Voretra ve ny gasy sa ahoana?

1. fens ( 01/08/2006 16:08)
Ra vo mande eny andalana enao de mahita olona manary fako, fonosana zavatra nohanina, raha mijery an'Antananarivo de miavosa ny fako, miangona ny maloto! avy aiza dahol? Voretra ve ny gasy noho izany sa ahona mihitriny e!
novalian'i prime ny 29/09/2006 09:10
2. Herimiafina ( 01/08/2006 16:42)
Tsy sahy mandray andraikitra ny sasany no mahatonga an'io nefa tsy omena tsiny satria tsy misy ny incitation tsara fa ny ratsy aza no mameno tanàna.

Betsaka ny tanora no mpanendaka sy tontakely mahay miady no lasa idole-ny koa aiza moa.:roll:
3. pissoa ( 01/08/2006 16:54)
Ny fahitako azy tsy mahatsiaro ho tompon'andraikitra amin'ny fahadiovan'ny tanana ny olona - fa ny ao an-tokantranony ihany. :roll:
4. lemenakely ( 01/08/2006 17:03)
fens:

Ra vo mande eny andalana enao de mahita olona manary fako, fonosana zavatra nohanina, raha mijery an'Antananarivo de miavosa ny fako, miangona ny maloto! avy aiza dahol? Voretra ve ny gasy noho izany sa ahona mihitriny e!



Fandio iray siny tsy maharesy ny fandoto iray tandroka ! hoy ny NTAOLO fahiny raha miteny ianao hoe voretra ve ny gasy ? Raha jerena @ ankapobeny dia :miankina ilay quartier io satria raha ny eny AMBATOBE sy ny eny ANDAVAMAMBA tsy mitovy mihintsy.

Raha amiko manokana dia tsy tongatonga ho azy ireo aretina maro isan-karazany : pesta,choléra,chikungunia,déngue,tiphoïde,....fa maro ireo tandrevaka sy tsy firarahiana tsotra izao ny resaka fahadiovana.
Marina fa toe-tsaina surtout aprés ny sôsialisma naditra ny 25 taona be izao io tsy raharahanay io!kanefa raha amiko manokana dia azo sorohina ny toe-tsaina toy izao!
Aleo misoroka toy izay mitsabo e

http://www.madanight.com/madagascar-photo-30801.htm
5. Achia ( 01/08/2006 17:49)
tena voretsa mitsy ny gasy e tsy mahamenatra ny mitey izany fa marina zany za ko kalo gasy 8-)8-)
6. Herimiafina ( 01/08/2006 18:17)
Tsy voretra ny gasy kah, ny gasy sasany no voretra satria misy ihany ny tanana madio! :roll:
7. Zina ( 01/08/2006 18:17)
oy i lemenakely
Marina fa toe-tsaina surtout aprés ny sôsialisma naditra ny 25 taona be izao io tsy raharahanay io!kanefa raha amiko manokana dia azo sorohina ny toe-tsaina toy izao!
Aleo misoroka toy izay mitsabo e

marina mihitsy io.
Tena variana be aho ary nalahelo nahita an'io quartier io satria tena fantatro tsara zao sis ilay izy...
8. Herimiafina ( 01/08/2006 18:20)
Mbola afaka diovina io fa aza matahotra kah! :wink:
Ny simba no mahonena, ny maloto mbolaazo diaovina tsara!
9. Fiffi ( 01/08/2006 18:42)
ny mahagaga ahy de tsy mba conscient ve ny olona hoe maloto de mba andeha mba dihovina sa ve de tena tsy rarahiana tsotra zao ? :roll:
10. vale ( 01/08/2006 21:33)
Io tenin'i pissoa io aloha dia marina eh, ny ao antsain'ny olona dia hoe an'ny fanjakana ny fahadiovany tanàna, fa ny azy dia ny ao an-tokantranony ihany, hummmm!

