fomba famoronana budjet

1. perfect ( 29/05/2006 07:49)
mila fanampiana ry akama ny tenako @ fananganana budjet @ ankapobeny, izay mba manankevitra dia mba valio ny tenako fa misy ilako an'io,fananganana budjet dia izay rehetra tokony ho hita ao anatin'io budjet io,dia misaotra mialoha @ fanampiana
novalian'i Vaika ny 29/05/2006 11:21
2. Fiffi ( 29/05/2006 10:29)
fa tsy azoko loatra le hoe famoronana ? zany hoe resaka vola , juste hoe ohatran'ity ve ? http://operation.senegal.free.fr/page4.html
3. Vaika ( 29/05/2006 11:21)
Perfect : tsy mitovy loatra ny fananganana budget ho an'ny entreprise efa miasa sy ny entreprise vao ho foronina. Ka budget ohatran'ny ahoana marina moa ilay ilainao ?
Fa eo am-piandrasana ny tena ilainao dia ireto toro-hevitra vitsivitsy (purement comptable !):
- Plan de financement sur trois ans (besoin en fonds de roulement, autofinancement...)
- compte de résultat sur trois ans
- Plan de trésorerie sur 12 mois (tsy hadino ny imôpts sur les sociétés, capacité d'autofinancement ets...)
- bilan initial
- bilan final
Momba ny détails dia mazava ho azy fa araka izay activité ataonao ihany : raha services no ataonao dia tsy mila miditra lavitra loatra amin'ny analyse des couts de production ets...
Ka raha ohatra ka efa entreprise ka mila manao prévision dia mila budgeter-na ny achats, ventes, TVA ...alohan'ny hananganana ny budget de trésorerie.
Ka budget atao inona marina moa ilay izy ?
Azonao atao koa ny manantona associations na ny chambre de commerce (any no fakana renseignements amin'ny entreprises hafa mitovy domaines d'activités aminao...).
Feno koa ny boky (na internet !) miresaka io budget fa jereo tsara ry ankama a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1399