Sarin'i JEROME RANDRIA !

1. lemenakely ( 24/05/2006 15:01)
Mbà mitady izay manana ny sarin'ity mpanakanto gasy ity ny tena moa efa zokinjokiny ihany mbà mpankafy ny hirany fa dia tsy mbola nahita ny sariny.
novalian'i Andii ny 05/06/2006 05:24
2. cutie ( 24/05/2006 15:03)
za koa mpankafy ny hirany fa de tsy haiko we ohatran'iza zany :-D
3. Fiffi ( 24/05/2006 15:28)
Izy no mpihira @ Railovy , tsy aiko raha misy sariny ato @ tononkira http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=46
4. Herimiafina ( 24/05/2006 17:16)
Eeeeh, raha mba teto ampelatanako mantsy ilay disika 48tours izay an! Saingy navela any Dago fa tsy zaka e. Tahak'izay mba hafaka nandefa ho an'i lemenakely, scanner-na le sary eo amin'ny fonony dia vita.

Ary nareo ve manana Elianne sy Emma?
5. lemenakely ( 24/05/2006 17:39)
tsy manana aho fa saingy kosa ato antsaina ny tarehiny t@ tvm e!
6. Fiffi ( 24/05/2006 18:26)
lemenakely: de copieo zany koh! :-D
7. Andii ( 25/05/2006 10:15)
tena nalaza ho bogosy sy nandrava mihitsy anie hono izany Jerome Randria izany t@ mbola velona e!
8. dadabe ( 25/05/2006 10:28)
ndry angaha efa voarava :-D:-D
9. Fiffi ( 25/05/2006 10:28)
Andii:
tena nalaza ho bogosy sy nandrava mihitsy anie hono izany Jerome Randria izany t@ mbola velona e!
nandrava inona hono ? izy aloha de olona nalaza be mihintsy satria azy ny Railovy , bogosy ? heu.... :-D:-D:-D tsy tadidiko loatra fa efa nahita azy matetika mihintsy zah na de tena mbola zaza aza satria nifanolom-bodindrindrina de mijery ny répettion'nry Vola sy Noro koa!:)


10. agoago ( 25/05/2006 12:28)
Zah aloha mahita fa tsy mbola misy mahatoraka an'i Jerome Randria raha feo ny mpihira gasy e.
11. cutie ( 25/05/2006 12:37)
agoago raha hiran'ny kalon'ny fahiny de manaiky za:P
Henri Ratsimbazafy koa tsy adino:P
12. Fiffi ( 25/05/2006 13:01)
agoago: tena mihombin-kevitra aminao mihintsy zah aloha @ io an!
cutie: i Henri Ratsimbazafy koa aloha tsara feo an!
13. cutie ( 25/05/2006 13:37)
hira roa fotsiny akia no ao @ rvg hiran'i jerome randria :cry:
14. Fiffi ( 25/05/2006 13:42)
andraso jereko fa toa manana aho ato an!
15. cutie ( 25/05/2006 13:47)
fiffi ok:P
16. Fiffi ( 25/05/2006 14:00)
cutie: tena :( zah akia ato an! misy hiran'ny Railovy mandeha ato zao le hoe:

Efa nilazaiko ianao
Nihilazako ny tsy ambara-teloko
Efa notihaviko ianao
Ny fitia tsy hay nafeniko
Nefa halahelo sy tomany
No nozakaiko noho izany.:(
17. cutie ( 25/05/2006 14:27)
in ny titre an'io hira io :roll:
18. Fiffi ( 25/05/2006 14:40)
cutie: wèèèèèèèèèèèèèèè :-*:-*:*:*:*:*:-*:-*:-*:-*:-*

Io no tsy hambara-telo !! hummmmmmmmm io mandeha io le hira an! hummmm
19. cutie ( 25/05/2006 14:44)
za vo saika hanontany we henon-jy ve:P
20. Fiffi ( 25/05/2006 15:00)
hihihihhi tena nankafy eh! :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1417