vehivavy tia mampiseho

1. xxx ( 18/07/2006 05:40)

mafana ny andro eto frantsa izao, manao jupe daholo ny ankabeazan'ny oll, ary efa miakatrakatra ihany ny hafohiny .
Misy tena tia mampiseo ny ao anatiny ny vazaha , izaho koa moa dia tena tia mijery .Mahita fafiny ve ianareo vvv @ zany .
novalian'i hugh_hary ny 11/03/2020 11:45
2. mamzelkely ( 18/07/2006 06:44)
ny vazah zany no tia mampiseho fa ts ny gasy ko :lol:
3. Ralay ( 18/07/2006 07:23)
Fa aiza ise ry xxx fa efa tsy misy zipo tsony zao fa bikini mintsy no entina mandehandeha na any@ grande surface aza. Maso mijery anie hono tsy mitondra mody e :lol:
4. booboo ( 18/07/2006 07:36)
eka ouz :-D:-D:-D...
5. sakaizakely ( 18/07/2006 08:09)
Raha mbola afaka mampiseho dia aleo hanao e ! Tsisy maharatsy an'izany. Fa nenà ny tsy voako de misy le vhv ratsy bika efa mibotsaka etsy sy eroa ny jabora mbola mamoaka foatra foana sady manao akanjo tery kely, tena tsisy complexes ve sa faute de goût ? Misy nefa ny sasany izany tena obèze mintsy fa tsy vitan'ny hoe bodaboda fotsiny, hoatran'ny filet de saucisson miampy ny tadin'ny le string, tena horêra mampanonofy ratsy fotsiny :evil::evil:
6. booboo ( 18/07/2006 08:13)
:-D:-D
7. mamafara ( 18/07/2006 10:15)
efa mandroso tsika zao ry xxx, tsy dia tokony hahataitra zany fa raha hoe mafana ny andro nefa col roulé sy châle no anaovany mety lasa saina ihany hianao.
zzah manokana aloha dia manao jupe fohy kely rehefa tena mafana ny andro ê!sady indraindray mbola lay manify kely ireny aza ange no tena milay be :wink: cool fotsiny fa io ndray manaraka toetr'andro fotsiny dia efa =D
Ralay mahazo :* avy aty amiko amin'ny fomba fijery
8. mandrindra ( 18/07/2006 11:25)
anananao ilay izy ka aderaderao
9. nenipita ( 18/07/2006 13:04)
ko de gaga soasoa ra anay aty gasikara mandre an'izao , ha,ha,ha
10. Herimiafina ( 18/07/2006 13:32)
Ny tia mampiseho no tia mitory aty amiany aty. Tandremo fa ny fijerevana dai harcfelement sexuel premier degré hono an!
hain'ny sipa izany dia vao maika ataony fa borina saosy izy dia ny fitoriana afrikana tsy mahay mipetraka no fidirambolany.
11. pissoa ( 18/07/2006 14:19)
Zah koa gaga ohatran'i Nenipita :-D:-D:-D

Fa hono hoa. Mandroso ve rehefa miverina amin'ny fanaovana salaka fotsiny sa mihemotra e, tsy azoko mihitsy ^^ Sa le izy salaka tsara zaitra no mahatonga an'le oe mandroso :-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 18/07/2006 14:25)
Mandroso ho aiza dia mihemotra aiza koa ry pissoa, telle est la kestion an!

Fa izao e, ny zavatra aderadera tsy mahataitra anay curieux intsony , ka rehefa tsy te ho tiana dia aderaderao daholo mba ho lasa fananana pobilika fa tsy misy intimité tsony e!

tsy adalan'ny vazaha lahy no maka aziatika na afrikana fa iny hono misy intimité kokoa, hehehehe=))
13. pissoa ( 18/07/2006 14:30)
Elah an :-D:-D:-D
Mandroso any amin'ny taona 2007 sa mihemotra any taona 1700/1800 koa :-D
14. Herimiafina ( 18/07/2006 14:38)
Adino tanteraka ilay hoe olombelona anie no resahana e, na manao revy 1700 izy na manao revy 2007, olombelona foana fa tsy hoe mivadika biby na mivadika anjely akory!

Ny zavatra tian'ny olombelona rehetra mantsy dai nomeny justification daholo hoe manaraka ny toetr'andro, ny tsy tiany lazaina fa lany lamaody.
Fika natoraly izany, any aoriana any azo atao ny mitanjaka satria misy te hitanjaka ao antanana dai milay ilay revy, mety ho lasa lamaody koa izao ny mamono olona na ny manolana any anaty ala, satria milay hoy ny saina!
15. sipagasy ( 18/07/2006 15:14)
efa misy ny mitanjaka kannn, misy hatry ny ela ny camps nudiste???
16. Herimiafina ( 18/07/2006 15:50)
Eh izy izany mbola hoe camps, ny azy aza izany mba camps fa ny an'ny sasany mitanjaka imasombahoaka be tsy any anaty camps akory!
17. booboo ( 18/07/2006 16:21)
Io arakarak'ilay fomban'ilay sté misy ny tena ihany no hitenenana hoe mitanjaka ny tahaka zao na tsia.

-Ny vadina misionera anglisy rehefa nandeha tany @ ireny nosy kely maron'ny océan pacifique iny dia choquées be aby fa mitanjaka mamoa-fady ny vaiavy any fa hita ny nonon-dreo.
-mankany @ firenena sasany vao tsy manao sari-doha fa hita ny volon-doha dia efa voasokajy ho mitanjaka zay.
-ny sasany mahita antsasaky ny fe sy débardeur kely défa " misetrasetra fitafiana " hono nefa ny andro aza mafana velona 30° mahery.
-ny an'ny sasany ( ny ankamaroan-tsika angmaba notazaina t@ ity aby ) rehefa hita ny nono, vody, filahiana/fivaviana dia mitanjaka.

Ohatra izay hatrany hatrany.
18. Herimiafina ( 18/07/2006 16:36)
Misy kosa tena mitanjaka e, tsy le mampiseho sandry kely sy ranjo anie no atao hoe mitanjaka e, fa ler mampiseho zavatra tsy hita raha tsy ao anaty douche na ao ampandriana miaraka amin'ny vady.
19. booboo ( 18/07/2006 16:46)
ié satria ny ankamaroan-tsika miaina eo anivon'ny fiaraha-monina mamaritra an'ireo faritra tsy teneninao anarana ireo ho mitanjaka rehefa ireo no hita.
20. pissoa ( 18/07/2006 16:48)
Ankamantatra ny fanazavan'lah :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858