Fanorona: vela?

1. hery ( 25/05/2006 11:12)
Ho an'izay mahay fanorona... inona kay no tena atao hoe vela?
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:34
2. hery ( 25/05/2006 11:46)
Hihihi. Aoka ihany fa hitako... sady izay vao tadidiko fa efa nanao an'io marina taloha
http://www.msoworld.com/mindzine/news/classic/fanorona.html#vela

3. Fiffi ( 25/05/2006 11:51)
hery: hummmm hihihih soahiany fa nalefanao aza io fa tena tsy nahafantatra an'io mihintsy zah na de kely aza ! :) (hianatra hilalao fanorona indray zany aloha) :)
4. dadabe ( 25/05/2006 12:11)
hisy fanorona angaha eto @ serasera??:D
5. Fiffi ( 25/05/2006 13:21)
de ahoana hono ny fomba hilalaovana fanorona eto ?
6. vancleef ( 26/05/2006 07:22)
Raha te-hilalao fanorona eto @ Internet dia jerevo eto
http://www.ics.uci.edu/~eppstein/180a/projects/fanorona/
http://rescomp.stanford.edu/~domingo2/stuff/fanorona_java.html
Mbola misy site betsaka hafa manaova rechercher @ Google hoe
"fanorona"
7. hery ( 26/05/2006 07:43)
Fiffi> io nasehon'i vancleef io aloha dia efa mety... saingy ireo dia fanorona contre ordinateur sady JAVA daholo :-)

dadabe> ie. manana projet fanorona aho fa mbola dezaka be. Hampidirina ao amin'ny lalao.serasera.org
Ny projet dia hita ato http://fanorona.tuxfamily.org
8. dadabe ( 26/05/2006 09:02)
mercii e=D=D

fa izany hoe :-w:-w hitombo indray izany ny ora hampiraikitra eto @ serasera :-w
9. Fiffi ( 27/05/2006 12:42)
vancleef , hery:): misaotra anareo an! :):-* =D=D=D
10. Fiffi ( 27/05/2006 12:48)
hummmm! tena manja eh! fa saingy mbola vao mihanatra fa toa resy foana zah zany :(
11. Fiffi ( 27/05/2006 12:53)
hery: nga tsy azo hatao etsy ankavia hoe "lalao serasera" ? @ zay tonga de mba hita rehefa mba te hilalao ?
12. prime ( 02/06/2006 10:28)
ouaips!!! tu as raison Fiffi...:@
13. Fiffi ( 04/06/2006 05:34)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1545