mila torohevitra

1. mi ( 08/07/2006 01:32)
manana fiara p205 zahay,:cry: moteur 108 hono le izy , mitambokombokona be sy miraty foana ,:x:x mecanicien 4 zay no efa nitondrana azy:-o:-o:-o fa tsy nahitam-bokatra. mba vonjeo fa ampijaliany zahay e? :cry::cry::cry::(:(:(:cry:
2. bibilax ( 08/07/2006 09:40)
slt a,jereo fa misy fantsona niala ao @ carbu ao, na calazy no tsy mety ok a
3. Herimiafina ( 08/07/2006 19:54)
Mila jerena daholo hatrany amin'ny filtre à essence na ny tyuaux d,alimentation rehetra sao misy lavaka, ny reservoir sns.

raha tsy any dia ny vis platiné, na ny injecteur raha injection.

betsaka ny zavatra mety hampiraty sy hampitmbokona azy mantsy. :wink:
4. mi ( 09/07/2006 11:59)
merci, merci :P:P:P
5. sarobidy ( 18/07/2006 10:46)
de tandremo zany so de mampivarina ankady an
6. ndjacka ( 24/07/2006 06:15)
mila soloina ny seza lol, non maloto zany ny filtre à essence dia diovy koa ny carburateur. mazotoa:lol:
7. Herimiafina ( 05/08/2006 13:37)
O ry mi an1 efa nilamina ve le resaka mitambokona iny e? :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.313