vehivavy tia mampiseho

21. Herimiafina ( 18/07/2006 16:56)
Renjekaky oo :{:{
Zah klou tena mijery e, izy ary mampiseho be kou no tsy hijery aho!
fa mahasosotra ery ny mahita azy manao hoe "ity zah jereo". :-D
22. Ralay ( 18/07/2006 17:28)
Tsy olana lesy zany ry herimiafina fa rehefa tsy te hijery dia atodika ny loha na akipy ny maso fa samy manana ny reviny io. Tsy hitanlà nga ireny sipa manao pataloha fotsy manify kely ilreny dia tsy misy klôty ao anatiny tena milay an :lol:
23. fasaly ( 18/07/2006 20:28)
8)8):-w:-wtsy de manakambara loatra!!!:°):°):°)zà anisan'ny tia mampiseho foitra ka aleo hangina....
24. cutie ( 18/07/2006 20:48)
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 18-07-2006 22:28:20
Lohateny : Re : vehivavy tia mampiseho
Tsy olana lesy zany ry herimiafina fa rehefa tsy te hijery dia atodika ny loha na akipy ny maso fa samy manana ny reviny io. Tsy hitanlà nga ireny sipa manao pataloha fotsy manify kely ilreny dia tsy misy klôty ao anatiny tena milay an

tapa-tsinay za:-D:-D:-D:-D
25. Ralay ( 19/07/2006 05:06)
fasaly: tiko ho hita zany fotsnjy miseho zany akia :lol: :*
26. mamzelkely ( 19/07/2006 05:48)
fasaly za ko akia, zany we za ts tia mapiseho fôtsa klou ee fa ts mahita lazaina tsony za :? :-D:-D
27. fasaly ( 19/07/2006 08:56)
:?:-D:-D
mamz: aleo try hiteny trony wa fa tsssss....!

ralay: hay tokou mou ndry mbola tsy nahita ity misy sary....:wink:
jereo eto :wink::-D:-D:-D
28. mamzelkely ( 19/07/2006 10:07)
29. fasaly ( 19/07/2006 14:24)
:-D:-D:-D:-Dtsy virus io ry mamz an!:-D:-D:-D

zà kou zany tia mampiseho ratsan-tongotra e! indrindra rehefa mafàna otrzao andro zao de aleoko manao kapakapa skoubidou asiana peratra kely ny ratra-tongotra de sexy tasara:wink::°):°):°):°):-D:-D
30. cutie ( 19/07/2006 14:41)
:-D:-D:-D
31. ramialy ( 20/07/2006 10:34)
aiza kou ze jereo eto:roll::roll::-D:-D
32. vale ( 20/07/2006 11:00)
fasaly: marina zany, mandalo ny hatanorana fa avlao ze hafa fijery any anao ny ataony, rhf tsy mande eny @ mangingina fotsiny de izay, sao manko misy mi-volomparasy :°),hihi!

Ny matavy aza mbô mampidera dia ny tsara bika ndray ve :roll:, hummmm, zà mbô gaga! sady koa raha tsy hoe mampiseho anle "zavatra" izy ity koa!,,raha fe sy foitra sy antsasan'ny nono ve no hita dia mbola hahataitra ihany nefa preska ny vhv manao anzany doly @ zao andro canicula be zao,hihihi !:°):°);-)
33. fasaly ( 20/07/2006 11:22)
f'ita wa ry vale kouuuu!:?:P efa tokony tsy hahagaga tsony nge zany e! n'aiza n'aiza any dago aza efa tena hummmmmm be dool ny spa any lol!:-D:-D:-D:-D


ramialy: :-D:-D:-D:-Dio fa tsatsa , tsy virus io e! il faut mi -insite kely wa de misokatra io, bah! enfainnnn!:-D:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 20/07/2006 12:18)
Ze foitra ve retsy ry fasaly de atahorana ny mampiseho azy.
Le miboridana anie tsy resaka foitar na faladiha mihintsy e!

Le filozofia ao ambadik'ilay akanjo no mahakamo indraindray.

Raha ny andro mafana no tena hanaovana ny fohy moa haninona fa le izy misy tanjona hafa mihintsy.
35. cutie ( 20/07/2006 12:45)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 20-07-2006 17:18:45
Lohateny : Re : vehivavy tia mampiseho
Ze foitra ve retsy ry fasaly de atahorana ny mampiseho azy.
Le miboridana anie tsy resaka foitar na faladiha mihintsy e!

Le filozofia ao ambadik'ilay akanjo no mahakamo indraindray.

Raha ny andro mafana no tena hanaovana ny fohy moa haninona fa le izy misy tanjona hafa mihintsy.

ka io anie le oul mpijery no manana filozofia hafahafa fa tsy le oul manao an'le akanjo e :-D
36. fasaly ( 20/07/2006 12:49)
herimiafina: kou zà mandray tsara anlay titre n'ny dinika kouuu! hoe vehivavy tia mampiseho:oops::oops::oops::?:-D
zà kosa kalou mi garder tsara ny intimité ko eny na mafàna be aza ny andro e! zà ihany no mahita ny ahy....8)
37. fasaly ( 20/07/2006 12:52)
[quote=Herimiafina

Le filozofia ao ambadik'ilay akanjo no mahakamo indraindray.

Raha ny andro mafana no tena hanaovana ny fohy moa haninona fa le izy misy tanjona hafa mihintsy.
[/quote]


inona klou lay filozofia ambadiky ny ankandro e!:roll::roll::roll:

rehefa mafàana kosa mandeha ho azy ny mitady akanjo ahazoana aiana e! miakina am tsirairay ihany io, otran'ny tato ho ato zao de canicule be mahitsy mahatratra 37° sy 30 à l'ombre, atao ahoana ny tsy hanao jupe kely amzany ???? anio zà zao de niova akandro intelo raha kely indrindra fa mafàna beuhhh! houlalalala!
38. Herimiafina ( 20/07/2006 13:07)
Raha ny fahitako azy aloha dia somary mahasosotra ahy ny ataon'ny sipa aty zamerika aty indraindray satria ny an'ny sasany ny tanjona dia ny hampidera ravimbody mihintsy fa tsy resaka andro mafana loatra e.

Mazana malaza mihintsy ny latina aty dai iny ny sipa fotsy fa miezaka ny manindry e, dia toa lasa ifaninanana ny fampiderana raviny ny farany, na mabany io na ambony, tsssss:twisted:
39. dadabe ( 20/07/2006 13:25)
asivo sarina sipa anakiray eto @ serasera aloha manao bikiny e, Aino aloha efa nahavita fa i .......indray no manaraka :°)
40. fasaly ( 20/07/2006 13:41)
herimiafina: milay be zany any aminare ozany kou he izany izy hoe sipa latina efa bomba ltina otran'ny ry jennifer lopez, ka raha tsara kosa veuh ny ravina tsy ampiderainy fa efa lamody any ihany zany:wink: zà klou mankafy e!:-D:-D:-D:-Dary handeha kely hanao vokasy any am toi any zà hitazana anzany fotsiny, fa ny fotsy tsy maharaka anlay latina an!:wink:



dadabe: assio kely ny sarin'i toi manao boxer klou de torses nus e!:wink::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3257