Manofa fiara fa tsy mividy!

1. Herimiafina ( 07/07/2006 17:44)
Hitako mba tena metimety sy milay ihany ilay systeme hoe manofa fiara fa tsy mividy fiara izany.
matetikia dai tsy misy hoe mividy fiara cash izany intsony ny olona fa dia manofa avokoa, maharitra telo taona eo ny contrat de location dai azonao tanteraka ny fiara telo taona aty aoriana, vente location izany.

Ny hofany indray dia tsy dia lafo fa dia mitovitovy amin,ny hofantrano ihany, somary latsaka aza.

Ireny Ford F150 lehibe ireny ohatra dia vidiana (hofaina) aloha tsikelikely $180 / mois mandritry ny telo-efatra taona eo.

ity misy sariny
http://www.f150online.com/galleries/mygallery.cfm?gnum=2839
novalian'i Kadoda ny 21/09/2006 14:14
2. cutie ( 07/07/2006 18:16)
fa mila mitandrina be sao simba ny fiaran'ny oul , za alou tsy tia manofa e :lol:
3. Herimiafina ( 07/07/2006 19:48)
Misy depot de garantie kah, dia misy assurance no sady misy garantie de reparatiion sy entretien mandritry ny telo taona!
mila olona civilisé fotsiny manofa azy.
4. cutie ( 07/07/2006 21:58)
zany an :-D
de hanofa zany toi zao :wink:
5. kally ( 08/07/2006 05:15)
Nefa raha aty aminay,ho an'olon-tsotra toa tsy dia ahitàna tombony mihoatra amin'ny mividy mivantana ny leasing fa raha orinasa na ohatr'izany dia mahazo tombony.Raha tsy izany ve tsy naleon'ny olon-drehetra tsy nividy mivantana daholo:lol:
6. fijo ( 15/07/2006 19:36)
raha io letsy no 180$/mois asiako kle
7. fasaly ( 16/07/2006 06:01)
ka raha ianao sous contrat manofa iny no hiaran'ny lozam-piarakodia de ahoana injay ny fipetra ny amzay, mino aho fa manolo ny vidin'ny fiara an!:wink::wink::wink:
8. kally ( 16/07/2006 13:27)
Fasaly> Ny assurances no miandraikitra an'izany kah!
9. sipagasy ( 17/07/2006 16:25)
efa fanaon'ny rehetra aty frantsa izany kann
10. fasaly ( 18/07/2006 04:04)
ary zà mbola tsy naheno an'io manofa tsy mividy io aty aminay sa.....:roll::roll::roll:
11. sipagasy ( 18/07/2006 15:20)
contrat leasing misy aty europa kouuu, hatry ny ela
12. Herimiafina ( 18/07/2006 15:44)
Na aty Us koa za efa hatry ny elabe ary dai ihomehezan,ny mpivarotra ianao raha tonga hividy cash iznay! hehehehe:-D
13. fijo ( 18/07/2006 20:15)
fasaly an,efa fanao aty europa io ka.
14. fasaly ( 18/07/2006 20:31)
tsy maharaka aho zany fa zà mantsy tsy mpividy fiara fa mpijapy fotriny:°):°):-w:-w
15. cutie ( 19/07/2006 13:52)
raha mi voyage alou tsara le manofa, fa raha we ampisainao sy ilainao isan'andro de aleo ihany mividy :lol:
16. fijo ( 19/07/2006 18:18)
mividy dia amidy no tsara
17. dailynews ( 24/07/2006 21:04)
cutie:

raha mi voyage alou tsara le manofa, fa raha we ampisainao sy ilainao isan'andro de aleo ihany mividy :lol:

mitovy hevitra amin i cutie aho ny amin izay.

18. kally ( 31/07/2006 05:30)
Marina izany Cutie sy Dailynews, sady misy sokajina tômôbilina tsy ho hitanao amin'ireny mihitsy fa vidiana mivantana ihany.
19. Herimiafina ( 05/08/2006 11:47)
Izany ve retsy ry kally, aty aminay toa azo atao an'io daholo klé. http://www.royfoss.com/leasing/bmw/

Siora daholo e! :wink:
20. Kadoda ( 21/09/2006 14:14)
Mba tsipazo ze sisanareo any zay aty dago aty fa efainay soamantsara e, mitady bonne occasion mitsy ay io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1187