International Foundation for Science.

1. xxx ( 27/06/2006 14:10)
Hono ho aho, efa nisy nangataka famatsiambola hanaovana fikarohana amin'io IFS ve ianareo?

http://www.ifs.se/

Mba hazavazavao heo raha efa mba nisy nanao azafady fa izaho koa te hanao an'io mantsy.

HM
2. xxx ( 27/06/2006 14:26)
Angaha moa retsy tsy tamin'ny 15 ny deadline tamin'ny IFS tamin'ity? :roll: Jereo ihany nefa aloha fa sao tsy namaky tsara izaho.

Tsy HM :wink::-D:-D:-D
3. sarobidy ( 17/07/2006 09:48)
zà aloha tsy mahalala e!
4. rabaradaka ( 24/07/2006 06:26)
MERCI DADATOA XXX fa enao indray tena azoko antoka kah.
5. Herimiafina ( 05/08/2006 14:44)
Ary tena tsara toko ity izany an, misaotra betsaka e. :-*
6. malalatinasoa ( 10/08/2006 00:04)
xxx:

Hono ho aho, efa nisy nangataka famatsiambola hanaovana fikarohana amin'io IFS ve ianareo?

http://www.ifs.se/

Mba hazavazavao heo raha efa mba nisy nanao azafady fa izaho koa te hanao an'io mantsy.

HM



Azavaina @ labozia sa @ electricite :lol:?
Vazivazy iray lalana fa inona no tinao ho fantatra? Nisy boom an'io IFS io manko teny ankatso t@ 2000, nisy formation mihintsy t@ izay ary be dia be ny nanao application. Vitsivitsy ihany anefa no nahazo.

Ankoatry ny qualite ny proposition de recherche ataonao, dia ny affiliationao @ organisme (universite, institut, ONG sns) de recherche koa important be.
Bonne chance e :)

7. Herimiafina ( 10/08/2006 15:14)
izany ve retsy? Fa indry ity klou mety olona fantatro klé, tsy teny amin'ny ESSA teny ve indry io e? :wink:
8. malalatinasoa ( 13/08/2006 03:31)
Herimiafina:

izany ve retsy? Fa indry ity klou mety olona fantatro klé, tsy teny amin'ny ESSA teny ve indry io e? :wink:



ie, teny mintsiny ka, HM kou nga??
9. Herimiafina ( 13/08/2006 13:15)
Ie, zah koa teny mihintsy saingy 5taona fotsiny zah no tao, njy promotion inona kay?:wink:
10. Herimiafina ( 13/08/2006 13:20)
Izay vao tadidiko klé. Hay ve njy io ry malalatiana e! Inona no vaovao any aminjy any! Noheveriko efa nody njy an! i Johary ihany ity e! :wink:
11. malalatinasoa ( 13/08/2006 15:19)
Herimiafina:

Izay vao tadidiko klé. Hay ve njy io ry malalatiana e! Inona no vaovao any aminjy any! Noheveriko efa nody njy an! i Johary ihany ity e! :wink:


Oay, eto ve ela ry Johary vo hita. Mifankafantatra tsara mintsy tsika ka, sady mpinamana be fahiny fa samy niparitaka. Tsy malalatiana za fa i ... hihihi, aleo atao @ hafatra.
12. Herimiafina ( 13/08/2006 15:27)
Okay, efa hitako le hafatra kah, ary Njy rahoviana vao ho avy aty aminay aty e? Efa manambady mananjanaka sa mbola joko tsoriaka otsanah? hehehe:-D
13. Herimiafina ( 13/08/2006 22:25)
Renjekaky oo :{:{
Aleo averina amin'ny sujet fa sao bedy eo klé.
Njy angaha nanao ilay formation IFS io fony tany Dago e? :wink:
14. malalatinasoa ( 14/08/2006 02:23)
Herimiafina:

Okay, efa hitako le hafatra kah, ary Njy rahoviana vao ho avy aty aminay aty e? Efa manambady mananjanaka sa mbola joko tsoriaka otsanah? hehehe:-D


hay dia efa lasa mpijoko an, hahaha, za tsy mijoko zany fa le jokona lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2094