Sarin'i JEROME RANDRIA !

21. cutie ( 25/05/2006 15:33)
milay zany:P
22. Fiffi ( 25/05/2006 16:25)
cutie:
in ny titre an'io hira io :roll:

cutie: Hadinoy ny anarako.


23. cutie ( 25/05/2006 16:30)
io no hitako metimety t@ le hirany roa teo koa:roll:
24. Fiffi ( 25/05/2006 16:37)
cutie: ka nisesy le tsiambaratelo sy Hadinoy ny ananarako , tonga akia de :snif: :(
25. cutie ( 25/05/2006 16:48)
ah ok:P
26. Zina ( 25/05/2006 17:13)
ka aiza ilay sary e mbola tsy misy?
27. Fiffi ( 25/05/2006 18:04)
tsy mbola nahita eh!
28. Fiffi ( 25/05/2006 18:19)
cutie: vao tafiditra mihintsy akia zah de nandray andry fa tonga de lasa ndry ?:roll:
29. lemenakely ( 25/05/2006 18:51)
Marina fa tia anao
eny adala taminao
nefa moa raha sitrakao
ny handatsa ny @ izany
tsy maninona lazao
nefa hoy aho ADINOY NY ANARAKO!!...

hira an'izany ry zareo ah
30. Fiffi ( 26/05/2006 03:54)
Adinoy ny anarako
Adinoy ny amiko
Marina fa tia anao
Eny adala taminao
nefa moa raha sitrakao
Ny andatsa ny amin'izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho HADINOY NY FITIAVAKO

lemenakely: hummmmmm!!! manja eh!
31. cutie ( 26/05/2006 18:48)
hafahafa koa zany hira zany:roll:
32. Fiffi ( 27/05/2006 04:48)
tsara be koh!
33. cutie ( 27/05/2006 17:53)
io ve de tsara hihihihi:-D
34. Fiffi ( 28/05/2006 05:28)
hihihihi ka tiako be koh ! :-D:-D:-D
35. McFy ( 28/05/2006 14:20)
28 ny hirany ao farafahakeliny http://radiovazogasy.com/index.php?rub=radio%2Fplaylist&karoka=railovy&&debut=20 mazotoa mcfy less cutie
36. cutie ( 28/05/2006 19:27)
Mcfy,jerome Randria sa Railovy le misy 28 zany:roll:
37. Fiffi ( 29/05/2006 04:00)
cutie: ka i JR ange no namorona ny Railovy eh! ka na ireo hirany i JR io an! na ireo hiran'ny Railovy , azy hiany kah! izy hiany no mihira ao fa miarana @ vola sy Noro ny sasany.
38. cutie ( 29/05/2006 19:35)
Fiffi, hay ve e, za tsy nahalala:oops:
39. Fiffi ( 30/05/2006 03:04)
cutie: :) :-*:-*:-*
40. Zina ( 30/05/2006 22:46)
ary aiza le sary eeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4013