Ahoana indray ity ?

1. Fiffi ( 10/06/2006 07:22)
hummmm ! ahoana indray no fahitanareo an'ity fiara ity ? manja eh ? hummm :) de iza indray no mba tianareo ato ? http://www.passion-tuning.fr/modules.php?name=coppermine&file=displayimage&meta=lastup&cat=0&pos=107
novalian'i azerty ny 16/07/2006 21:29
2. Fiffi ( 10/06/2006 07:26)
hummm ! bdb no azo fidiana ato an! manja eh! http://www.passion-tuning.fr/modules.php?name=coppermine&file=displayimage&meta=lastup&cat=0&pos=100
3. Fanja1 ( 10/06/2006 08:03)
tena manja fa mitazana fotsiny e:) misôtra akia Fiffi an
4. Fiffi ( 10/06/2006 08:15)
Fanja: tsy aleo akia mba manofinofy kely kosa eh ? :-D:-D:-D:-D Fa zah akia de tena tia be mijery ireny fiara manja be ireny an! :) :-*:-*:-*
5. Fanja1 ( 10/06/2006 10:38)
Fiffi za kou, inn voiture-njy?:-*:-*:-*
6. tisera ( 10/06/2006 16:15)
:Dmisaotra an'i fiffi mampanonofy fa dia tena hijanona ho nofy aloha ra ho ahy fa tsy arak'ilay hoenti-manana é! fa any dago koa aloha izao tsy tara mihitsy fa tsy hitako izay fiara tsy misy any : be olona mpanam-bola ihany ao an.....mahazo fiara tsara tarehy be...
7. Fiffi ( 10/06/2006 16:17)
tisera: hummm ! ka azo hatao tsara ange le manofinofy eh! :) :-*:-*
8. vale ( 10/06/2006 17:26)
tsisera: tena be any an, ary tsy tara mintsy koa!:D
fiffi: za koa alou mba anisan'le mandrevirevy ftsn rah izao e, ireo ve akia ho latsakiny 100.000 euros rah kely indd :?, fiffi à, mety ho tanteraka ihany le revy raha mande milalao "à prendre ou à laisser" ko,:°)hihihi!
9. Fiffi ( 11/06/2006 05:18)
vale: de ataovy ny loto euromillion akia an! iza no mahita ? hummm !! :)
10. tisera ( 11/06/2006 06:26)
fiffi>>> omeo lé isa mety ahazoana aza é! T@ io tokoa ange no nahazoan\'ilay tunisien 75 sa 1è( millions tsy tadidiko intsony .... fa rà io aloha no azo mety afaka mividy sy mi-tune fiara isan-karazany an! Maka toro-hevitr @ namana eto fotsiny hoe inona no ho fidiana .... las lavitra be lé nofinofy ! :-D:-D:-D
11. Fiffi ( 11/06/2006 06:31)
tisera: hummmm ! hihihihhi de hatao o pif fotsiny akia le numéro fa le mitady hoe heu...andeha ny daty sns...zao no hatao , toa handreraka hiany.
Fa le handrasana farany indrindra iny no hanaovana azy , mihidy @ 7 ora de tena handrasana @ iny vao manao an'le flash hihihihihhi
12. Herimiafina ( 11/06/2006 12:12)
Favy le fiara kah, fa aleoko fougonette raha hisy espace malalaka toy izao fitondrana entana. :-*
13. tisera ( 11/06/2006 13:02)
:-D:-D:-D:-*:-*:-* mba lazao ny namana izay mahazo loto é!
14. Fiffi ( 11/06/2006 14:46)
tisera: heu...andraso hoe mba andeha hanao loto koh zah de lazaiko andry raha nahazo na tsia :-D:-D:-D
Fa zah indray aloha de tena heu.. hummm ! tia be mijery an'ireny karazana fiara ireny an! hummmm ny fiandrasana ny salon de l'auto hummm hihihihihi
15. STONG ( 12/06/2006 09:24)
Tsy rariny mitsy ry zareo a:cry::cry:
Ny tenanay mekano,anarana fotriny io fa ny mekano @zo ftona tsy maintsy mahay informatik,ra zo no mitohy,tsy hanan'asa tsony ny bandy klé :(:(
Hazo lava rankizy a!! mbo e!!
16. Fiffi ( 12/06/2006 15:56)
STONG: ndryyy : ka zay ange le fivoharana eh! ny teknolozia mihatsara lalandava . Fantatro zao fa efa ny fiara mivaoka rehetra de efa compact daholo ny mikasika ny motera oahtra ka raha sanatria ka misy panina kely de tonga de branchena @ apareil kely iny fotsiny satria electronika daholo de tonga de hita hoe aiza ny olana.
17. Herimiafina ( 12/06/2006 18:25)
Ohatrinona ary ny vidin'io klé?
18. STONG ( 13/06/2006 16:31)
Tsy d lafo mankaiza io ry kama a!!
Vidiny>> keta-potsy sy variraiventy monja
:-w mety hisy fameriny ngamba a!!
19. Fiffi ( 13/06/2006 20:19)
STONG:
Vidiny>> keta-potsy sy variraiventy monja
inona kay zany ? keta-potsy zany ?:roll:


20. STONG ( 14/06/2006 15:37)
Fiffi:

STONG:
Vidiny>> keta-potsy sy variraiventy monja
inona kay zany ? keta-potsy zany ?:roll:





Ariary io ra diso ny fitadidiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3438