acteurs sy actrices gasy

1. diamondra27 ( 16/08/2006 08:33)
mba lazao ry zalahy fa tsy maharaka ny aty a!

iza daholo ny mpi-jouer film any dago any?

za manko mna tia film américain fa sao de oé: varivarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso

film tena film fa tsy x an!

novalian'i vale ny 24/08/2006 23:28
2. Fiffi ( 16/08/2006 09:03)
:) de aleo koh zah mba hanaraka izay lazain'ny namana eto fa tena tara train koh an! :-D
3. sarobidy ( 16/08/2006 09:25)
ny tena fantatro zao de i Volatiana RASOLONJATOVO sady ôtry ny itako efa matihanina am filalaovana sary mihetsika.
4. vale ( 16/08/2006 13:40)
Ny mba fantatro aloha dia Tovo J'Hay koa milalao sarimihetsika , dia ry Kaliba, sy ny tariny ireny, mpilalao t@ Revy sa ditra e,milalao @ film hafa koa ry zareo, dia misy izay zandrin'i Mbolatiana mpihira koa (lahy) sy ny Mamany koa milalao sarimihetsika, izay hoe mampalaza na tsy an,ilay film indray aloha de tsy fantatro an, fa reo ny fantatro aloha e, raha hiresaka olona malaza izany an!
5. Hubert ( 16/08/2006 15:36)
Mety malaza tokoa aloha ry Volatiana; saingy ao Tanà ihany fa tsy dia manerana ny Nosy. Raha ny tena malaza saika manerana ny Nosy zao de ry zareo mpilalao ny serie Jiaby Jiaby. Misy no tena misongadina satria tena mahay ny rôle-ny tsara izy fa misy ihany koa aloha antonony e!
Tsy fantatro no tena anaran'ilay tena mahay ao izay misy maro2 ihany izy anarany ao anatin'ilay serie de: Aly sy ny sipany(tsy tadidiko ny nom-ny); Dety; sns.
6. miora16 ( 16/08/2006 16:02)
diamondra27:

mba lazao ry zalahy fa tsy maharaka ny aty a!

iza daholo ny mpi-jouer film any dago any?

za manko mna tia film américain fa sao de oé: varivarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso

film tena film fa tsy x an!


Za zao d f iz ka. Iza ary iô. D mananTna sera2 e. eo ohatra ko ry Vonjy Razafitsifa, ry Avoko, ry Fally. Okaikitr e.


7. diamondra27 ( 16/08/2006 18:23)
miora16: tondé alefao ny poub zany , de alefao eto le film an'elah e!

vale : ary njy zany maharaka an! wééééééééééé

sarobidy, hubert: ahan, hay kosa misy ohatran'izany ihany kay any kou!

de ohatran'ny misy koa le any diego t@za nandalo tany dago fa tsy arako le acteurs

zany hoe: le acteurs zany avy any diego no mipetraka de le film koa niseho tany diego
8. sarobidy ( 17/08/2006 06:05)
De i Avoko koa e de iza ry Mari Mar gasy ry hihihi
9. xxx ( 19/08/2006 17:44)
de maro ao e nareo nga tsy maharaka ohatra ry Francice saribao , le gôna , Rafilômena , Honorat , io ngamba nifangaro kely t@ anaramboalavo :-D
10. vale ( 20/08/2006 23:47)
diamondra27:

miora16: tondé alefao ny poub zany , de alefao eto le film an'elah e!

vale : ary njy zany maharaka an! wééééééééééé

sarobidy, hubert: ahan, hay kosa misy ohatran'izany ihany kay any kou!

de ohatran'ny misy koa le any diego t@za nandalo tany dago fa tsy arako le acteurs

zany hoe: le acteurs zany avy any diego no mipetraka de le film koa niseho tany diego

diamondra: zany ve?:-D mba nisy ol sendra mba tonga de mba nahita koh! hahahahahaha
raha zah alou no tonga any an-tanàna any an, irongo be de beeeeeeeee mihintsy za eeeeee!:o

11. vale ( 24/08/2006 23:28)
xxx:

de maro ao e nareo nga tsy maharaka ohatra ry Francice saribao , le gôna , Rafilômena , Honorat , io ngamba nifangaro kely t@ anaramboalavo :-D
:roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1332