tara fotoana 2 andro

1. cielbleu ( 12/05/2006 14:01)
Manaona daolo ianareo ao, tena tara fotoana roa andro aho dia bikina ve e! mba ampio aho re e!
2. Zina ( 12/05/2006 14:29)
2 andro mbola fohy loatra ahafantarana an'izany une semaine au moins..de raha mbola tsy tonga dia mandehana any @ farmasy manontany an'ilay testa na maha bevoka ireny...
3. fasaly ( 12/05/2006 14:41)
tena bikina anjy cielbleu fa inona no nataonjy tao e: mba torohy :°):wink::*hevitra zà aky .e! mb0a ho bikina kounkou
4. gasypantin ( 12/05/2006 15:01)
angaha tsy misatroka i ramose @ période d'ovulation e
5. Fiffi ( 12/05/2006 16:18)
tara 2 andro kosa aloha mbola aingana loatra fa tena hoe au moins 1 semaine an! enfin ! arakin'ny fahafantarako azy aloha fa dia ireo misy dokotera hamaly.:)
6. bellla ( 12/05/2006 16:26)
tena misy zvtsa nataonjy ky tao ry cielbleu mahamahina anjy toy io? anjaso tokou le 1 semaine fa raha mbola tsy tonga amin'io zay njy vao manaova teste.
7. kiali ( 12/05/2006 16:29)
tena bikiko ihany zany le cielbleu le!! :-D:-D:-D
8. Vaika ( 12/05/2006 16:37)
cielbleu : raha ara-potoana foana ny règles-n' i toi dia dien'izao dia mihazakazaha mihinana pillules du lendemain !
NorLevo ohatra, dia dans les 72 h no tsy maintsy atao ka mandehana haingana any amin'ny pharmacie na mandehana any amin'ny planning familial amin'ny quartier-nao. Sady libre no anonyme !
Entre-pà, ny test de grossesse (très fiable !) dia remboursé par la sécu dia mankany amin'ny dokoteranao fotsiny.
NB : aza hadino ny manao test VIH (anjaranao ny mandinika !)

9. Zina ( 12/05/2006 16:43)
ry kiali zany tena maneso fotsiny tsy mba manampy.
10. booboo ( 12/05/2006 16:46)
Eeeeeeeeeeh ! ny pillule du lendemain 72 heures, fara faha tarany, afaran'ny rapport sexuel no tokony hihinana azy sao mananao foana any !

manaova test de grossesse fa na tara 1 andro aza ny règle dia efa possible détecter lé horomone-na grossesse iny ( clearblue fiable ). Dia avereno indray afaka andro vitsivitsy.
11. Fiffi ( 12/05/2006 17:33)
kiali: aza hatao vazi2 kosa hono akia fa mijaly ny zanak'olona an!
12. kiali ( 12/05/2006 17:57)
fasaly:

tena bikina anjy cielbleu fa inona no nataonjy tao e: mba torohy :°):wink::*hevitra zà aky .e! mb0a ho bikina kounkou



zah mahay fasaly fa avia an!
13. Fiffi ( 12/05/2006 19:05)
14. fasaly ( 13/05/2006 02:28)
kiali: marina veuh zany?????aza tara aza manoro ahy an!:wink:

io re zay tara roa andro kou veuh de bikina fa nareo kou tena taitaitra be zany, ny anany aza efa ho 1 mois tonga ihany avy eo raha ohatra ka tsy nanaoanao foana?????shhhhhh:°)
15. fasaly ( 13/05/2006 02:29)
i cielbleu aza ts mbola tonga ihany nanazava ny fandehany fa mba resaka kou ka hatao e!:wink:
16. watafon ( 13/05/2006 04:42)
cielbleu, raha regulier tsara ny cycle nao d mety ho bikina enao , fa raha miovaova d mety mbola ho tonga ihany ! fa ny tsotra indrindra d manaova test de grossesse e! amzay tsy misalasala !
fasaly: mbola hummm !!!!:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 13/05/2006 04:51)
fasaly: ountssss ! de andeha ho tantarainy eto kosa ve akia ny nataony ? :-D:-D:-D:-D
18. watafon ( 13/05/2006 04:58)
Fiffi: iza no mahita kou !:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 13/05/2006 05:38)
wata: ireny zavatra ireny kosa anie ka :-$:-$:-$ eh! iza no mahita ahoana kosa ? :-D:-D:-D:-D:-D:*
20. diamondra27 ( 13/05/2006 06:49)
cielbleu: raha nisy ny firaisana ka tsy nanao capote na sterilet na contraceptif hafa njy de mety ho bikina 'zany.
Vao voalohany io fahatarana ioa sa matetipitranga? Sao de miova kosa ny toebatanjy
misy manko hoe: 28j ny cycle de sao niova tampoka!!!
de ahoana, inona ny solution @izany? Tanjemo sao alàna an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0977