mitady namana lahy entre 37 à 40ans

1. safid ( 29/07/2006 06:49)
Bonjour, je un homme de 37 à 40ans
novalian'i volana1 ny 06/09/2006 13:53
2. dadabe ( 29/07/2006 08:45)
:roll::roll::roll: zah tsy ao le .....
3. Herimiafina ( 29/07/2006 15:07)
:roll::roll::roll::roll::@
4. pissoa ( 29/07/2006 15:20)
http://serasera.org/namana/?rub=namana%2Fnamana&name=&gender=lahy&age=36-40&country=&province=&mitady=&occupation=
:roll:
5. Herimiafina ( 29/07/2006 15:26)
Dia toa efa misy toerana manokana fanaovana antsom-pitiavana (annonce du coeur) toa izao koa ato raha tsy diso hoa zah ry pissoa o? :-*
6. pissoa ( 29/07/2006 15:32)
Antson'ny fo ve izany sa bizna? tsy haiko ka :roll:
7. Herimiafina ( 29/07/2006 15:34)
Ohatran'io Bizna io e, efa nasehon'i hery tato fa tsy tadidiko klé! :-*
Fa raha mba ampidinidinin'i safid kely izao ilay ambaratongantaona io dai betsaka kokoa ny chance! le 37-40 mantsy toa efa cazé daholo knou! :roll:
8. pissoa ( 29/07/2006 15:42)
Ie - azo atao any amin'ny bizna ka.
9. Herimiafina ( 29/07/2006 16:01)
Ah ok, tokony hatao any amin'ny bizna izany! Bizna vady! :^)
10. pissoa ( 29/07/2006 16:03)
Ngah izy niteny hoe ataony vady? :roll:
11. Herimiafina ( 29/07/2006 16:06)
mitady namana lahy hono izy knou, de izy vavy de donky vady! Sa diso njay ve zah? :oops:
12. pissoa ( 29/07/2006 16:07)
Ka ahoana njy namako, izaho vehivavy - ialahy lehilahy nefa tsy vady =))=))=))
13. Herimiafina ( 29/07/2006 16:15)
ka tamizah lasa namanjy tsy napetrako teo kah, ny vady mantsy no fitady fa ny namana efa eo akaiky eo foana e! :-*
14. pissoa ( 29/07/2006 16:18)
Hay ve e :-*:-*
15. Ralay ( 30/07/2006 03:56)
De ahoana izany ry zalahy 36ans et demi sy 40ans et demi sa ve dia tsy misy marge mihintsy :-w :lol:
16. tixxa ( 31/07/2006 05:43)
afaka ho namana aho, zaho d lahy 40ans mitady namana hifanakalozana na olana na hafaliana
17. mamzelkely ( 31/07/2006 13:38)
toundé ts ao eee mbola lavitra be :-D
18. dadabe ( 01/08/2006 07:20)
:°)tsika mitsam ry mamzz mifanentana be a
19. arson ( 01/08/2006 12:04)
tena saika tao ny taonako,saingy indrisy fa tsy ampy be2.
nefa za ko saika hitia!
hahahahha:-D:-D:-D:-D
20. HESHA ( 04/08/2006 05:29)
Ataonareo fanalana azy kosa ve ranga le oul refa mba mitady namana am fomba tsy hita zay maharatsy azy.
Io i tixxa e, izy efa manaiky.
Za kou ary mba mitady namana fa saingy tsy hoatran zay le fikako, hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9921