tvm

1. dasy ( 04/07/2006 19:45)
efa nisy nahazo ny tvm par satellite ve ianareo aty an-dafy ? raha eny de ahona no fanaovana azy misaotra
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 05:47
2. cutie ( 04/07/2006 21:26)
za mbola tsy nahazo an'zany :roll:
3. ja ( 04/07/2006 21:39)
za konkoa
sady tsy fantatro ary ny fisin'izany kou
4. fijo ( 05/07/2006 03:16)
ds sy hery anontaniana fa ireo mety mahalala
5. Mifenty ( 05/07/2006 13:40)

mba kozio zay ra tafa zany kou
6. sarobidy ( 13/07/2006 05:47)
Ah bon , mety tonga any ko zany ny tvm ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0885