fisaorana

1. johany1234567 ( 11/05/2006 11:01)
tsy dia be teny hambara aho fa faly fotsiny tafiditra eto @serasera koa miarahaba anareo namana mpikambana ary indrindra irea mpandrindra ny fandaharana misaotra betsaka nanaiky nampiditra ahy ho mpikambana tsara sy mahafinaritra ny zavatra toy izao ka tohizo hatrany arytsy ho irery ireo gasy monina aty am-pita @ izao fandaharana ataonareo izao koa misaotra eram-po anareo mpandrindra rehetra ny tenako bisous
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:39
2. Fiffi ( 11/05/2006 11:30)
tongasoa johany1234567 dia mahereza mi-forum fa namana daholo ny eto ! ary aza misalasala an! :):-*
3. Fiffi ( 11/05/2006 11:35)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0036.gif[/IMG]
4. arson ( 11/05/2006 11:44)
Salut JOHANY PAOLY FAHA 1234567!
Bisous koa aloha no voalohan-teniko dia misaotrantsika isika samy tafiditra ato.
Tena mahay mikabary aloa nareo e!sa izany no maha paoly faha 1234567 anareo?
fiffi a! tandremo ny mi-forum a!fa mba sasao tsara e!
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
5. Fiffi ( 11/05/2006 12:03)
ny..?
6. arson ( 12/05/2006 06:22)
...hevitrao fa inona indray e!
aza mieritra2 zavatra hafa oa!
aouh!sao dia tezitra fa za be vazy2 an!
:{
7. Fiffi ( 12/05/2006 11:10)
:wink:
8. Fiffi ( 12/05/2006 11:10)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. vale ( 13/05/2006 20:07)
tongaso zany i johany ko!:-*:-*
10. arson ( 15/05/2006 06:00)
11. Fiffi ( 15/05/2006 06:29)
12. Fiffi ( 15/05/2006 06:29)
arson: ho an'iza hono ?:-D:-D
13. arson ( 15/05/2006 11:09)
fiffi:inona no aniza fa tsy azoko raha tsy mandeha tomobila za!sa enjehiko @inona?
vale:vale de pique alo sa inona le vale e!
hihihihi :lol::lol:
14. Fiffi ( 15/05/2006 12:02)
mody fanina indray arson an! :-D:-D:-D le :* re eh! :-D:-D:-D
15. arson ( 16/05/2006 04:51)
fiffi:hay ve io e!ho an'izay mahatsiaro e!sa ahoana hoy enao.
johany:fa maninona enao no tsy mba mamaly mihintsy na de mitsidika kely eto fotsiny ary mba mametraka souvenir?:evil:
16. Fiffi ( 16/05/2006 05:39)
arson: f'ita hoa eh! i johany1234567 tsy nitsidika intsony!
17. arson ( 16/05/2006 06:19)
tena marina zany!hahahah:-D:-D
18. rijaina ( 03/06/2006 16:50)
MIARAHABA NY NAMANA REHETRA ETO AMIN'NY SERASERA NY TENAKO. ARY MINO FA HIFANERASERA TOKOA ISIKA? KOA AFAKA MIFANDRAY ETO AMIN'ny SERASERA SY AMIN'NY ADIRESY MAILAKA : fa mbola tsy omeko. Mametraka veloma mandrapihaona azafady fa mandra-panoratra vetivety fa mbola tsy manan-kambara aloha amin'izao. javascript:emoticon(':lol:')
Laughingjavascript:emoticon(':D')
Very Happyjavascript:emoticon(':o')
Surprisedjavascript:emoticon(':-D')
javascript:emoticon(':-D')
19. Fiffi ( 04/06/2006 05:37)
rijaina: tongasoa enao :D
20. Fiffi ( 04/06/2006 05:39)
rijaina: de mba fenoy aloha le momba anao fa tsy fantatra na lhl na vhv :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9925