mitady olona hivantanana

1. xxx ( 25/07/2006 13:38)
Misy Mgasy telo mianaka( mpampianatra any Dago izy mivady)nahazo green card. Tsy manana olona hivantanana . sao dia mba misy afaka afaka mandray azy ianareo any Amerika? Mba lazao eto azafady. Misaotra mialoha.
2. sarobidy ( 26/07/2006 08:20)
désolé fa tsy any amerika a fa raha tany a de noraisiko fa malagasy mpiray tanindrazana amiko toa ahy.
3. majinikakely ( 26/07/2006 09:12)
izy ary miafina ao amin ny xxx kouh
d aoana zany
raha za zao no nanao antso avo d nataoko teo miitsy ny psko fa tsy niafina za sa menatra hoe fantatr olona rah miseho eo
d maninn ngefa e
za koa aty andoharanofotsy fa raha tsizany d noraisiko araky ny tenin i sarobidy io .:wink:
4. labelkely ( 27/07/2006 06:10)
zao koa le mipetraky aminay aty fa laha tsy zay la tsy niolana
5. Herimiafina ( 29/07/2006 15:08)
xxx an! Manorata any amin'i soanja hono fa izy afaka mandray retsy an! Dia mazotoa e! :wink:
6. Fiffi ( 30/07/2006 20:19)
majinikakely:

izy ary miafina ao amin ny xxx kouh
d aoana zany
raha za zao no nanao antso avo d nataoko teo miitsy ny psko fa tsy niafina za sa menatra hoe fantatr olona rah miseho eo d maninn ngefa e
miombon-kevitra aminao aloha zah an! ny mahagaga ahy fotsiny de mitady fanampiana nefa miafina ?


7. Herimiafina ( 30/07/2006 23:09)
Tsy tokony ho hisy olana mihintsy na manao xxx aza izy kah! Izay no antony mampisy ny safidy malalaka ny tsy hitonona ny anarana eto.

Azoko tsara mihintsy ny tebitebiny mahatonga azy hano xxx. Aleo mitandrina ihany fa be ny ratsy saina, tsy miheritreritra afatsy ny hanimba izay mba fanirina kely ho an'ny hafa.

Zavatra mety hitranga mantsy ny fanamboarana ps hafa hisokirana fotsiny hoe iza io manao xxx io dia mody manoratra hoe hanampy nefa te-hahafantatra information fotsiny satria faly amin'ny fananana information fotsiny sy ny hoe mahalala zavatra mihoatra ny olondrehetra.

De toute facon, rehefa hifanoratra i xxx sy ny olona vonona hanampy azy toa an-dry soanja ohatra dia hifankafantatra tsara ihany avy eo. Ka avelao izay privilège izay ho zy ireo samirery ihany.

tsiky dai ampy e! :D:)
8. arson ( 01/08/2006 12:09)
za aloha aty DAGO de tsy hiako izay atao e!
ary xxx mahita zavatra nefa manao sarimiafina ao fotsiny.mba mijoro ho tena x fa aza manalabaraka ny alfabeta x eo e!:roll::roll::roll::roll:
9. bmw307 ( 01/08/2006 15:55)
ZA ALOHA DE MBA NITADY VADY IHANY SAINGY TSIMBOLA NAHITA HATRAMINIZAOE? MBA ITADIAVO ANY VAMBA MAHITA HOAHY IANAREO.
10. fens ( 01/08/2006 16:12)
Eh! le karatra maintson'ny zokiolona ve io e!:lol::lol:
Mba raiso izy ry zareo an!:o
11. arson ( 02/08/2006 04:45)
:-D:-D:-D:-D
12. Mitah ( 03/08/2006 13:44)
Herimiafina:

xxx an! Manorata any amin'i soanja hono fa izy afaka mandray retsy an! Dia mazotoa e! :wink:



Misaotra betsaka anao namaly ity fangatahako ity. Ahoana ny fomba hataoko hifandraisako @ Soanja? manana ny adiresiny ve ianao?
mamerina ny fisaorana mitafotafo ho anao.

Mitah
13. Mitah ( 04/08/2006 13:36)
Mitah:

[quote=Herimiafina]
xxx an! Manorata any amin'i soanja hono fa izy afaka mandray retsy an! Dia mazotoa e! :wink:



Misaotra indrindra Soanja noho ny fanampianao. Afaka mifandray mivantana @ alalan'ny e-mail ve isika? Inty ny e-mail-ko azonao hanoratana amiko.
Misaotra mialoha
Mitah
14. Herimiafina ( 05/08/2006 14:31)
Ary ohatry ny fantatro retsy io e-mailaka anjy io an, tsy vaovao amiko, sao tsika mifankahalala? :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1598