24 hours

1. soanja ( 09/08/2006 13:55)
Efa nisy taminareo ve manaraka ilay episodes "24 hours" an'i Keiffer Sutherland? Mahavarina dia mahavariana.
novalian'i soanja ny 26/09/2006 16:55
2. cutie ( 09/08/2006 13:59)
non
tsara ve?
sady za zao mitady episodes hafa hojerena mitsy8)
3. Fiffi ( 09/08/2006 14:21)
manomboka @ le 25 Septambra isakin'ny Sabotsy de misy episodes 2 mandeha ao @ canal+ decale! :)
4. cutie ( 09/08/2006 14:50)
in ny anaran'izany ?:roll:
5. soanja ( 09/08/2006 15:23)
Cutie a, efa lavitra be izao ilay tantara raha arahina fa raha manofa amin'ny movie station ireny indry de tratrandry ilay izy. Izy rehetra diska 7 no indray ofana raha misy any.
6. cutie ( 09/08/2006 15:25)
misy aty ka, efa hitako ihany io fa tsy mbola nalaiko
ndraso we mba handramana.
Ary njy ve efa nahita ny episodes;ny six feet under??
Io koa tsara be
7. fijo ( 09/08/2006 17:58)
24 h tena milay ka,fa toa niova hono i jascques boeur
8. cutie ( 09/08/2006 18:10)
tsy mahay an'zany alou za ry fijo fa mbola vo hijery :lol:
9. soanja ( 10/08/2006 03:00)
cutie:

misy aty ka, efa hitako ihany io fa tsy mbola nalaiko
ndraso we mba handramana.
Ary njy ve efa nahita ny episodes;ny six feet under??
Io koa tsara be


An an, channel inona aky no mety handehany raha cable TV?
Aleo fa jereko indray ary izay. Misaotra.


10. cutie ( 10/08/2006 10:46)
efa vita le izy ka, jereo any @library na manofa njy
11. soanja ( 10/08/2006 13:10)
Misaotra aky fa tena hitady tokoa aho.
12. cutie ( 10/08/2006 13:23)
ok :)
13. diamondra27 ( 14/08/2006 07:19)
fijo: niova ahoana i jack lasa tsy izy tsony v?
De tsy miady zany fa izy no maha24 H an'le izy de ahoana no ovàna izy? Tsssssssssssssss

le sipa be de be niova koa aza lasa tsy de tiko loatra nefa za tena inconditionnelle an'iny 24H iny mitsy.

fa matin'i virus daholo ngah moa le olona retsa tao @ le hotel sa ahoana ny niafarany e?
14. soanja ( 16/08/2006 04:45)
Ny hitako farany ato aloha dia mbola Jack Bauer ihany no Jack fa ny olona no niova be dia be. Zah tsy naharaka intsony fa hiandry ny disc 7 manaraka indray.
15. diamondra27 ( 16/08/2006 08:31)
ny aty aminay koa mbola jack ihany ka !
16. mandrindra ( 18/08/2006 11:28)
ao amin'ny tf1 izao mandeha ny saison 4 fa mbola i sutherland ihany no jack bauer.
tsara io fa lasa sahala amin'ny rongony raha voa mijery an.
17. diamondra27 ( 19/08/2006 08:20)
mandrindra: e e e de arahina miadana eny izy refa tsy tratra e! misy rediffusion koa nge e!

misy club ny 24h zany ato:-D:-D:-D
18. mandrindra ( 29/08/2006 10:06)
diamondra27, isaky ny inn no rediff. tsara ho fantatra satria ilay sabotsy alina lasa manimba progany ko.
19. cutie ( 29/08/2006 20:38)
tena mbola tsy tafajery za hatramizao :-D
20. mandrindra ( 07/09/2006 15:40)
zah konkou aza efa nisy épisode maro izay tsy hitako dia voatery maka an-keviny eo fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3749