Voiture européenne de l’année 2006 : les 7 finalistes .

1. Fiffi ( 22/06/2006 05:33)

Ireto hono ny 7 finalistes: l’Alfa Romeo 159, la BMW Série 3, les triplés Citroen C1/Toyota Aygo/Peugeot 107, la Mazda 5, la Renault Clio, la Toyota Yaris et la VW Passat.

De iza @ ireo no mba tianareo ? http://www.auto123.com/fr/info/news/news,view.spy?artid=52348&pg=2

Fa de ity hono no lany t@ io voty io eh!


http://clabedan.typepad.com/photos/uncategorized/04toyotaprius_2.jpg
2. Fiffi ( 22/06/2006 05:34)
ny ahy aloha de le l’Alfa Romeo 159 no tena hitako fa milay an! :)
3. Fanja1 ( 22/06/2006 06:32)
ny ahy kou Fiffi fa couleur rouge ferrari :)
4. little ( 22/06/2006 06:37)
marina zany Fiffi an masiaka kely marina ty Alfa 159 ty ka misy sakay kely mitsy. rovina izy io no ho tonga any dago e?
le Toyota kosa alou tsy tena mahababo firy e! asa tokoa angamba mety misy hidden power angamba ao ka!!!!
5. Fiffi ( 22/06/2006 06:58)
little: hummmmm ! toa tsy maintsy tonga any kosa io an! inona anefa ny fiara tsy hita any ?
6. bilakarenjy ( 22/06/2006 14:12)
Raha mijery ireo sary asehonao ireo aho ry Fiffi dia efa fantatro ny ahazo ny voalohany .
Tsy mahagaga io ry Fiffi a!,efa kilalaon'ny japoney tanteraka raha ny haitao sy hairaha rehetra ,manaraka azy avy ao aoriana daholo ireo firenena lehibe ireo ary tsy misy mahasongona azy mihitsy amin'izany .
Lasa aloha loatra aza ny zava-bitany hany ka lasa olana eo amin'ny tsenam-barotra indraindray .Matetika ry zareo kely maso ireo no manohana (sponsors) izao karazan-javatra rehetra izao hany ka lasa mahoraka tsy misy dokam-barotra ny zavatra vokariny .
Io fiara toyota io ry Fiffi ilay antsoina hoe fiaran'ny taonjato satria ny technologie avo lenta ho alain'ireo firenena mpamorona sy mpanamboatra fiara tàhaka atsy ho atsy no manome io fiara io .
DS natao monospace io raha ny fijeriko azy .
7. Herimiafina ( 22/06/2006 14:14)
Tena tsy misy atakaloko marika rainiboto koa sa aloha e! BM sy VW. hummmm :-w
8. bilakarenjy ( 22/06/2006 14:37)
Izay indrindra no tanjon'ny kely maso ry Herimiafina satria raha tsy manao izay izy tsy ahita izao technologie lasa lavitra be izao .Tsy ry zareo mihitsy no hiseho ho mahita izao sy izao ,fa ireo mpifaninana aminy no asainy mampitaha ny zava-bitany sy mikon-doha :-@:-@amin'ny vokatra vokariny .:-w:-w:-w
Matoa masaka be sy favo hoatra ireny ny an'ny rainiboto dia ao raha !.:-@:-@:-w:-@:-w .
9. Fiffi ( 22/06/2006 15:50)
bilakarenjy: nefa ny zavatra henoko indray de hoe tsy mateza ny fiara japoney ?
10. bilakarenjy ( 22/06/2006 16:13)
Miara-mihombo-kevitra aminao amin'izany za ary tena marina mihitsy raha toa ka tsy manaraka ireo fepetra rehetra momba ilay fiara ianao .Anisan'ny fantsy apetraky ny kely maso io ry Fiffi saingy tsy ny fiara rehetra akory .Manana an'io fepetra io daholo ny fiara rehetra saingy ny an'ny kely maso tafahoatra loatra .Fa raha mahatandrina ireo fepetra ireo kosa ianao dia tena mateza tanteraka izy .Fanabeazana ny olona manana fiara no tena tanjona ao anatiny ry Fiffi a!(secret io).Raha mamaky ny boky toyota family ianao dia ho hitanao izany hoe :atidohan'ny kely maso izany.
11. Fiffi ( 22/06/2006 19:33)
bilakarenjy: andraso ary ho tazanina kely zany an! fa mety ho hitako eto @ net angamba eh ? @ zay mba azo hadika teny frantsay!
12. bilakarenjy ( 23/06/2006 13:14)
Dia rehefa hitanao dia lazao amiko ny hevitrao fa tena mahaliana ahy mihitsy .Za akory tsy handresy lahatra anao na ireo mpiserasera eto hoe :mbola hafa ny an'ny kely maso ,fa ilay toe-tsain-dry zareo mihitsy no tena tsy mampino ahy . Mampiseho aminareo fotsiny za fa tena efa lasa lavitra tanteraka ary tena mihoatra ny lavitra mihitsy ny zavatra ketrehin'ireo kely maso ireo .
13. Fiffi ( 24/06/2006 03:48)
heu...tsy nahita zah an! Fa marina kosa aloha fa mahay ry zareo eh! jereo fotsiny ohatra ireny jeux elektronika ireny , tena mbola lavitra mihintsy na ny amerikanina aza . Zah aloha de miaiky an!
14. bilakarenjy ( 24/06/2006 20:10)
Andramo atsofoy ao anaty google io toyota family io dia hivoaka eo daholo ny zavatra tsy fahitanao ,fa saingy amin'ny teny anglisy ilay izy
15. Fiffi ( 25/06/2006 04:44)
ie ! @ zay tsy misy an'le hoe "traduire" fa efa hitako an! misaotra anao. :)
16. deutsch007 ( 24/02/2007 21:10)
L'audi TT:elu plus belle voiture de l'année 2006.Manana adversaire serieux koa zao ny bmw M3.Iza ary?Valiny:audi RS4
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2847