namana madio possible ve ?

1. iaviantsoa ( 14/06/2006 11:48)
Raha efa manambady, possible ve hoe mpinamana madio ny lahy sy vavy iray , mifankahita isanandro mifampizara ny manta sy masaka ... tokony ho saro-piaro ve ny tompombady ? Mila valiny e
novalian'i arson ny 11/07/2006 05:15
2. Fiffi ( 14/06/2006 11:55)
rehefa samy madio ny saina , tsy hitako izay olana ?

Fa ahoana hono aloha ny fihetsik'ialy tompom-bady ?
3. iaviantsoa ( 14/06/2006 11:57)
Ny problème anie dia ifampitantarana ambakin'ilay tokatrano e, ohatran'ny mapi click ihany an
4. Fiffi ( 14/06/2006 12:00)

Fa maninona no hatao ato @ namana vao2 ity dinika ity ? tokony natao tao @ "fitiavana"

Fa le tompom-bady ve aloha mampiseho fahasarotam-piaro ? Raha mampiseho izy de lazaina azy fotsiny hoe namana @ fo madio.
Na izany aza aloha de rehefa manambady de mba tokony hahena kosa ilay fiainana t@ mbola celibat eh!
Ary ireo namana ireo nga tsyfantatr'ilay tompom-bady ny fisiany ?
5. booboo ( 14/06/2006 12:00)
possible ! atao mazava tsara aby aby ny raha dia tsy misy tokony hahasaro-piaro ny andaniny sy ny ankilany zany.
6. Fanja1 ( 14/06/2006 12:08)
raha madio ny fo sy ny saina tsy tokony ho hisy ny olana..dia atao mazava tsara entre nareo mpivady, fa hapetraho ihany koa ilay kstion we raha ny vadiko aza ny eo @ toerako de ho saripiaro ve za?
7. iaviantsoa ( 14/06/2006 12:10)
Eny e, atao mazava daholo ny zava-drehetra, diso mazava aza blème kely indraindray somary tafiditra matetika ny anaran'ilay namana, ohatran'ny hoe izy hakana ref e, ny azy zao mety, eny e tsy tokony hahasosotra mihitsy ny fisian'ny namana fa hoe sao dia hasiana limite nefa hatraiza , ary iza no tokony hametraka io limite io zay ange e, fanahiniana nalefa tato @ namana vaovao io sur fa be mpamaly e
8. little ( 14/06/2006 12:14)
mety ka, tena mety, jereo zao zao
9. Fiffi ( 14/06/2006 12:17)
heu....na de hoe ny fanononana ny anaran'ny le namana fotsiny ve de efa blèm ? hummm! ao raha....zany .
Fa zay fotsiny eh! zanyhoa ! rehefa madio ny fo sy ny saina de manga ny lanitra ary tsy halefa lavitra ny saina fa manimba zavatra ao an!
10. tisera ( 14/06/2006 12:20)
amiko aloha dia malalaka mihitsy ny mpivady hihaona @ izay namana tena tiany sy akainky azy : na namana lahy io na namana vavy , na mitovy na tsy mitovy @ tena . Fitiavan-tena diso tafahoatra mantsy ilay mametra be fahatany saingy , saingy tokony ho voalanjalanja tsara koa aloha ny fotoana hiarahana sns... mba tsy hahatonga takaitra @ fiainan-tokantrano izay tena lehibe tokoa : afaka minamana madio tsara fa matetika ny maha-misy ny indro kely fotsiny indraindray dia lasa toa ny hevitr'ilay namana indray no henoin'ilay vady dia eo no maha-vexé ilay tompom-bady .
11. TWINCAM ( 14/06/2006 12:42)
Za miteny io aloha d mbola ts manambady nefa hitako fa ts dia tokony hisy ny olana raha samy madio ny fomba fisainana e! fa zao fotsn mba zavatra tsapako, le ol otrreny mifampitantara blem eo dia av eo mifampi comprendre d av eo miitatra le iz oe ts aleo v miaraka fa ny any antrano efa gidra lava d any iz no manala azy?? dia zay aloha no hevitro e
12. lapino ( 14/06/2006 12:52)
ivaviantsoa,

Madio possibla ka! Raha tsy izany maloto daholo ny mpinamana rehetra.

