Ingenierie sociale

1. fens ( 27/07/2006 08:45)
Mitady olona azo iarahana miasa amin'ny resaka ingenierie sociale (za le mitady asa amin'io an) Misaotra!
novalian'i fens ny 03/09/2006 19:22
2. Herimiafina ( 27/07/2006 17:40)
Zavatra anisan'ny mba tena tiako konkou leitsy io klé, mba teneno rehefa mahita e!

Fa izao, ataovy precis tsara hoe klou le zavatra tian'i toi atao! Vague be mantsy le ingenierie sociale e! :^)
3. fens ( 28/07/2006 18:09)
Herimiafina:

Zavatra anisan'ny mba tena tiako konkou leitsy io klé, mba teneno rehefa mahita e!

Fa izao, ataovy precis tsara hoe klou le zavatra tian'i toi atao! Vague be mantsy le ingenierie sociale e! :^)


Ze mahakasika ny resak sosialy less a! fa ny tena tiko de resaka planification do développement! fa ahoana misy nga any amla?
4. Herimiafina ( 28/07/2006 22:25)
Ny FID, ny PSDR, ny PNUD leisy no tena varatra amin'io taranja io klé. Fa ry leirony no mpizara marché amin'ny Plan Communal de Développement sy ny Plan Municipale, sns.

Fa raha tena te-hikandra amin'ireny elah de mitadiava ireny association na ONG partenera-ndry leirony ireny fa maka consultant temporaire ry leirony arakraka ny asa hangatahana.

Fa tandremo fa saosy be ireny fa aza manaiky fetsen-dry le tendakanina be ireny an! :^)

De refa tafa leisy de aza adino ny akama an! :wink:
5. fens ( 29/07/2006 13:25)
Za io nge less efa mikandrakandra iany fa zao! aleoko zany oe misy bandy akama na sipa akam de miara-manangana boite mitsy e! amzay vo may sôsy be sa ahoana hoy ela! sady izay kou le tetika atsy m le SIG e!
6. Herimiafina ( 29/07/2006 13:40)
Ny blem anie leisy de efa somary akipaka ny association matoatoa rehetra amin'izao e, raha vao mitsangana dai somary sarotsarotra sady ny tsindry bokotra tokony ho mavesatra tsara vao tafa, kanefa tsy mety fa lasa manao tsolotra ny hiafarany e!

Aleo aloha samy maka eksperiansa goavana dai manangona Attestation de bonne fin dia izay vao manngana, izany hoe misitrika any antin'ireny efa misy ireny aloha mihafy kely maka eksperiansa sy maka info e! :^)
7. fens ( 01/08/2006 16:18)
Herimiafina:

Aleo aloha samy maka eksperiansa goavana dai manangona Attestation de bonne fin dia izay vao manngana, izany hoe misitrika any antin'ireny efa misy ireny aloha mihafy kely maka eksperiansa sy maka info e! :^)

Modia less ela aty antanindrazana de ndao hanangana association mba hampandroso an'i dago an! hihihi
Marina less ny an la fa aleo lou mitrav kely zay vo hita eo ny tohiny

8. Herimiafina ( 01/08/2006 17:11)
tena efa hody mihintsy klé, fa raha vao tonga any koasa aloha an, mbola tena betsaka leisy ny possibilité ao dago ao an! Mba kaozy e! :^)
9. boubounezy ( 20/08/2006 02:40)
:}betsaka ny maka anao fa toizo ny fanirina. :roll::roll:bonne chance milay ka!..
10. kitjo ( 22/08/2006 18:09)
marina zany e

fens> jereo ny BAMEX (USAID) na MCA fa reny zao no tena mitady part time amreny amzao na consultant.
manao essai 3mois d hita eo aveo! Reo aloha zoa no tena mihetsika b mitsy amzao

za tany ary saika tavela:lol:

fa zao, aza avela ny asa fa ny zavatra oh reny tsy azo ainteherana lotra fa atao vadin' asa ! serieux io :-P
11. fens ( 03/09/2006 19:21)
kitjo:

marina zany e

fens> jereo ny BAMEX (USAID) na MCA fa reny zao no tena mitady part time amreny amzao na consultant.
manao essai 3mois d hita eo aveo! Reo aloha zoa no tena mihetsika b mitsy amzao

za tany ary saika tavela:lol:

fa zao, aza avela ny asa fa ny zavatra oh reny tsy azo ainteherana lotra fa atao vadin' asa ! serieux io :-P


mersi:wink:
12. fens ( 03/09/2006 19:22)
boubounezy:

:}betsaka ny maka anao fa toizo ny fanirina. :roll::roll:bonne chance milay ka!..


marina ny anao fa nisy iray naka aho zao:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3051