vehivavy tia mampiseho

41. tsito ( 20/07/2006 13:52)
eh refa asehony dia jereo dia refa mijery dia ataovy fantany hoe mateijery na mate handoa na mate..., izy topony aza tsy taitra koh, jereo.Refa miteny izy hoe tu ve ma foto dia atovy oe pcq tu te prends en foto ossi alor moi j ve tt.
Io le oe ny setrasetra-pitafiana no nanaitra ny fila...,dia aza tezitra sy mitory refa misy mijery e !
42. pissoa ( 20/07/2006 13:53)
dadabe:
asivo sarina sipa anakiray eto @ serasera aloha manao bikiny e, Aino aloha efa nahavita fa i .......indray no manaraka :°)
Tsy ilaina izany eto fa eto ny resaka no mafana fa tsy ny andro :roll:
43. Herimiafina ( 20/07/2006 13:54)
tena ohatry ny tsy miady aty aminay leisy izany ra-tsito klé.
Fitadiavan'ny jo vola ilay mampiseho, ka afaka mitory mihintsy izy raha vao mijery ise, mba kaozy e! hehehe:-D
44. fasaly ( 20/07/2006 14:04)
tsito:

dia aza tezitra sy mitory refa misy mijery e !


:roll:zarako aza misy mpijery kouuuu! vao maika jejo ery mamindra rehefa misy mijery:-D:-D:-D:-D
45. fasaly ( 20/07/2006 14:06)
herimiafina: fitadiavan'i jo vola am ahoana kou zany???:roll::roll::roll::roll:tsy azoko mitsy
46. Herimiafina ( 20/07/2006 14:14)
Hainao ihany ireo mitonontena ho feminista ireo. Mirevy mitoritory izay sady misy subvention mihintsy, gratos ny fitoriana bandy mikitikitika sy mijerijery, hehehehe:-D

hany ka lasa fitadiavambola ho an'ny sasany ny fiboridanana sy ny jerijeren'ny kofa e! Eny fa an sipa aza no mijery azy dia petahany an! :-D
47. fasaly ( 20/07/2006 14:24)
eny wa fa ahoana no ilazanjy fa fitadiavambola lay izy mivarotena ve zareo sa ahaoana??????:roll:
48. Herimiafina ( 20/07/2006 14:39)
Mitory kah, mitory pour harcelement sexuel premier degré, tonga dia saosy be fa tandremo an!
Rah hijery ihany aleo sipa lebany no jerena, hehehe=))
49. fasaly ( 20/07/2006 15:31)
an han! tena tsy arako njay zay klé!
dray dray dray tena miasa mahitsy ny sain'ny jo any zany an! eto amiany zany mbola tsy misy zany fitoriana izany:roll:
de raha laibany ndray lay sipa de ahoana ny fnadehany:roll::roll::roll:
50. Herimiafina ( 20/07/2006 15:38)
Misy lalàna mihintsy retsy hoe masinteny noho ny bandy ny sipa dai iny no mahatonga ny fitaraianan sy ny fitoriana ho mora be an.

Misy tantara izay izao, jobakely nivarontena tany Canada tany e! Dia ny ampitson'iny izy lasa nitory ny kil retsaretsa dia nahazo 106.000CAD fa hay hono i kala ny ampitson'iny vao feno 18 ans, donky mbola minera izy ilay nanao makorely. faly ery rasipa nefa fanahy iniany ilay izy hahazoana saosy e!

Firifiry ny voasamboatra kanefa nijery fotsiny, hehehe:-D
51. fasaly ( 20/07/2006 15:41)
:roll::roll::roll::roll:nandra beuh dooly kou lay killll kou! de hijanona fotsiny amzao veuh?????
52. Herimiafina ( 20/07/2006 15:47)
Ny kill angaha retsy mahalala izay taonan'ilay rajoba klé. na nandainga aza izy masinteny ny joba dia mahazo foana, hehehehe:-D
Vorombe tsy fihinana anie no betsaka aty retsy e!
53. fasaly ( 20/07/2006 16:19)
ka ny fanaovana makorley normalement joba feno taona, taoko misy ny fisavàna ataon'ny polisy amin'ny papier n'izy ireny donk raha te tourne amlay joba tsy ampy taoana lay killl de voa lay joba:roll::wink:
54. Herimiafina ( 20/07/2006 16:21)
tsy ny kill no mamely azy amin,iny fa ny Ministere pobilika kah, fa inona moa no saziny eo fa dia lamandy 1000CAD farafahabetsany, ampahafiriny izay efa azony amin'ny 106.000CAD, hehehehe:-D
55. fasaly ( 20/07/2006 17:56)
aza manody ny kom ça zany kou mitandrema ihany nareo bandy tia jerijery sipa mandalo reny aza fa sao de.......:wink:
56. Herimiafina ( 20/07/2006 18:04)
Fa ho aiza eo nefa izy e, ampiasainay stratejika sy coco maranitra dia tsy mahita akory hoe jerevanay! hehehe:-D
57. mamzelkely ( 21/07/2006 07:02)
fasaly:

:-D:-D:-D:-Dtsy virus io ry mamz an!:-D:-D:-D



hihihi haiko we ts virisy ka fa zany we mba ts te hiteny eee :-D:-D


58. ramialy ( 21/07/2006 07:12)
fasaly: ie tratra ve kia:oops: nataon-dry exprès:roll: sa za mihitsy no :?:
59. fasaly ( 21/07/2006 07:17)
mamz::-D:-D:-D:-D

ramialy: tsatsa kou ve njy!:-D:-D:-Dinjy mitsy nama no tsy mahay manokatra a!:roll::roll::-D:-D:-Dlengako zany an! mila lakile io vao voasokatra:-D:-D:-D
60. ramialy ( 21/07/2006 07:23)
tsatsa tsaratsara mihitsy hihihi :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.445