mijor vavolombelona

1. petite ( 06/09/2006 14:52)
Nahazo vady hendry be tato @ serasera, ka noho izany dia Mametraka ny fisaorana be dia be ho an' ny serasera. org, sy ny mpandrindra, ary ny ekipa rehetra fa nahazo vady sahaza tato ny tenanay..sady vady tonga lafatra...dia sambatra be izahay mivady, ary miadana ny tokatranonay. Tato no nihaonanay...dia tohizo hatrany fa mahafinaritra e! de miorary soa e
novalian'i niryna ny 27/01/2007 04:34
2. cutie ( 06/09/2006 15:24)
petite mirary soa=D=D=D=D
de mba tantarao kely ny fandehany fa misy mitady ary @forum fitiavan ary :lol:
3. dolby ( 06/09/2006 15:24)
petite:

Nahazo vady hendry be tato @ serasera, ka noho izany dia Mametraka ny fisaorana be dia be ho an' ny serasera. org, sy ny mpandrindra, ary ny ekipa rehetra fa nahazo vady sahaza tato ny tenanay..sady vady tonga lafatra...dia sambatra be izahay mivady, ary miadana ny tokatranonay. Tato no nihaonanay...dia tohizo hatrany fa mahafinaritra e! de miorary soa e


Ndana mba tantarao ato
4. cutie ( 06/09/2006 15:26)
tsy tara i dolby :lol:
5. Samoana ( 06/09/2006 15:41)
Fiadanana sy fahendrena ho mandrakizay no iriana ho anareo mivady izany e !
Asio vazivazy ihany anefa eny anelanelany eny fa mbola lava andro hiainana e !:wink:
6. diamondra27 ( 06/09/2006 16:16)
cutie koa hono nahazo fa tsy miteny:wink:
de mahazo bizoroka be :-*:-*:*:*
7. tafita ( 06/09/2006 16:19)
Ataovy andro voamarika anaty boky volamena
ilay fifanekena
d'ilay fifanekena nataonareo fa hivady
tsy mba hiadiady
fa hahay hifanaja hifanolotra soa
enareo roa
Mahaiza mibanjina izay hoavinareo
manomboka hatreo
amin'izay tsy ho rava ilay tokatrano
toy ny vary sy rano
ka hiaraka foana hijery izay mahasoa
ianareo roa
ary dia maniry anareo hahatonga
dia irony kilonga
na lahy na vavy , ho dimby sy fara
hahazo izay anjara
hifankatia ary koa mifanaja
eo anivon'ny zaza
ka ho tatdidinareo tsy misy toa azy
ilay datin'ny Mariazy
ho sambatra hanana dimby sy fara
hoan'ilay Gasikara

Mirary soa eeeeeeeeeeeeeee


8. cutie ( 06/09/2006 16:19)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 06-09-2006 18:16:29
Lohateny : Re : mijor vavolombelona
cutie koa hono nahazo fa tsy miteny

hummmmmm:-$
9. booboo ( 06/09/2006 19:22)
petite > arahabaina dia mahareta soa ny raha

Cutie > efa vonona ny pop corn fa miandry ny be sy ny bobaka :°)
10. cutie ( 06/09/2006 19:24)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. cutie ( 06/09/2006 19:25)
tsy aleo ve i DM no hitantara fa izy niteny an'zany hono:-D:-D:-D:-D
12. fasaly ( 06/09/2006 19:46)
nalaky be zany fanambadina zany:roll::lol:
mahareta hatram farany zany de bonne chance aky petite a! sambatra zay mifankatia rehetsa eeee!:°)
13. boubounezy ( 06/09/2006 20:43)
arabaina dé mareta e! hatraminy farany =D=D=D
14. cutie ( 06/09/2006 20:43)
toa gaga be i fasaly :roll:
15. soanja ( 07/09/2006 04:22)
petite:

Nahazo vady hendry be tato @ serasera, ka noho izany dia Mametraka ny fisaorana be dia be ho an' ny serasera. org, sy ny mpandrindra, ary ny ekipa rehetra fa nahazo vady sahaza tato ny tenanay..sady vady tonga lafatra...dia sambatra be izahay mivady, ary miadana ny tokatranonay. Tato no nihaonanay...dia tohizo hatrany fa mahafinaritra e! de miorary soa e


Arahabaina nahazo tokatrano ary mirary ny soa indrindra ho anareo roa. Hambin-java-manasatra ary ho reharehan'ny faramandimby. Soanja.


16. vakiniadiana ( 07/09/2006 05:02)
Arahabaina e, tara loatra aho izany
17. soanja ( 07/09/2006 05:17)
vakiniadiana:

Arahabaina e, tara loatra aho izany


Rha ny fahitako azy aloha dia tena mbola ao tsara ise fa tsy tara.


18. fasaly ( 07/09/2006 05:58)
cutie: kou gaga beuh zà hoe malaky ihany kay ny fanambadiana na de hoe resaka vitoaly aza:roll::roll::-D:-D nefa ny fiarahana mivantana tsy malaky otrzany fa mifandazo amantaonany vao mivady:roll::roll::?:-D:-D:-D, hummmmm efikasy be zany lay virtoaly fa aleo kou mboa hitady taolan-tehezana ....:°)
19. naritsimba ( 07/09/2006 06:49)
Dia mirary tokantrano sambatra ho anareo roa, enga anie ka ho irin'olona fa tsy haniry olona, harahin'jazalahy sy zazavavy, tongava @ ambony indrindra,
Ny fiadanana avy amin'i Jesoa Kristy anie hirotsaka lalandava ao an-tokantranonareo.
20. cutie ( 08/09/2006 01:26)
fasaly ka io le nanontaniako iny we hafiriana no tokony miaraka vo tokony manambady de hoy njy we na zao de zao aza :-D:-D:-D:-D
de eto njy gaga njay :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1386