You are here: home > Forum

i Mada

Lohahevitra : Tontolo iainana
Fitohizan'ny hafatra : i Mada
Valiny : 10
Aino - 15/06/2006 09:41
mahita fa natsy izay nitondrany filoha Ravalomanana dia hita fa mba niova i mada mba nahay nadio na dia kely ihany aza no vita ny lalana sasany efa mba vita, raha dinihina sy jerena hireny pitipitiny kely vita de hita fa efa mba fihovarana be ihany!!
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 15/06/2006 10:50
hihihihi niverina in-2 le dinika ?
Fa tena betsaka ny zava-bita nandritrin'ny 4 taona fotsiny raha hampitahaina t@ mpitondra teo aloha nandritrin'ny firy taona ?
Valio | Miverina eny ambony
sareraka - 15/06/2006 11:48
fanjakàna mpangaro-paosy no nisy nandritra izay 4 taona izay ka dia hiroso hangarom-bilàny indray izy izao!!!ny kely ananan'ny gasy mbola alain'i ravalomanana ...izao izy izao hijery mondial any ALLEMAGNE @ 737 ny gasy milaiso vao mihinan-kanina..
Valio | Miverina eny ambony
toovs - 15/06/2006 15:48
sareraka
fanjakàna mpangaro-paosy no nisy nandritra izay 4 taona izay ka dia hiroso hangarom-bilàny indray izy izao!!!ny kely ananan'ny gasy mbola alain'i ravalomanana ...izao izy izao hijery mondial any ALLEMAGNE @ 737 ny gasy milaiso vao mihinan-kanina..



zah ndray nahare hoe nisy gasy nanambola tsy hay hoe avy aiza tany amin'ny banky de nanaovana "inspection d'etat". tsy haiko na io moa no "terme" filaza azy fa angamba azonareo ny tiako holazaina e.
de ny eritreritro hoe maninona ra enregisté- na fotsiny ireny harena ireny de avy eo asiana im^pot fa tsy le olona indray no gidragidraina e. Sa ve ireo karana ireo de mazava tsara daholo ny kaontiny. réglo daholo ve ireny rah aminy hetra sy ny fidiram-bolany? sa ny gasy tsy mahazo manao fidiram-bola tsy de mazava hoatra ny karana?
fa ny tena nampimehy ahy t@ le tanatra de namoaka vava hono ilay gasy hoe tsy hapetrako any amin'ny banky intsony ny volako fa haleviko sy hafeniko tsara amin'ny manaraka. de hoy aho hoe lasa anti-économique indray izany ilay fihetsiky ny fanjakana
Valio | Miverina eny ambony
Aino - 15/06/2006 17:21
de ny eritreritro hoe maninona ra enregisté- na fotsiny ireny harena ireny de avy eo asiana im^pot fa tsy le olona indray no gidragidraina e. Sa ve ireo karana ireo de mazava tsara daholo ny kaontiny. réglo daholo ve ireny rah aminy hetra sy ny fidiram-bolany? sa ny gasy tsy mahazo manao fidiram-bola tsy de mazava hoatra ny karana?">zah ndray nahare hoe nisy gasy nanambola tsy hay hoe avy aiza tany amin'ny banky de nanaovana "inspection d'etat". tsy haiko na io moa no "terme" filaza azy fa angamba azonareo ny tiako holazaina e.
de ny eritreritro hoe maninona ra enregisté- na fotsiny ireny harena ireny de avy eo asiana im^pot fa tsy le olona indray no gidragidraina e. Sa ve ireo karana ireo de mazava tsara daholo ny kaontiny. réglo daholo ve ireny rah aminy hetra sy ny fidiram-bolany? sa ny gasy tsy mahazo manao fidiram-bola tsy de mazava hoatra ny karana?


fa misy ihany koa anie ny fetsy eh!! na aiza na aiza de tsy maintsy misy faona ny manararaotra kely!!
Valio | Miverina eny ambony
Jessimi - 30/06/2006 17:01
Ity fitondrana ity indray aloha no hitako sahy nanao 'engagement' goavana ho an'ny tontolo iainana e:!:
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 30/06/2006 22:16
CitationMpandefa : Jessimi [ Valio ] 30-06-2006 20:01:41
Lohateny : Re : i Mada
Ity fitondrana ity indray aloha no hitako sahy nanao 'engagement' goavana ho an'ny tontolo iainana e

marina zany
Valio | Miverina eny ambony
prime - 04/07/2006 13:34
Izaho koa manaiky an'izany...
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 04/07/2006 20:50
prime:wink:
Valio | Miverina eny ambony
sarobidy - 17/07/2006 11:34
Zà manaiky an'zany raha any @ toeran-kafa fa raha ny aminay de tssss.....tsy mitombina.
Valio | Miverina eny ambony
prime - 18/07/2006 15:00
Aiza ny aminareo??
Valio | Miverina eny ambony