mba te-hivarotra Mercure rouge Naturel avy anaty tany. - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

mba te-hivarotra Mercure rouge Naturel avy anaty tany.

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra : [quote=jahyan] Ny tenanay dia Gasy tia mande,surto...
Valiny : 0
Pejy: Voalohany  < 2 3 4
3AS_Mada - 30/01/2018 07:37
jahyan
Ny tenanay dia Gasy tia mande,surtout cote-est aty@nay,saingy lavitra no mila financement raha resaka expedition goavana toy itony ry zareo k ho anay tsy dia ampy vola dia ny maso ho mena sady rera-poana rah tsy misy vola,fa tsika mbola mahita toerana afaka hakana an'izany,fa izany hany no olana avy aty amiko.Ny resaka dia an-tongotra dia efa ts olana fa efa zatra satria efa zana-drazana.Couleur ny any-hg_rouge,vert,noire/rouge no ahetsika@naz io(ala kitroka mbola ahitana babakoto sy ny fady isan-karazany,anaty grotte.Vao tonga 3andro zah io m'trav an'zany mihitsy saingy tsy ampy vola,ka mikasa hiverina indray rehefa vita io 26juin io,satria any une semaine fety foana,dia afaran'io noana daholo ka tsy maintsy miasa zareo fa lany vola,ka eo no tiako hiverenana indray manao finition ny diako teo


Liana amin'ny hafatrao aho, tsy nametraka laharana ianao fa alefaso mail amin'ity adiresy ity ny numero anao, presidence@mada.mg . Misaotra anao
Valio | Miverina eny ambony
tefipopman - 06/02/2018 14:48
Miarahaba antsika rehetra.
Mbola manantitra hatrany aho fa mividy mercure couleur (Rouge, doré, rouge cafard, vert, bleu, noir ary cristallisé diamanté).
Mpandray matotra ny antsika ary tsy manambaka fa "vérité de prix"*** avy hatrany no hitanao.
Sitrako tokoa raha mba olona matotra sy azo ifanarahana tsara no mi-contact ahy.

Mankasitraka indrindra.
sitrakatefirand@gmail.com
Valio | Miverina eny ambony
rado207 - 23/03/2018 10:49

andryeh

Misy mandray huile de synabre ve ?
mbola misy ve le huile de synabre d firy ny densitéany. ty ny contact ako 0343198788
Valio | Miverina eny ambony
rado207 - 23/03/2018 10:58

tefipopman
Miarahaba antsika rehetra.
Mbola manantitra hatrany aho fa mividy mercure couleur (Rouge, doré, rouge cafard, vert, bleu, noir ary cristallisé diamanté).
Mpandray matotra ny antsika ary tsy manambaka fa "vérité de prix"*** avy hatrany no hitanao.
Sitrako tokoa raha mba olona matotra sy azo ifanarahana tsara no mi-contact ahy.

Mankasitraka indrindra.
sitrakatefirand@gmail.com


bonjour firy ny numero azahoana anareo
Valio | Miverina eny ambony
rado207 - 23/03/2018 11:02

Bob Nono
Miarahaba antsika !! iza nga le mitady mercure blanc ??

mbola misy ve io blanc io d firy ny densité any
Valio | Miverina eny ambony
falya - 14/04/2018 13:06
Salut doly! Mbl mande ve le souffre?
Valio | Miverina eny ambony
tefipopman - 16/04/2018 08:22
falya
Salut doly! Mbl mande ve le souffre?


inona ny lokony?
Valio | Miverina eny ambony
Tefipopman - 17/04/2018 08:50
madaMercure
Aaa ka, nareo no mamita ny fombafomba rehetra dia izahay no maka azy ao anatin grotte amin?fomba siantifika

raha nanao test t@téléphone ve dia maty ilay phone ary nofonosina tsara dia possible ahazoana vola avant an'ny descente?
sa ahoana ny procedure anareo?
Valio | Miverina eny ambony
tefipopman - 11/06/2018 14:15
Salama daholo! Mbola mitady ary mampiditra mercure couleur izahay!
prix international ihany.
sitrakatefirand@gmail.com
+261346715015
Valio | Miverina eny ambony
tefipopman - 31/07/2018 08:36
Bonjour!
Mampiditra mercure maty koa izahay, 13,5 minimum ny densité ilaina!
Merci.
Valio | Miverina eny ambony
mirado92 - 08/08/2018 17:23

tefipopman
Salama daholo! Mbola mitady ary mampiditra mercure couleur izahay!
prix international ihany.
sitrakatefirand@gmail.com
+261346715015
ianareo ve izany baileur afaka mande source sa aon
Valio | Miverina eny ambony
mirado92 - 10/08/2018 14:29
Misy mercure couleur at.fa mila detecteur izy no vonona.ty ny laharana azahoana ahy.0348087940
Valio | Miverina eny ambony
Tefipopman - 14/08/2018 07:19

mirado92
Misy mercure couleur at.fa mila detecteur izy no vonona.ty ny laharana azahoana ahy.0348087940

Bonjour! afaka mandeha source izahay ka! fa mila entana assuré tsara fotsiny.
Valio | Miverina eny ambony
mirado92 - 14/08/2018 16:16

Tefipopman

mirado92
Misy mercure couleur at.fa mila detecteur izy no vonona.ty ny laharana azahoana ahy.0348087940

Bonjour! afaka mandeha source izahay ka! fa mila entana assuré tsara fotsiny.
ny tsara miresaka mivantana ra eto tana enao fa ra entana efa diso assure b njai
Valio | Miverina eny ambony
Pejy: Voalohany  < 2 3 4