Mba raiso ho namanareo aho

1. hasinando ( 30/05/2006 12:34)

Vao zao aho no niditra tato @ site ity de mahafinaritra be ka mba ataovy namanareo aho!

ZA ange tsy miavonae
novalian'i arson ny 13/06/2006 11:43
2. endrika ( 30/05/2006 12:40)
bjr hasinando,vao zao koa za no niditra tato @ site ity,namako ary enao e!bsou amités
3. pissoa ( 30/05/2006 13:02)
Zah kounkou izao vao niditra tao dia hitako hoe mahafinaritra be. :-*:-* i hasinandro sy i endrika.
4. pissoa ( 30/05/2006 13:03)
Oops, hasinando mantsy e :oops:
5. Fiffi ( 30/05/2006 13:16)
aza le basy aloha no jerena akia fa tsy aiko ny manova azy an! :oops: de aza misalasala akia fa namana daholo ny eto an! de mba fenoy koh ny mombamomba andry an! :):-*:-*:-*:-*
6. klemntina ( 30/05/2006 14:03)
tongasoa hasinando sy endrika kiss
7. tisera ( 30/05/2006 14:06)
:D:D Dia tonga soa é! Hatraty io vaovao io satria zà koa vao tsielatsiela no niditra dé tamana tsara mihitsy na dia tsy manam-potoana firy aza hitsidihina ny dinika rehetra. Dia mazotoa mitafatafa ary é:-*:-*:-*!
8. vale ( 30/05/2006 14:11)
tongasoa hasinando sy endrika:D:-*:-*:-*, mba azon'i hasinando fenoina ve ny mombamomba mba hahafantarana bebe kokoa eh!:D
9. Fiffi ( 30/05/2006 14:22)
tisera: tongasoa koa enao an! de mazotoa mi-forum eh! de namana daholo ny eto :):-*:-*
10. bellla ( 30/05/2006 15:40)
TONGA SOA ô!
11. dongadonga ( 30/05/2006 21:16)
[quote=hasinando]

arabaina akia indria dia mahazotoa miresaka fa mahafinaritra izany an
12. bonnechance ( 31/05/2006 04:41)
za koa zao vao eto fa namanareo koa o
13. 2gasy ( 31/05/2006 05:15)
hasinando:


Vao zao aho no niditra tato @ site ity de mahafinaritra be ka mba ataovy namanareo aho!

ZA ange tsy miavonae


Bjr,

Eny ary fa raisiko ho namako ianao e.

Ragasy

14. little ( 31/05/2006 06:02)
ha, vaovao?
sal;it de jery atrika aloha e!
Laingako zany fa Benvenito, de tongasoa de welkom sy welcome zany e!
de mirary anao hiara mikorana sy mifandaginn eto zany e!
de efa namako enao zany manomboka izao e!:-*:-*:-*
15. Fiffi ( 31/05/2006 06:58)
humm
16. arson ( 31/05/2006 07:17)
Tongasoa hasinando.vao ny mailnao fotsiny no jereko de fantatro sahady enao.
za ko ne tsotra tsy mba miavona e!
:-D:-D:-D
17. Lov ( 31/05/2006 08:16)
Tonga soa ary e ! Io ny seza dia mipetraha @ seza..."...Ary etsy matoria ka manofisa mamy ity ny tanako iodanako"(Rado)
18. Fiffi ( 31/05/2006 08:42)
Lov: tongasoa koh enao an! :)
19. apache ( 31/05/2006 09:18)
za koa izao vao niditra donc tonga soa koa zany za!!
20. booboo ( 31/05/2006 09:57)
:-D:-D.

Tonga soa aby dé hikorana sy hifandaginn eto oun tsika ouz Little :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4927