Salut daolo tsika jiaby e!

1. Nytoh ( 14/07/2006 07:26)
:D:DSalut e!vao2 be ny tenako ka mba mila akama hifampitafatafa e!hifampizara ny tsiky sy tomany e!zay fa miandry antsika hifampidinika.Courage jiaby e!
novalian'i dadabe ny 22/07/2006 15:03
2. labelkely ( 14/07/2006 08:09)
NYtoh: salut le iha miarahaba anao tonga soa ato @sera2,faly mandray anao koa le zahay e
3. arson ( 14/07/2006 10:33)
tonga soa eto @ sera2 Nytoh.Mahay mandray daholo ny akama retra eto fa miandry anao hizara ilay tsiky sy tomany avy amianao e!
so mantsy izahay mba itomany tahaka anao ko.
Fa ilay momba2nao aloha tena tsy mazava tsara fa mba fenoy e!
4. menavolo ( 17/07/2006 07:34)
mba te hifandray @ namana rehetra any ivelany sy eto an-toerana e! moa raha manana fifandraisana ny momba ny couture sy ny coiffure e! fa zany no mba tena tian'ny akama mba alefaso email azafady tinavavy @ yahoo.fr veloma daholo
5. sarobidy ( 17/07/2006 12:21)
ndreto daholo re zahay vonona ny ho namanao e!
6. dadabe ( 22/07/2006 15:03)
ity koa zah ry sarobidy vonona ny handray anao a:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2391