Nahita mpamono olona

1. soanja ( 19/08/2006 04:45)
Zah hoy aho nahita indray mandeha izay olona nifampitifitra dia naratra be ilay olona. Be dia be ny olona nahita an'ilay izy. Be no niantso polisy fa zah kosa lasa niafina aloha dia tsy nivoaka teo amin'ilay mangazay teo akaiky raha tsy efa tonga ny polisy sao maty eo.
Fa nony nanontany ny polisy hoe iza no nahita an'ilay fitifirana dia samy niala daholo ny olona. De zah moa nihanahana teo hoe hitena sa tsia. Ilay mpitifitra koa nitsoaka tamin'ny auto.
De nony nanontany ahy ny polisy dia niteny aho fa nahita. Dia niteny izy hoe mba azonao fenoina ve ity taratsy ity hilaza fa vaovolombelona ianao? dia namaly ahy hoe voatery hivezivezy aty Chicago ve aho noho ity? Ie hoy ilay polisy. Tsy mety amiko zany hoy aho fa any Colorado aho no mipetraka. Dia tsy nahateny ilay polisy ka zah tsy hivezivezy aty fa be asa be. De diso ve zah tsy nanaiky ho vavolombelona? Lasa moa aho fa tsy nijanona teo intsony sady tsy nomeko azy ny momba ahy sao misy arakaraka. Ahoana ny fahitanareo an'io? Toa tsy mandry mantsy ny conscience-ko indraindray rehefa mieritreritra izany satria tena nahita maso mihitsy aho.
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 15:36
2. Fiffi ( 19/08/2006 06:45)
heu...somary sarotra ny position misy andry raha izany ! Fa raha zah aloha no teo @ toerana misy andry de nataoko le izy satria raha mba ahafahana ny fahazahoana an'ireo olona jiolahy sady koh @ zay nisy ny naratra ! Ny hoe matahotra ny represaille indray , ndry nge zany lavitra no mopetraka ka ho sarotra hiany no fahitana andry koh!
Na izany aza rehefa maka renseignement tahak'izany ange ny polisy , azondry tsara ny miteny azy hoe tsy divulgena ny momba andry eh! fa hatao anonima ! sady tsy hilaza avy hatrany ry zareo hoe ity olona ra-anona ity no témoin nahita ny an'ireo olona ireo an! Ary fantany tsara zany hoe tsy azo hatao io!
3. diamondra27 ( 19/08/2006 08:22)
:-w:-w:-w:-w
4. papounette ( 19/08/2006 09:34)
Na zany aza,zà alo matahotra e!Ary matoa ny olona miala pà daholo de ao raha.
Ny fanaovana vavolombelona @raharaha ohtr'itony ange tena mandany fotoana sy vola e no dangeureux be mitsy.
Fa raha tsy tranquille ny conscience ndry de aleo ihany mande mitémoignée de tsy maintsy ho hita eo zay tohiny nosady mijereva olon afaka hanampy andry momba izany zavatra izany.Any @nareo US any toa misy zavtr ohtr'izany
5. soanja ( 19/08/2006 09:54)
papounette:

Izay indrindra ry Papounette no nialako tamin'ilay izy le hoe hivezivezy miaka midina amin'ny fitsarana any Chicago nefa ny tena ary ankodahoda be ary no mipetraka sady mila mandeha avion foana vao tonga raha maika sns nefa ny vola miraraka fa ny fanjakana tsy fantatro na hiantoka na tsia, ny asa tsy azo avela. Ny vatana ho rerka. Le zavatra hatao tsy hoe zavatra hahafinaritra fa resaka famonoana.
Ilay tsy mandry ny saiko dia tsy hoe tena tsy mandry satria be koa anie ny nahita teo fa hoe enga anie fotsiny mba nisy nety nanao vavolombelona izay tratra farany teo satria be dia be izahay no nandalo teo. Efa tara loatra raha izao indray vao hoe hilaza fa nahita satria manajry maha be taratasy fa dia aleo eritreretiko hoe sitrana ilay rangahy dia tratra ilay namono.

6. methode ( 19/08/2006 10:21)
Mila fisainana tsara aloha le vavolombelona hoe mety hanampy ny polisy amin'ny fahitana ilay namono ve. Raha tsy manampy dia tsy misy ilana azy ny fijoroana vavolombelona. Afaka miteny koa hoe nahita fa tsy nahamarika ny mombamomba ilay nitifitra!
7. simplex ( 19/08/2006 10:52)

Tena otran'ny film mintsy izy zany an!:°):-D:-D

Ndraindray @ fiainana tsy voatery manao ny zavatra mety foana ee. Refa izay ny safidy de tairo @ zay fa aza asiana "remords" zany hoe sao de, sao de. Sa ahoana :?::?:

:-*:-*

8. Herimiafina ( 20/08/2006 19:27)
soanja:

Zah hoy aho nahita indray mandeha izay olona nifampitifitra dia naratra be ilay olona. Be dia be ny olona nahita an'ilay izy. Be no niantso polisy fa zah kosa lasa niafina aloha dia tsy nivoaka teo amin'ilay mangazay teo akaiky raha tsy efa tonga ny polisy sao maty eo.
Fa nony nanontany ny polisy hoe iza no nahita an'ilay fitifirana dia samy niala daholo ny olona. De zah moa nihanahana teo hoe hitena sa tsia. Ilay mpitifitra koa nitsoaka tamin'ny auto.
De nony nanontany ahy ny polisy dia niteny aho fa nahita. Dia niteny izy hoe mba azonao fenoina ve ity taratsy ity hilaza fa vaovolombelona ianao? dia namaly ahy hoe voatery hivezivezy aty Chicago ve aho noho ity? Ie hoy ilay polisy. Tsy mety amiko zany hoy aho fa any Colorado aho no mipetraka. Dia tsy nahateny ilay polisy ka zah tsy hivezivezy aty fa be asa be. De diso ve zah tsy nanaiky ho vavolombelona? Lasa moa aho fa tsy nijanona teo intsony sady tsy nomeko azy ny momba ahy sao misy arakaraka. Ahoana ny fahitanareo an'io? Toa tsy mandry mantsy ny conscience-ko indraindray rehefa mieritreritra izany satria tena nahita maso mihitsy aho.

