FISAORANA

1. diamondra27 ( 15/06/2006 15:30)
Dia misaotra an'ny site serasera fa nahitàna namana isankarazany tato. Misaotra ny mpandrindra sy ny mpanentana.
Misaotra anareo izay nifandray tamiko sy mbola mifandray hatr@izao.
Nahafinaritra ny fiarahana teto fa dia tohizo e!


novalian'i mbotakely ny 08/08/2007 16:11
2. diamondra27 ( 15/06/2006 15:36)
Dia mijoro vavolombelona izany ny tenako fa mahasoa ny site serasera e! de arakaraka ny fandraisanao ny namana ihany no ahitanao hoe: tsara ve ny namana virtuel sa tsia .

Ny ahy manokana teto dia nahitako namana mahafinaritra ka de mba tiako zaraina aminareo fa tsy mba misy mijoro vavokombekona mihintsiny hono de aleo mba atomboka le izy fa mino aho fa any ho any mety misy namana mitovy amiko faly fa nahita namana teto

:-*:-*:-*:-*:-*
3. Aino ( 15/06/2006 15:41)
izaho koa toraky izany!!
dia misaotra any namana rehetra ihany koa!!
de hisaorana inrindra indrindra i hery:-*:-*:D
4. Fiffi ( 15/06/2006 15:52)
diamondra: fa sy handao ny sera2 akory ndry an! ohatran'hoe manao veloma zany ny fahazahoako azy.
5. diamondra27 ( 15/06/2006 15:53)
ié surtout lui satria izy no nahita hevitra namorina an'ity. De tsy mitsahatra ny manavao hatrany hatrany.

Izao mbola nasiany visite guidé hatrany Italie mihitsy ho an'izay afaka makany, tena tsy vitan'ny hoe virtuel fa tena lasa réel(miala tsiny fa tsy afaka makany e!)

de ny visiteurs (euses) sy ny mpi-tchats sy ny mpi-forums
6. vale ( 15/06/2006 16:00)
diamondra27:

Dia misaotra an'ny site serasera fa nahitàna namana isankarazany tato. Misaotra ny mpandrindra sy ny mpanentana.
Misaotra anareo izay nifandray tamiko sy mbola mifandray hatr@izao.
Nahafinaritra ny fiarahana teto fa dia tohizo e!



8O f'angaha indry handeha:?:


7. diamondra27 ( 15/06/2006 16:05)
vale: kalamisa fotsiny njy fa tsy handeha akia 'za a!
eto ihany fa mba mijoro vavolombelona fa tsy misy mpanao e! nefa siora za fa any ho any nisy nahita soa teto de tsy mba nizara. Mbola hihinana le valala grillé vao mety handeha angamba:-D:-D:-D

de nety nisy olona tezitra koa de tokony mba mijoro vavolombelona hoe: nisy an'izao sy izao teto
8. jejo ( 15/06/2006 16:10)
Tsara izany fa izaho koa mba mila mpiseraseara
9. vale ( 15/06/2006 16:11)
diamondra27:

ié surtout lui satria izy no nahita hevitra namorina an'ity. De tsy mitsahatra ny manavao hatrany hatrany.

Izao mbola nasiany visite guidé hatrany Italie mihitsy ho an'izay afaka makany, tena tsy vitan'ny hoe virtuel fa tena lasa réel(miala tsiny fa tsy afaka makany e!)

de ny visiteurs (euses) sy ny mpi-tchats sy ny mpi-forums
taitra aho fa nataoko hoe handeha aky indry a,;-), zaho koa manararoatra an'ity dinika nataondry ity fa tena nampiova zavatra be teo @ fiainako ny nahitàko ny serasera, lasa mba falifaly, afaka miresaka @ namana malagasy!! sady hahitàna zava-tsoa be dia be! na dia misy aza ny adi-hevitra "mafana" indray2 ny ao @ forum:wink:, fa izay koa moa no maha forum azy eh!!:P
Ny tena soritako eto dia ny nahazoako "NAMANA" izay zavatra tena "important" be tamiko satria nampisy tsiky ny fiainako!!
Misaotra be dia be an'i Hery sy ny mpandrindra:-*:-*
Misaotra sy mankasitraka!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!:-*



