TAXI gasy dia tena efa misy ratsy kosa e!....

1. 4mimananelatra ( 18/05/2006 12:27)
Mbà mahatonga saina ihany leiretsy ny taxi sasantsasany eto amintsika eto fa misy tena efa ratsy ! efa nanaovan'ingahy FRANCIS TURBO hatsikana moa ny momba azy ity ,misy 2 cv na 4 l hitanao mihodina ny pneu ao aoriana raha sendra mitodika,misy tsy misy réservoir intsony fa tavoahangy na bidon kely dia asiana tuyau kely ,nefa misy mifoka sigara ny saofera sasany,misy efa maty amortisseur sy transmission ka raha vao mandeha pavés dia atahorana hizara karatra ny fiara,ny pneu efa rechapé in-5 sy tip-top sns...

Ho maro in1 izao ny hiteny hoe ka omeo ary izy e!film efa mandeha izany fa tsarovy fa ny aina tsy ananam-piry fa tokana..firifiry moa ireo loza izay vokatry ny tsy fitandremana?
Raha io fahantràna io foana no anaovana sentiment dia eee tsy hisy zava-banona, tadidio fa raha tsy nandray fepetra henjana i RAZANAMASY dia baranahiny ny teo ANALAKELY teo iny avenue de l'indépendance iny indrindra indrindra ...toerana izay nampiteny ny moana taloha (mpivarotra etsy mpangarom-paosy eroa embouteillage etsy ....)
Asa aloha fa dia eritreritra ny ahy iny! mety ho marina mety ho diso
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 12:46
2. vale ( 18/05/2006 13:50)
indrisy fa vokatry ny tsy fahampian'ny asa daholo izany , ka zara aza mbola afaka nandeha teny ilay fiara mba hampidi-bola,,,, fa miombon-kevitra aloha izaho @ lay tianao hotenenina (ngamba) hoe>> mety hampidi-doza izy ireny!!
Inona ary nefa no tokony hahafaka io olana io?:-w
3. agoago ( 19/05/2006 06:04)
zah aloha raha taxi hitako ratsy izany tsy mandeha aho e.Efa nariana taxi andalana aho mantsy, tsy tonga tany @ izay aleha.Raha tsy misy mitaingina azy ireny ny mpandeha dia hijanona ho azy izy.
4. boubounezy ( 19/05/2006 13:40)
za ndray alou dé refa tonga any @ taniko za dé efa faly e!:lol:fa t@ za nanao vacance tany dé tena sempotra ny setroka essence sy latsandranomaso tsy fidiny mintsy fa mahery bé le fofony miapy ny setrotsigara ny chauffeur, @ zany ny bruit ny lé 2cv tsy ita iainana fa nefa tena noreveko manja fa satry any @ taniko za ary tena faly be za t@ zany ka ra oatra ka maty tampoka vokatry zany za dé mba farafaratsiny maty tany @ taniko. zany nefa tsy midika fa tsy tokony hivôtra tsika gasy na mahay système "D" aza tsara ny mivôtra ka! satry tena miteradoza mintsy ny toy zany refa tena dinihina an!:-D
5. fasaly ( 19/05/2006 14:25)
zay nge wa bounezy e! rehefa mbola mahavita mikodiadia izy ka tonga am zay alehany de reveo manja e! ka ireny anie no mora ny course e! zà kalou de mifanjombaka anreny mahintsy e! salanitra ery zà mahita ny ao anatiny ao tena variana:-D:-D:-D:-D
6. bilakarenjy ( 14/06/2006 17:39)
Anisany TAXI favo mihitsy ny taxi gasy ry 4mi .Azo sokajiana ho isan\'ny mateza sy maharitra indrindra .
Dia aleo ary avadika ny tantara amin\'izao fiainana iainana any izao .Atao hoe:Mercedes sy volswagen ary ireo fiara TDI sy HDI ary CDI ngeza be sy mamiratra no hasolo ireo 4L sy 2CV sy 404 sy R5 sy R11 sns ,izay mbola mandeha amin\'ny essence daholo ary tsy maintsy manao plein foana (50Litres
7. anjeliko ( 03/09/2007 12:46)
4mimananelatra:

Mbà mahatonga saina ihany leiretsy ny taxi sasantsasany eto amintsika eto fa misy tena efa ratsy ! efa nanaovan'ingahy FRANCIS TURBO hatsikana moa ny momba azy ity ,misy 2 cv na 4 l hitanao mihodina ny pneu ao aoriana raha sendra mitodika,misy tsy misy réservoir intsony fa tavoahangy na bidon kely dia asiana tuyau kely ,nefa misy mifoka sigara ny saofera sasany,misy efa maty amortisseur sy transmission ka raha vao mandeha pavés dia atahorana hizara karatra ny fiara,ny pneu efa rechapé in-5 sy tip-top sns...

Ho maro in1 izao ny hiteny hoe ka omeo ary izy e!film efa mandeha izany fa tsarovy fa ny aina tsy ananam-piry fa tokana..firifiry moa ireo loza izay vokatry ny tsy fitandremana?
Raha io fahantràna io foana no anaovana sentiment dia eee tsy hisy zava-banona, tadidio fa raha tsy nandray fepetra henjana i RAZANAMASY dia baranahiny ny teo ANALAKELY teo iny avenue de l'indépendance iny indrindra indrindra ...toerana izay nampiteny ny moana taloha (mpivarotra etsy mpangarom-paosy eroa embouteillage etsy ....)
Asa aloha fa dia eritreritra ny ahy iny! mety ho marina mety ho diso


Marina mitsy léis zany koz zany a ! Raha hiantra ireny olona ireny d maro ny aina hafohy noho ny baranahiny ! Efa tsy maha feno ny fepetra rehetra eo @ fiarovana ny ain'ny mpandeha ny fiara iray d tsy tokony hiasa akory !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.291