bonzai

21. Fiffi ( 03/10/2006 10:56)
soanja: mila tena ho attentive be mihintsy akia rehefa manana bonzaï an! fa ny ravina maniry mi-dépasy rehetra ireny tsy maintsy tailléna daholo ! misy hety kely tena natokana ho an'ny bonzaï zay ! de raha mampiasa an'io de tsy hanimba ratsan-kazo hafa mihintsy .
22. soanja ( 04/10/2006 00:50)
Misaotra aky fiffi a. Ataoko zany io. Ny ahy koa mantsy izao manomboka mieritrereitra aho hoe toa mampijaly zavaminiry aho le manatapataka azy iny. Fa sa moa tsy maintsy atao io raha te hanana bonzai.:-*:-*
23. Fiffi ( 04/10/2006 20:15)
soanja: marina aloha fa somary mankarary fo kely ny manala ny ravina ireny indrindra fa raha efa somary midoroboka le izy ! saingy tsy ho lasa bonzaï mihintsy raha tsy hatao an'zany an!
24. soanja ( 07/10/2006 05:46)
Ok Fiffi Misaotra fa dia manongo tena izany rehefa manapaka azy de hoe te hahazo bonzai, te hahazo bonzai.:-*:-*:-*:-*:-*
25. Fiffi ( 07/10/2006 13:07)
soanja: an3 kah! tsy manongo tena fa resahana le izy ! hihihihi de lazaina izy hoe @ zay enao de mihatsara andro aman'alina ! hihihih :-*:-*:-*
26. soanja ( 07/10/2006 23:41)
Fiffi a, tena miha mivadika mavomavo ny bonzai-ko sao de le tamin'ny nanapahana azy? Matahotra be zah :?:-/ Ampio haingana sao misy zavatra hafa tsy arako.
27. Fiffi ( 08/10/2006 21:16)
normal akia io soanja an! tena faran'zay normal mihintsy satria efa hiditra automne ange isika zao eh! jereo daholo ange ny ravina rehetra @ zao fotoana zao eh! manomboka miha-mavo de milatsaka avy eo ! na ny bonzaï aza manao an'io koa an ! ny ahy ato de efa mavo presque daholo ny raviny ! mba manana maromaro hiany manko zah ato an! :) tsy misy hatahorana akia zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4182