convertisseur electrique

1. perfect ( 29/05/2006 07:55)
izay mba manana schemat electrique fananganana convertisseur 12/220v mahazaka 1000w mba hanaovana fa mampijaly ny courant any ambanivohitra e!mila fanampiana ô
novalian'i Komm ny 25/08/2006 14:12
2. Fiffi ( 29/05/2006 10:30)
tena tsy mahay.
3. vancleef ( 29/05/2006 18:55)
Sarotra ny manao convertisseur 12/220V mahazaka 1000W raha tsy manana ny fitaovana sy matériel. Radiateur ngeza, transformateur torique (rendement) sarotra hatao sady lafo no mividy efa vita. Ary mila sécurité maro SURCHARGE-HAUTES TEMPERATURES-COURT-CIRCUIT-INVERSION DE POLARITE. Misy convertisseur 12/220V (3000W) pointe 6000W efa vita dia ~ 250 € no vidiny eo @ Internet ary 9-10 kg no lanzany.
Raha toa ka mila schéma de principe miaraka @ schéma ny circuit imprimé sy ny schéma d\'implantation dia http://d.ratsira.free.fr/powerinverter/
15 VA fotsiny ilay izy faha raha ny toro-hevitro dia mora kokoa noho mividy efa vita fah ny blème dia voatsifiny iray na roa andro ilay batterie dia mila charge-na dia mila électricité indray na lasantsy dia au final asa raha rentable ilay système
4. vancleef ( 29/05/2006 20:09)
Ny toro-hevitro raha te hanao électricité any ambanivohitra dia tsy convertisseur 112/220V mihintsy satria tsy rentable io @\'ny vidinin\'ny solintana miarakatra isan-andro faha ny éolienne. Tsy azo bricole-na vita gasy fotsiny ilay izy naha dia mahay aza ny gasy faha mila tranfert de technologie. Tanana kely iray manontolo afaka manana électicité faha misy vidiny ilay izy @\'ny voalohany. Manana namana aho mikarakara ONG any Mauritanie mamekatra eolienne http://www.grainesdesable.com
Tanana kely iray manontolo afaka manana électricité ary ireo maoritanianina tsy migoninginina hoe tonga indray ny mpanandevo rehefa tonga ry zareo. Tokony mba hieritretra ihany intsika faha tsy faly fotsiny hoe gasy ka manja dia namorona izao rehetra izao
5. vancleef ( 29/05/2006 20:12)
http://eoliennes.free.fr/index.html
6. grasolo ( 27/07/2006 05:37)
Inona moa ny olana raha ahaka mamorona. Tsara ny maka tahaka, nefa mbola tsara lavitra noho izany ny mahay mamorona sy mamolaka an'ireny fahaiza-manao ireny hifanaraka amin'ny zava-misy eto madagasikara. Na dia izany aza dia misaotra an-dRangahy ihany amin'ny toro hevitra sy fanomezana fanazavana isan-karazany!
7. sarobidy ( 19/08/2006 07:12)
de misaotra anareo fa mety mihitsy zany na d tsy zà ary le nitady.
8. HESHA ( 22/08/2006 09:43)
ny zavatra hita am zao na ny ety andrenivohitra aza anie tato ho ato de mirona any am i convertisseur io dahoulo am le resaka olana avy am jirama e.
Fa misy ary ve fikambanana mety handray an tanana io projet na energie eolienne io ra eto madagasikara ?
Izay mba interesse na manana information de iangaviana mba hiteni eto mba hahafahana mahita oe aiza sy aiza no tokoni aleha si ni tokoni atao azafady
9. Komm ( 25/08/2006 14:12)
Aleo ny gasy mba hitrandraka fa izay no antoky ny fandrosoana e, tsy hividy ny vita vahiny lava izao. Fa ny teniko fotsiny hoe mba ataovy tsara ry zareo ny zavatra ataonareo fa aza atao kitoatoa mba hialana amin'ilay hoe "ratsy ny vita gasy", za anefa saha manambara fa tsy latsa-danja amin'ny vita vahiny ny vatantsika fa ny "finition" no tsy ao tsara, fa ny herin'ny zava-bita tsy mifankaiza. Resaka ampli ohatra dia efa ahitana fa maro izy ireny no tsara lavitra noho ny avy any ivelany ny tanjany (Puissance), sady tsy tsara feo (qualité de son) no tena ok, fa ny tranony no somary tsy vita tsara. Za zao mpanao sonorisation fa ny ampli-ko ao dia izaho daholo no nanamboatra azy, nefa ny tanjany tena afa-po tanteraka za. Mazotoa e, MILAY NY VITA MALAGASY.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9486