Fa ny fifandraisana sy fifampitondran'ny mpivady/mpisipa indray dia aferany manokana, "vie privée"-ny iny. :wink:
13. Fiffi ( 14/06/2006 13:05)
lapino:

Madio possibla ka! Raha tsy izany maloto daholo ny mpinamana rehetra.
zay indrindra. marina izany.


14. Zina ( 14/06/2006 13:23)
Tena mbola manana saina gasy marina nareo ka.. tsara mihitsy izany...Ary tohizo izany... Ny olona aty ivelany Dago dia tsy manana an'io fisainana madio io intsony..Ny antony tsy kely lalana i Satana
15. Aino ( 14/06/2006 13:32)
fa madio ahoana no tianao lazaina kay?
fa raha madio dia betraka no misy, ny madio tiako lazaina de tsy mifamafy ny ratsy sy mahay manaja ary ny tia miaramonina, sns, fa betraka ihany koa no tsy izy @ hireo.
16. bonnechance ( 14/06/2006 14:32)
Ny mpinamana madio dia tena possible raha efa nobaserna t@amitié ny relation. Ary aza hadino fa matetika tena @ namanao enao no tena miconfier zvt bestaka kokoa satria noho lay amitié de tena tsy misy indifference mitsy. Miankina @ comportementn'ilay olona roa mpinamana ihany no tokony hahasaropiaro na tsia satria rehefa hitanao ho tsy mazava ve tsy ho lasa lavitra kosa ny eritreritraoe.
17. vale ( 14/06/2006 16:59)
iaviantsoa:

Raha efa manambady, possible ve hoe mpinamana madio ny lahy sy vavy iray , mifankahita isanandro mifampizara ny manta sy masaka ... tokony ho saro-piaro ve ny tompombady ? Mila valiny e
ié, mitombina io kah! fa ny indro kely dia mety hiteraka fihalonana ho an'ilay vady:(!!


18. vale ( 14/06/2006 17:03)
,, izaho koa na tam ,mbola nianatra dia nanana namana lhl foana, na ny mpiara-nilalao tam,mbola kely koa,ary tena mpinamana tsotra izao tsisy n'in,n'in,ary mbola mitohy h@zao:D! fa nisy ihany kosa alou ny namboraka fitiavana t@reo rehefa taty aoriandriana,hihi!!
19. moi ( 15/06/2006 03:34)
Za de milaza koa hoe possible, indrindra raha naman'izy mivady (namana iombonan'izy mivady), fa sarotra ihany ny hoe vehivavy naman-dramose irery, na lehilahy naman'ny madama irery. Ary mbola hafa koa ny fipetrany raha mpitovo ilay namana na efa manambady.
Fa aleo voalanjalanja tsara sy mazava be ny resaka e
Fa raha hita ho tsy mihendanja ve ny fitiavana ao an-tokantrano, inona no olana ?
20. Fiffi ( 15/06/2006 04:03)
Aino:
fa madio ahoana no tianao lazaina kay?
Aino: madio , tsy misy heritreritra ratsy. Madio ny saina sy ny fo.
Ohatra zao hoe manana namana lhl ndry , tena namandry hatrizay , tena namana be fotsiny an! niraka foana ianareo heu...nilalao , nijery ciné , resto ....tena namana an! De nanambady ndry fa tsy t@ io namandry io an! fa olon-kafa. De tokony ho jaloux ve ny vadindry raha mitohy le fampinamana @ le namandry io ? Ohatra hoe miresaka ianareo mivady de voatonondry ny anarany , na hoe mbola mifankahita nareo .
Raha nanambady ndry ve de avelandry any daholo ireo namandry taloha ? De raha nanambady ndry ka mbola mitohy ny fiharahana @ ireo namandry de @ fo madio tahakan'ny taloha fa tsy misy heritreritra ratsy an!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3378