c est du propre sur M6

1. ferrari ( 06/09/2006 19:31)
Hitanareo ve lay emission omaly alina vers 21h mampiseho vvy 2 tonga ani antrano ny olona dia mampianatra mapirina sy misasa ny trano. Gaga fa misy ny frantsay aty ny tany mandroso. Kanefa ani Madagascar be ny poussiere fa madio ny trano olona. Tena mampamenatra dia lay olona tsy mirara. Nisy efa 10 taona tsy napirana trano nareo ve dia mavita mamdeha an tele dia hita fa krotana sy maloto ny trano ? Tena misy sampina mihitsy ny frantsay manao emission otraminy io
novalian'i kelly13 ny 09/10/2006 17:01
2. vale ( 06/09/2006 21:13)
tsy mampino e? ary sao dia scène efa homanina doly ary reny eh?:roll:
3. fijo ( 06/09/2006 21:56)
misy mihintsy olona toa ireny ka.karazana aretin aizy io,fa tsy tadidiko le anarany.
4. miantra ( 07/09/2006 08:17)
fahakamoana ve ilay aretina sa manao laisser-passer be loatra ry Fijo?
5. booboo ( 07/09/2006 08:26)
zà tsy mahatoky ny emission tahaka ireny @ la 6 mihitsy : ovain-dry zareo araka ny tiany ny fandehan-draha fa tsy ny tena zava-misy no filmer-ny sy avoakany avy teo.

Arnaquelaposte koa ny la 6 :°)
6. mandrindra ( 12/09/2006 13:21)
booboo, marina izany

fijo, diso tsipelina kely angamba lesy ialahy. hoy ianlahy hoe "aretin" fa ilay "a" io soloy "c", fa izay no tena izy amiko
7. Bakobako2 ( 03/10/2006 06:55)
film reny e! betsaka ny fandaharana tsy mitombona miintsy fa , bizna reny e! hitarihana ny mpijery.
8. kelly13 ( 09/10/2006 17:01)
booboo:

zà tsy mahatoky ny emission tahaka ireny @ la 6 mihitsy : ovain-dry zareo araka ny tiany ny fandehan-draha fa tsy ny tena zava-misy no filmer-ny sy avoakany avy teo.

Arnaquelaposte koa ny la 6 :°)


za kou alou ny emission la 6 tsy d atokisako mihintsiny e! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0869