tsiahy mampihomehy

1. booboo ( 30/05/2006 10:31)
Inona no raha efa nahazo anareo, nahamenatra beeeeeeeeee t@ zany fotoana zany ...ihomehezana kely hihihihihi.

Nenà t@ niakata escalator vôlohany indrindra tao @ ilay supermaché tao Antaninarina io ( prisunic angamba izy t@ zay ). Dé vao nametraka tongotra klou dé saika nianjera, akaiky ho tonga @ zay fa tena nidaraboka beee zà t@ zay. Fa menatra zà aaaaaa ! lé oul tao afara nihomehy aby koa t@ zay ! :oops::oops:.

Anao indray zao...

novalian'i niryna ny 02/02/2007 20:34
2. Fiffi ( 30/05/2006 11:19)
ny ahy indray de zao: maika be loatra zah hanenjika izay magazay zay fa efa ho tonga ny ora hidiany .
Nihazakazaka mafy de tsy voatandriko fa vitré be daholo ny varavarana , noheveriko fa misokatra be ! kanjo inona ? boummmm ! ny loha no nipoaka be tao , nitodika daholo ny olona tapa-tsinahy , zah nefa fanina be fa narary an! :oops::oops::oops:
3. rurik ( 30/05/2006 11:46)
Fiffi za ko aky efa tratran'io fa le varavarana miodona ohatran'ny boribory zany ny marimarina kokoa ,vao teraka kelikely aho tamizay , dia i rams sy ny zazakely niditra t@varavarana mormal dia za nilitilitika niditra t@ le varavarana miodina reny ,ataoko fa efa tokony hivoaka aho dia nivoaka nitohoka t@le vitra ny tarehiko teha fanina kely aho tamizay an fa mody tsy taitra fa be olona hih ihi hih ih i varina nijery le zanako aho dia tsy nahita le vitre hi hi hi.
4. booboo ( 30/05/2006 11:57)
hihihihihi
5. mamzelkely ( 30/05/2006 12:12)
ny anah bdb mits fa ny tena tsaroko de za vô nande ascensseur vôlou indrindra tao am poste analakely tao de le vendrana be reny de le isak ny étage le izy mo zany mijanona de za amin'io any am dernière étage vô tokony hiala de nijnona tao am 2e étage aza ity ascensseur de niala ny venjana nefa tokony mbola misy étage 6 be zao de vô tery niakatra tongotra sady vizaka no nomehzan olona fa vendrana lôtra de niala wen de niakatra totohatra afaka mits ny tavy klé :roll:
6. Fiffi ( 30/05/2006 12:21)
ny ahy indray mbola misy 1 ity. Sady mamaky boky no mandeha hiany , Boummm tao @ poteau ny loha no niafara. (narary be an) :oops:
7. booboo ( 30/05/2006 12:23)
:-D:-D
8. Rafotsy ( 30/05/2006 13:06)
Ny ahy indray vao tsy ela akory : nandray ireny varavarana miodina @ centre commercial ireny , ny tao an -dohako dia tapis roulant , niditra aho dia nitsatoka teo tsy nietsika , farany natosiky ilay varavarana dia coincé tao ny kiraroko ray ! Za tapatsinay fa ny zanako vavy no outre bé satria voatery niantso sécurité ni décoince ny kiraro!
9. Fiffi ( 30/05/2006 15:19)
:-D:-D
10. vale ( 30/05/2006 20:41)
Fiffi:

ny ahy indray de zao: maika be loatra zah hanenjika izay magazay zay fa efa ho tonga ny ora hidiany .
Nihazakazaka mafy de tsy voatandriko fa vitré be daholo ny varavarana , noheveriko fa misokatra be ! kanjo inona ? boummmm ! ny loha no nipoaka be tao , nitodika daholo ny olona tapa-tsinahy , zah nefa fanina be fa narary an! :oops::oops::oops:
fiffi: ihihihihihihih,:-D mitantara an'io ndry fa nahita cas ohatran'io koa zah t@ vidéo gag,(asa alou na scène noforonina lay izy na tena marina,?!) fa izay mandalo de boum, boum, boum, ihihihihihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-*


11. Fiffi ( 30/05/2006 20:44)
vale: ndry an! :-D:-D:-D fa zah akia tena narary ny lohako t@ io an! :-D:-D:-D:-D
12. vale ( 30/05/2006 20:47)
Ny ahy indray, nirahina hividy mofo zany, dia jereko toa mijerijery be daholo ny ol, tsy mbola kôpy n'in, n'in ihany, tonga tany an-trano @ zay de niomehimeh ba koa ry cousins-nay sy ny ray tampo sasany, :twisted:kay nasiandry zareo pincen-damba tao arian'ny lamosiko:twisted::-D:-D:-D ,,ihihihihihi
13. vale ( 30/05/2006 20:52)
faharoa indray, t@ voalohany vao mba nahazo carte bancaire, fa sasatra ny hatelin'ny masina fôna, @ le tsy mahatadidy code, efa gaga mihintsy ilay rtoa fa isaky ny miditra ao @ banky aho dia efa hozy le rtoa hoe c la carte ? :-Dihihihihihih, aza mbô vendrana ihany hoà:-D:-D:-D::lol:
14. rurik ( 31/05/2006 07:54)
za ko mbola nisy tamimbola kelikely an dia le manao fety piangonana reny dia ny alahady ariva manao vakodrazana sy bale dia ny ny fiangonana moa lavitra ka mifampaka rehefa handeha , dia ny tranonay zany ny faran'ny tanana ka za no alaina farany , za anefa tara lava rehefa mba misy zavatra atao , ny namako rehetra efa tonga teo atokotany za mbola vao handeha handro , dia natao haingana fa sao tara , ny loza anefa dia ny kilaoty anaovana indray no adino tao anaty paosy ny akanjo nalana ,dia lasa tsy nisy polisy hi hi hi hi, rehefa tonga lavitra vao maheno mangatsitsika be zany, kay nisy zavatra adino angamba azonareo ny tiko lazana dia inona moa fa dia ny atinakanjo no nasiana paingotra .
15. booboo ( 31/05/2006 09:43)
hihihihi
16. methode ( 31/05/2006 09:51)
Toa mampme daholo izy zany! Za mbola tsy manana tantaraina! Ngamba mbola anjaran'ny vevavy aloha zao fa toa mbola tsy nisy lehilahy raha ny fahalalako azy niditra teo!
17. cutie ( 31/05/2006 10:21)
ny ahy bdb mitsy :-D:-D:-D:-D
fa za tsy hitantara :-D:-D:-D
18. andry08 ( 31/05/2006 11:09)
=))=))=))=))Be dia be
19. cutie ( 31/05/2006 12:04)
andry08 tsy hay tanisaina mitsy :-D:-D:-D:-D
20. booboo ( 31/05/2006 12:15)
cutie, andry08 > anankiray fotsiny. Ao fa tsy himémé mafy lôtra zahay hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1312