manahoana

1. heriw ( 16/05/2006 18:16)
mba te hahalala bebe kokoa ny fomba ahaizana ny hypnotisme aho fa mba te hahalala bebe kokoa momba azy io mba homeo valiny mahafampoa aho tompoko fa hilaiko mafy raha azo atoo^oBold text












novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 06:03
2. zama91 ( 16/05/2006 19:13)
:?:
3. Fiffi ( 16/05/2006 19:24)
http://membres.lycos.fr/theaph/hypno.html
http://www.rosicrucian.com/foreign/zinefr/pamfr025.htm
http://psychiatriinfirmiere.free.fr/infirmiere/formation/psychiatrie/adulte/therapie/hypnose.htm
mba nahita an'ireo aloha aho sao dia hafaka hanampy anao.
4. arson ( 17/05/2006 05:11)
Manahoana eanao!inona ny vaovao e!tongasoa eto @ serasera enao.
Tsy de mahita ambara ny mikasika anio za satria na ny mombamombanao ary tsy mazava akory.sa rainizavona fotsiny?
HAHAHAHAHA!tena optimist tokoa sa tsizany ry fiffi!
aza tezitra a!:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 17/05/2006 06:26)
6. keirah ( 28/05/2006 14:51)
manahoana e!
7. Fiffi ( 29/05/2006 06:03)
salama e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5568