsokajiny dia afaka milalao ao ny ankizy sady maka rivodrivotra ary natao ho fitsangatsanganan'ny daholo be tia tontolo iainana. Tohizako ihany ny nofiko. Tsy hotanteraka ihany ve indray andro any.
novalian'i soanja ny 07/09/2006 19:43
2. naritsimba ( 07/09/2006 10:45)
Tahakan'ny azoko an-tsaina izany ho entin'ny soanja any Andasibe izany !
3. soanja ( 07/09/2006 17:08)
Naritsimba le izy anie eo an-tanana ihany amin'izay tsy voatery mandoa vola be ny ankizy sahirana mba mankafy ny ananantsika. Zah aloha dia isany raha misy io projet io.
4. Fiffi ( 07/09/2006 17:30)
tsy ratsy aloha le hoe manofinofy saingy raha zah ndry ry soanja hasiako fetrany hiany satria sao manko mankarary nihafarany ? jerena manko ny fandehan-javatra any dago ...heu...nefa moa enganie ka any aoriana any mba hisy ireny zavatra ireny .
5. soanja ( 07/09/2006 19:43)
Fiffi:

tsy ratsy aloha le hoe manofinofy saingy raha zah ndry ry soanja hasiako fetrany hiany satria sao manko mankarary nihafarany ? jerena manko ny fandehan-javatra any dago ...heu...nefa moa enganie ka any aoriana any mba hisy ireny zavatra ireny .


Efa nahatanteraka ny iray tamin'io aho tany amin'ny faritra hafa fa tsy tao Tana. Be ny gasy sy vazah samy manakafy azy ary ny ankizy ao an-tanana. Noho izany possibe io. Mila manonofinfy avy eo manampy amin'ny fanantanterahana.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1896