Mitady travail de vacances

1. khoto ( 18/07/2006 17:35)
Salama daholo ny namana rehetra!
Vacances izahay izao.Mba mùila torolanlana avy @ namana tsara sitrapo: aiza no mety misy asa azo hatao eto france sn manodidina (italie, allemagne) izay tsy dia ilana qualif. be maharitra 3 volana raha be!Manantena fa @ izao vacances izao mba misy2 places banga ihany any hoany na koa fiotazana isan karazany e! Disponible manomboka ny 24/7 io!Misaotra betsaka an'izay rehetra afaka mamaly e!
2. lemenakely ( 18/07/2006 18:28)
eee somary tara satria debut juin ny ankabeazan'ny société nitady mpiasa manao travail de vacance !andramo ihany aloha ny ADP momba ny gilet orange ireny fa mety mbola mitady ry zareo
http://www.adp.fr
3. sipagasy ( 19/07/2006 05:43)
mmhhh, raha ny @ hotellerie/restauration aloha dia efa tena tara tokoa ianao e!, ireny aza volana mars dia efa mitady izay olona hisolo ny mpiasa lasa vakansy kouuuu, fa mahereza e!
4. hasn ( 19/07/2006 09:49)
Lemenakely>
Misaotra;Ahoana ny ahafantarana fa mandray ry zareo? sa manatona any mihitsy?Tena miady amiko io raha tanteraka!mikasika ny acft mantsy ny nianarako.
Miandry ny tohiny dia misaotra betsaka!
5. sarobidy ( 19/07/2006 13:09)
hasn < Tsy aleonao ary ve tonga de manatona any raha tena te ahita marina enao de ho hita eo avy eo ny tohiny.
6. Fanja1 ( 19/07/2006 15:06)
un conseil khoto.. mois decembre no mandefa CV ho an'ny vacances mois de juiellet aout.. raha mpianatra enao ,ny la mairie sy ny maison de retraite reny mitady , ary ny ecole maternelle! cette année efa tara :(
7. miangalyandria ( 19/07/2006 15:56)
mbola misy toerana ihany izao ny any amin'ny station any izany hoe mila mijery ny siten'ny anpe isan'andro ianao dia miantso foana ! raha maharitra ianao sy tsy miavona dia mahita e !
8. xxx ( 20/07/2006 07:30)
Betsaka aloha ny asa fa ny asa mifanaraka amin'ny taonanareo zao mety ho sarotra ihany koa :)
9. pissoa ( 20/07/2006 08:27)
hihihi!
10. lalab ( 07/08/2006 16:46)
mandehanan mioty katsaka, na Prunnes , na....any @ Sud e
mahereza
11. miangalyandria ( 09/08/2006 20:40)
efa nahita asa ve ry khoto a sa ahoana ? mahereza raha mbola tsy nahita e !:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2075