Raha resaka Gang de rue toy ny ao Chicago sy New-York aloha retsy ry soanja dai manaiky ny reaction-nao tanteraka aho satria tsy maintsy misy impact amin'ny fiainanao ny maha-temoin anao amin'ny tranga-javatra toa ireny.
Reglement de compte-n'ny gang de rue izany raha ny fahalalako azy ary raha manao vavolombelona ianao dia lasa mi-s'expose amina zavatra goavana maro, mety arahany mety menacer-ny....sns....

Raha resala deposition fotsiny ihany dia tsy maninona, fa raha lasa temoin a charge amin'ilay afera ianao no olana satria midi-kizo ary tsy hamela anao ny gang de rue.

Ny hany conseil-ko dia ity: "misy intermediate maromaro, volunteer maka ny temoignage-n'ny olona nanatrimaso ka iny volunteer iny no misolo ten anao izay anonyme manampy ny polisy hanao ny famotorana hatranmy amin'ny tribinaly".

hanontanio fa efa officiel mihintsy io resaka olona manolontena hiady amin'ny gang de rue io ary maka ny deposition -ny temoin nanatroi-maso avec anonymat.

tsy misy risk kokoa amin'izay. :-*:-*

9. soanja ( 20/08/2006 22:26)
Misaotra HM fa tena ilaiko tokoa io hevitrao io. :-*:-*:-*:-*
10. papounette ( 23/08/2006 15:21)
Hay ve misy an'zany ry Herimiafina.
11. Herimiafina ( 23/08/2006 17:19)
Hitako tamin'ny TV indray mandeha izay vao tsy elaela akory izay , nisy fifampitifirana tao Buffalo tao dia mba hiadivana amin'ny crime toa izany dia misy association volunteer mihintsy manana solontena isaky ny tanana manao io misolotena temoin à charge io, satria matahotra ny olona manome information, manana numero 1-888-xxx-xxxx ry zareo fa sty tadidiko fa tedavo amin'ny net! :-*
12. soanja ( 23/08/2006 23:31)
Ok!Aleo zany a jereko, fa raha vao hoe tongava aty matetitetika dia miala tsiny fa miala aho fa zah tsy te handany vola miaka midina. F asoa fa misy an'io aloha hanalana an'ilay eritreritra tsy mandry. HM > You are cool man!
13. boubounezy ( 31/08/2006 16:00)
ouille! dé tsy nataotsa be ve njy? za laou mbola tsy nait'e! fa efa mba naoeno filazany oull fotsiny. dé tsy mipetraka ao andoanjy fona vé lé sary??
14. soanja ( 01/09/2006 04:59)
An an rehefa mieritreritra azy ihany aho hoe nanao ahoana izay ilay olona naratra/ na maty vao tonga saina aho hoe tokony ho any ihany hanao vavolombelona. Rehafa nankaty US aho dia efa nanamboatra saina fa riska daholo ny fiainana ary vonona handray izay zavamisy eo.
15. boubounezy ( 02/09/2006 10:06)
fa taiza lé izy no nitranga, fa ra tany us tena aza miditra fa danzéré bé zany, na aty dago aza efa tena grave bé mintsy zany manao témoingage zany nge é!
za alou dé tsy mba miconseille anjy anizany e! njy njay anaovany règlement de compte eo!!
16. soanja ( 02/09/2006 13:43)
Chicago, Il USA ka.
17. boubounezy ( 02/09/2006 21:43)
(l) njy gasy an! za nationaliste bé dé zay ny matonga anah miteny anio fa avelao any kia zany a! marina fa ra za ny t@ toeranjy dé tena tiko igadra ny mpamoll sy ny ratsy fanah orizany fa lé oull amono anjy avy eo nafa tsy avanjy akory ary lé maty efa maty zany. njy no vell ary afaka manao ty tena njy ra zay lé situation fa sô dé mba miéna 1 kou ny isany gasy e! sady njy manjakely io. ratsy bé lé midénonce aty an! na aiza2 kou mou io fa tsika tsy @ tanintsika akory tanjemo kia! A/tra tsy ty ny afaty anjy zany fa ny efa maty aza efa mety noferany. fa za efa tratra otrany anjy nefa za tsy naita fa le oull namono ndray no nitantara t@ko, dé vô enregistréko @ parlophone, dé fantatry ny polisy dé vôtery za tsy maintsy nanomé azy lé enregistreur sy lé cassette tao anatiny mba i sauvéko ny peauko. fa ny anjy tena enjana na i reste anonyme aza njy ny any zavatra tsy mamono oull ra tsy efa calculer bé zay kia fa dé tsy aiko alou a fa njy iany ny tompny farany e!;-)
18. soanja ( 04/09/2006 06:09)
Misaotra aky boubounezy amin'ny hevitra.:-*:-*:-*:-*
19. boubounezy ( 04/09/2006 08:01)
dé tsy anao njay zany njy an! :)dit moi oui et com ça je dors bien.:-*;-)
20. xxx ( 05/09/2006 09:51)
mirevy seule ato njay zany
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2677