Ny fonon-javatra eny an-dalana indray mety hijanona raha toa ka ampiana ny isany fanariam-pako eh! satria efa geste tsy hay mihintsy ilay hoe mitahiry ny fakofako aloha dia rehefa mahita poubelle vao ariana!
11. vale ( 01/08/2006 21:37)
fens:

Ra vo mande eny andalana enao de mahita olona manary fako, fonosana zavatra nohanina, raha mijery an'Antananarivo de miavosa ny fako, miangona ny maloto! avy aiza dahol? Voretra ve ny gasy noho izany sa ahona mihitriny e!
Tsy voretra mihintsy ny gasy satria raha nipetraka tany amoron-tsiraka aho izay tany mafàna dia tsy ahenoinao fofona izany ny olona any, rare be angaha raha hahita,(misasa matetika e)fa nefa aty ivelany > manana ny ampy, (déodorant rano isasaina, ranomafana rehefa rirnina), fa aza mba mandray bus @ andro mafana ihany fa dia ho sempotry ny fofona:lol::lol::°)


12. Fiffi ( 02/08/2006 04:34)
misy fahazaran-dratsy koh le manary fonon-dravatra etsy sy eroa ! raha mba misy poubelle manko etsy sy erao koh de mba hitsahatra io.
13. prime ( 02/08/2006 10:18)
ny an'i lemenakely aloha dia mitombina e, miampy rahateo ny fahambanian-tsaina fa rehefa mahantra dia izay miditra ny vava ihany no manahirana...
14. Hubert ( 02/08/2006 10:34)
ka 'zao koa nge ry zareo e, zava-misy am'toerana maro eto M/scar dia efa feno ilay poubel, de aiza ny tompon'andraikitra hanaisotra azy teo hidiran'ny fako vaovao:lol:
15. vale ( 02/08/2006 12:49)
Tena ilaina io satria manjary lasa ny arabe no atao fanariam-pako, :-D:-D:-D

Prime: sa ve dia oentin'ny fahasahiranana tokoa ny olona e? mino aho fa tsy fahazarana kah!:)
16. dailynews ( 02/08/2006 16:10)
fens:

Ra vo mande eny andalana enao de mahita olona manary fako, fonosana zavatra nohanina, raha mijery an'Antananarivo de miavosa ny fako, miangona ny maloto! avy aiza dahol? Voretra ve ny gasy noho izany sa ahona mihitriny e!

ilaina mihitsy ny fampianarana any ampianarana ny ankizy dieny kely eny fa na dia ny fanasana tanana fotsiny aza dia mahita aho fa betsaka no tsy mba manasa tanana akory @ savony rehefa avy any @ WC. izaho indray nony tany dago no lazaina fa miaingitraingitra fa manasa tanana foana isaky ny hisakafo sy avy any @ WC anefa dia zavatra ataoko hoe basika izany.
faharoa, tsy ampy ny fanariam pako sy ny WC eny rehetra eny.

17. fens ( 02/08/2006 16:57)
vale:

Tsy voretra mihintsy ny gasy satria raha nipetraka tany amoron-tsiraka aho izay tany mafàna dia tsy ahenoinao fofona izany ny olona any, rare be angaha raha hahita,(misasa matetika e)fa nefa aty ivelany > manana ny ampy, (déodorant rano isasaina, ranomafana rehefa rirnina), fa aza mba mandray bus @ andro mafana ihany fa dia ho sempotry ny fofona:lol::lol::°)


[/quote]
enao nga mbola tsy sendra le any amorontsiraka izay ao anaty ranomasina ihany nomanao maloto: ohatra tao tamatave, Ambila... manaiky aho fa misaika matetika ny olona fa le tontolo iainana mitsy no tiko ambara!

18. vale ( 02/08/2006 23:43)
havoretrana amiko dia na ny vatana na ny tontolo hiainana, zaho mbola tsy nahita, raha izany kosa indray dia beurk an!( fa mino aho fa tsy raciste enao akory an!!):wink:
19. Fiffi ( 03/08/2006 05:07)
vale: raha tontolo hiainana ve akia de ny vatana ? noheveriko hoe ny toerana manodidina fa raha ny vatana indray manko de sarotra ny hilazana hoe voretra le olona raha tsy hoe miara-miaina aminy angamba ve ?
20. vale ( 03/08/2006 11:31)
fiffi: an,an, tsy mitovy ka,:wink:fa raha iresaka havoretrana dia ny vatana koa fa hay moa tontolo iainana izany no resahina eto:)HS zah:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1634