10. vale ( 15/06/2006 16:13)
Ho ela velona anie ny serasera!!!!!
11. vale ( 15/06/2006 16:17)
diamondra27:

vale: kalamisa fotsiny njy fa tsy handeha akia 'za a!
eto ihany fa mba mijoro vavolombelona fa tsy misy mpanao e! nefa siora za fa any ho any nisy nahita soa teto de tsy mba nizara. Mbola hihinana le valala grillé vao mety handeha angamba:-D:-D:-D

de nety nisy olona tezitra koa de tokony mba mijoro vavolombelona hoe: nisy an'izao sy izao teto
ihihihihh, ié ;-);-);-)


12. diamondra27 ( 15/06/2006 16:22)
vale:oui c'est important no ilazana fa nahita namàna satria injainjay tsy sahy miteny refa misy zavatra tsara fa refa misy tsy tiana de hay ery ny mimenomenona sy mitsikera.

sady ato le namana fantako aloha de mahery daholo e!:-*=D=D=D
13. diamondra27 ( 15/06/2006 16:36)
fiffi: azafady fa tsy hitako le nosoratanjy

non non non , tsy handao anareo akia a! fa misaotra e!

mba misaotra fotsiny de izay, tsy mahazatra ve?
'zay le maha diams anah akia a! manao merci foana de bedy hoe: tsy tokony hisaotra hono nefa tsy mety fa 'za misaotra foana na de zavatra kely fotsint aza no azo sy mahafaly
14. vale ( 15/06/2006 20:17)
diamondra27:

vale:oui c'est important no ilazana fa nahita namàna satria injainjay tsy sahy miteny refa misy zavatra tsara fa refa misy tsy tiana de hay ery ny mimenomenona sy mitsikera.

sady ato le namana fantako aloha de mahery daholo e!:-*=D=D=D
:D tena marina be aki ny voalazanjy! ny olmbel manko rehefa himenomenona voalohany:o nefa rehefa mba hankasitraka toa tsy hita be ny hany:roll:!!

nefa ilaina mihintsy ny fahaizana mankasitraka! (mba lesonay tany @ skout io kià:)!!)
15. vale ( 15/06/2006 20:24)
:D MISAOTRA NY SERASERA IRAY MANONTOLO^:^^:^^:^,,
fa mahazo fahafaham-po hatrany, indrindra ny fanavaozana nataon'i Hery :), toy ny fisian'ny blaogy:D ! ny bizna, tena ahitàna tombon-tsoa be dia be :D!!
16. cutie ( 15/06/2006 23:24)
ny mpandray anjara koa isaorana bdb.:P
17. diamondra27 ( 16/06/2006 04:40)
cutie: ié raha tsy misy ny mpandray anjara sy ny spekta dia tsy misy ny ambiance e!:P

de aza misalasala koa ianareo ze nahita tombotsoa @ bizna izany mba hijoro vavolombelona e!nefa manan-,tsafidiny ny tsirairay.
De hisy injay 'zao ny tsy faly hoe: inona koa ny hijoroko vavolombelona eo raha nahita tombotsoa @ bizna 'za!sao de lasan'ny sasany eo ny bizna-ko:-D:-D:-D:-D


vale: parole de scout!:wink:
hatrany hatrany
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.

VONONA :-*:-*:-*
18. booboo ( 16/06/2006 06:44)
ary booobaka kay ny scout ato fa tsary miteniteny aby !
19. diamondra27 ( 16/06/2006 08:10)
booboo: raha tsy miresaka tsy mahalala ka!
mbola misy bobaka ato indrindra fa ny lhl(no fantatro)
20. vale ( 16/06/2006 09:28)
cutie:

ny mpandray anjara koa isaorana bdb.:P
:roll:hihihi;-)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1138