Ny mahasamihafa ny Fitsarana(Justice) sy ao anaty Bible

1. saho ( 04/08/2006 12:43)
Dia hanao ahoana re raha tsy hisy tokoa ny Fitsarana ilana vaolombelona eto @ ity tany ity...Dia ahoana raha hanao ny danin'ny kibony daholo ny mpangalatra isan-karazany, ny mpanao ratsy rehetra tsy izay ve no atao hoe Wilden Westen na koa hoe Didin'ny amboa dia...

Betsaka mantsy isika kristiana milaza hoe Aza mitsara mba tsy ho tsaraina...Amiko dia misy ny sahaza ny Kaisara ary misy ny sahaza an'Atra...

Izany hoe mizara roa foana izany ny atao hoe tena Kristiana sy olombelona.

Aty @ taona efa 2006 aty @ tany mandroso dia toa fahatsiarovana no be dia be sisa tavela @ tena maha-kristiana fa ny fiainana t@ taon-jato taloha t@ nisy fahantrana sy fanoanana no tena nivavaka ...

Izaho anefa dia tsy miala @ finoana kristiana na dia izaho irery aza no miseho ho vavolombelona eo @ fiainana ao @ Kristy fa tsy vavolombelona eo @ fitsarana (Justice)
Hampidiro ny hevitrao...
2. soanja ( 04/08/2006 13:17)
Ara moraly ny fahitako io tian'ny baiboly lazaina io. Eo ny mipetraka hoe inona no atao hoe: Tsara sy ny Ratsy.

Fa ilay iray indray angamba dia tena mandika lalana dia tsy maintsy tsaraina ka.
3. Fiffi ( 04/08/2006 13:22)
ka mandroso ny fiainana de tsy hiverenana ny taloha !
tsy ho heritreretina aloha zany hoe fiainana tsy misy lalaàna zany an! fa de asa fotsiny angamba zay hihafaran'ity tany ity ?
Zao aza misy ny lalàna efa sarotra ery fa hita ao daholo zao karazana ady , ny terroriste sns??zao maika fa...
4. fijo ( 04/08/2006 21:01)
eto an tany no miaina,ka dia ny lalana eto aloha hatrehana sy hajaina.dia milamina io
5. cutie ( 04/08/2006 21:16)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-08-2006 02:01:28
Lohateny : Re : Ny mahasamihafa ny Fitsarana(Justice) sy ao anaty Bible
eto an tany no miaina,ka dia ny lalana eto aloha hatrehana sy hajaina.dia milamina io
=D
6. fijo ( 05/08/2006 03:08)
cutie,kozy izany ko.izay any amin'ny tsy hita any sahady ve no hamakiana loha
7. Herimiafina ( 05/08/2006 14:55)
Ny any anaty bible manao hoe: araho ny lalanan'ny tany, omeo an'i kaisara izay azy ary an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra! :-*
8. cutie ( 05/08/2006 18:26)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-08-2006 08:08:24
Lohateny : Re : Ny mahasamihafa ny Fitsarana(Justice) sy ao anaty Bible
cutie,kozy izany ko.izay any amin'ny tsy hita any sahady ve no hamakiana loha

eny wa :-D
9. marimarbellanda ( 13/08/2006 18:22)
NY resaka voalazanareo tsy manambara fa sty mety fa ny mahakristiane de ho sambatra ianao @zavatra rehetra ambara ny bbl fa samy manana ny anjarany avy mahasoa ny olona ary ny lalana io dia misy roa ny lalana ety antanysy ny any andanitra :

ny lalan eto antany dia tsy hoe kristiane de tsy hanaraka ny lalana eto ;tsia fa io koa no asainy Atra hajaina koa rarka izay ampanaoviny fanjakana oh:lalana ny @fitondrana panjakana ny adidy Impot;ny fandoavana ny hetra...; ary ny katsahitsika dia ny fanjakany Atra izay tsy manapetra ;tsy manapetra ary marina no mahasambatra koa ;koa samia mitazona ny Finoany any Atra fa efa maro ny fampianarana sandoka koa.
dia mirary ny daholo tsy ho kivy sy tsy manaofona @ fiainana izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1194