FIRARIANTSOA

1. FONISAHI ( 07/06/2006 09:33)
Faly miarahaba antsika namana rehetra eto amin'ny serasera.ny tenako manantena aho fa ny soa sy ny tsara no hifandraisantsika.Izao aho vao tafiditra ka manantena ny fandraisana tsara avy aminareo rehetra.(l)
novalian'i arson ny 20/06/2006 06:17
2. tisera ( 07/06/2006 09:47)
:D Tonga soa é! Namana mahafianritra daholo y ato , maha-tamàna be mihitsy !Dia mazotoa ary émitafatafa é!
3. Fanja1 ( 07/06/2006 10:06)
tongasoa fonisahi:)
4. Fiffi ( 08/06/2006 06:29)
FONISAHI :)
5. arson ( 13/06/2006 11:20)
salut fonisahi!
sarotra be ny manoratra ny nom anao.mitady hanoratra zvtr hafa fona za.mahay mandray be daholo zay eto fa mazoto miforum e!(l)(l)(l)(l)
miaraka @ fo mena io an!
6. Fiffi ( 15/06/2006 06:36)
7. arson ( 20/06/2006 06:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.25