Mpanao dressage sy retapage - Tolier mahay.

1. Herimiafina ( 22/06/2006 14:15)
Malaza misy tolier mahay izay ao antananarivo ao ry zareo, sao dia misy mahafantatra. Misaotra mialoha. :wink:
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:30
2. Fiffi ( 22/06/2006 15:43)
tsy mahafantatra , de ho hita eto raha misy mahafantatra sao manko misy anilana azy koh rahefa ho any dago ! :)
3. bilakarenjy ( 23/06/2006 13:25)
Asa raha mbola ao ilay garazy amin'ny lalana mankany Ivato tanana iny .Toa eo Antanetibe eo izy izay ,700 metatra na mahery kely akory miala ny sampanana eo Talatamaty, raha tsy diso ny fitadidiko azy .Anisan'ny mahay io asa iray io ry zareo ireo satria mpikarakara itony fiara mpanao rallye itony izy mantsy no sady tena mpandoko mahay mihitsy .(Tena lasa mpanao dokam-barotra tampoka teo ny tenanay kle).Io aloha no fantatro fa mba mahay e!.
4. Herimiafina ( 26/06/2006 12:46)
Misaotra an'i Bilakarenjy! raha garazy mahay aloha dia tokony hoe fantampatatry ny bandy mpanamboatra fiara fa dia hanontaniana izany.

Nisy iray izay koa teny Ambohimanambola teny eo akaikin'ny tetezana hono, fa asa na tena favy marina na tsia?
5. ndjacka ( 24/07/2006 06:17)
salut, ny zaodahiko manana tolier mahay be ny masoko no nahita tany dago.
6. AndryGTI ( 13/11/2006 10:30)
Tena mbo kozio raha mbola misy hafa hoe. Mahita mpanao tunning zay zaho. Eo Betongolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4716