film gasy tsara

1. dailynews ( 05/07/2006 14:46)
inona ry reto no film gasy tsara fa te hanafatra aho, i solafaka sy i andredrabe efa hitako...tsy ratsy, iza koa no azo jerena hafa anefa tsy violent loatra ? efa hitako koa ilay nisy nanapadoha iry fa tsy tadidiko ny titre ny, dia izay ihany no hitako.
2. vale ( 05/07/2006 16:23)
Ny efa hitako koa izao lay hoe "ilay boky mainty" lalaovin'i Tovo J'Hay sy ry Kaliba (revy sa ditra) iry:)! karazana film horera irony ilay izy! tsaraaa!!
3. Aino ( 05/07/2006 20:03)
ny efa hitako efa misy misy ihany ry lolita, saina sa sandry 1 sy 2 misy hafa ihany koa fa tsy misy tadidiko hintsony!!
ny serie moa dia sy sakodipanina, revy sa ditra sns!!
4. yonikafopl ( 06/07/2006 04:50)
vale, za mba meo anzany ilay boky mainty zany, ny film efa hitako sady tsara zao an de :
-fonjan'i neny
-Ralay n'demisiona
-Eva
-Tale sy Tazy ( tsy de mampihomehy akory tss)
Ireo ny vao azoko vao haingana fa misy an dry:
-Vifanga
-Vady sanjila
-rangopohy
-Ketrika sy beloha
-rainizavona
-misiterin'ny villa edena
- Jemima
sy ny sisa eeee, bedabeuuuu

Fa manafara bedabe fa mahafak'andro
5. vale ( 06/07/2006 08:19)
yonikafopl: bjr ndry:wink:, jereko any @ hafatra njy avy eo aza ê!!!mba tiako ho hita koa akia reo sasany ao @njy ireo koh!!:D:-*
6. yonikafopl ( 06/07/2006 08:32)
vale ok
7. 6372sl ( 08/07/2006 17:17)
Rehefa tsy mahita intsony de miandry zay vokatra vaovao ndray, sady mi-hatsara hatrany anie!
8. dailynews ( 10/07/2006 16:18)
misaotra be dia be fa dia ny iray amin ireo izany no vidiana koh.
9. 6372sl ( 10/07/2006 18:34)
misy vao nivoaka indray any fa tsy tadidiko ny titre fa mba jerijereo eny e!
10. cutie ( 10/07/2006 19:01)
raketaka zandriko adinonareo :)
11. nounoum ( 27/07/2006 07:37)
ngah tsy hitanareo tsara le filma toy ny
- adala matanjaka
- adin' akoholahy
- gidram- pitia
- herisetram- piainana
- rantsana dimy
- sns e!
azo lazaina we tsara doly anie ireny e!
12. Zina ( 02/08/2006 15:52)
tohizo ry reto a raha mbola misy any a...
13. mpisotrtoaka ( 20/07/2015 15:19)
ZA KOA RY ZAREO MBA TE AHITA ANZANY FA MBA OMEO A !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3668