tara fotoana 2 andro

61. watafon ( 17/05/2006 16:35)
sekiré mihitsy k ! nefa ange raha nambarany tato d tsy sekiré tsony e!!:-D
62. bellla ( 17/05/2006 18:43)
ka ny ahy indray ry reto de tsy tara 2 andro zany fa efa ho 3 volana izay a; zah anefa tsy bevoka ary tsisy mampanahy ahy kou satria zah tsy miaraka amin'ol. Zah anefa tena salama tsara. De inona kou re no mety ho antony e!
63. Fiffi ( 17/05/2006 19:00)
misy zazabe zany ao ambadika ao zany ! sady efa 3 volana ve ? :-D:-D
64. fijo ( 17/05/2006 19:07)
tsy nandalo intsony izy fa efa "rose indray ny la vie e".
65. Fiffi ( 18/05/2006 07:42)
la! la! la! je vois la vie en rose ! :-D:-D:-D:-D:-D
66. watafon ( 18/05/2006 12:09)
izany tokoa angamba e!
bella: tena marina v zany akia ?
67. Fiffi ( 18/05/2006 13:12)
bella: hummm ! misy zazabe ao hoa an!
68. bellla ( 18/05/2006 15:10)
eny aky a! tena marina zany fa tsy mba lainga an,
Fiffy, inon ky zany zaza be zany?
69. watafon ( 19/05/2006 06:51)
effet psycho zany akia ry bella an ! le zaza be lazain'i Fiffi ndray d ts haiko loatra k !:-D
70. Fiffi ( 19/05/2006 13:56)
ountsss: koh hoe efa en retard 3 mois zany hoa efa zazabe koh! :-D:-D:-D:-D
71. bellla ( 19/05/2006 17:21)
kanefa de tsisy zaza zany ange
72. Fiffi ( 19/05/2006 18:17)
de rivotra 3 volana ve zany ? :-D:-D:-D:-D
73. fijo ( 19/05/2006 20:25)
de iza no paompy tao?hi hii
74. Fiffi ( 20/05/2006 05:29)
:-D:-D:-D:-D
75. watafon ( 20/05/2006 14:08)
:-D:-D:-D
76. bellla ( 20/05/2006 16:30)
:-D
ka le tena mahagaga anah ami le iz tonga ihany ndray refa te-hotonga.
77. watafon ( 20/05/2006 17:22)
k zay no lazaiko oe! psycho zany wa !
78. fijo ( 20/05/2006 20:18)
ary sao dia misy voa izany ny saina????ziva ziva io an
79. Fiffi ( 21/05/2006 14:08)
manao fangalapery reh zany eh!
80. watafon ( 21/05/2006 18:50)
Fiffi: fangalampiery ahoana kou ary ! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2892